Miarahaba antsika namana rehetra!
Vita soa aman-tsara ny fifampiarahabana tratry ny taona 2011 ny namana serasera dago, izany dia natao teny vontovorona ny Alahady 09/01/11.
Maro no tonga nanatrika na dia hoe amehana ihany aza ny nanaovana ny fihaonana satria nararaotina ny fotoana izay nahateto an'i Hery.
Nahafa-po ny rehetra ny zavatra natao tany, tao ny nilomano, tao ny nihira, tsy ho voatanisa tsirairay eto ireo namana tonga fa sao misy adino fa dia misaotra izay nikarakara.
Nisy ireo namana efa ela tsy tazana no tonga ary nisy koa ireo namana vaovao.
Ny sary dia tsy ananako fa dia any anaty facebook any no efa ahitana ny sasantsasany.
Mankasitraka e, dia enga anie ho tratry taona mitsingerina daholo sy ny fihaonana manaraka .
izaho koa ary ra-hery tsy mahita ny sariko any anaty fb, dia miandry izay sitrapon'ny mpaka sary hoe aiza no nasiany azy e! Angamba tsy tian'ny fakantsary na dia nalain'ny mpaka sary aza.
lol mdr tpt
miarahaba ny rehetra ô
hery any ve tsy feno sary ee lol
naritsimba aza mitaitaina fa feno sarinao
dia ahoana aza ny fomba fampidirana sary eto! aty amiko aloha feno sary eee hatramin'ny kely indrinda ka hatramin'ny lehibe indrindra
zao ve ranga vao ita ity nefa ny fihaonana manaraka aza efa ho avy atsy ho atsy mdrrrr