Ny maha TGV and CO azy dia ireto ! tsisy hanalà na mitsy !!
1. tierrywui
(
09/01/2011 04:58)
Tena angadin'ny TGV and CO raha ny :
----- "fisehoana milay ,
----- "manambonimbony tena sy miseho manajanaja tena be hoe tena zavatra
----- "rehefa imason'oul fotsiny io fisehosehoana nefa tsisy apoaka akory io raha ny marina a
----- "de mizesizesta ,sy miteriteri-kiho rehefa miteny na manoratra manambony tena sy miseho avara-pianarana izy mianakavy ! nefa zero rehefa arahina akaiky! zesta be fotsiny
----- " otran'ny de tena hoe "mafy be" sy matanjakabe" izany raha ny resany no henoina
----- "manambany ny Malagasy toa azy ! indrindra ireo maintimainty eny ambany tanàna !
----- "mamerina ny resaka "andevo sy andriana" (nitomany teny an-drova ,ny santa-bary ,voalohan-taona ... )
--------------mitomany ho ray aman-dreny nefa zazakely tsy ampy taona
--------------Ny fianarana zara raha nahatody ,Bac-4
--------------le formation leadership sy management DJ no mba base -ny ...
--------------Ny Formation militaire mou de tsisy fantany fa de ny hanabatibaty sy ny hanambanimbany ny TAFIKA ary ny nanagadragadra azy no tena nataony !
--------------Général firy Colonel firy no nogadragadrainlah hatramin'izao ?
..............mpanao politika firy sy olona tsotra firy no any am-ponja izao
--vao miresaka an'izany koa ah defa te hampiasa an'ity mipoakako ity mafy leee....goagoahiko any elah fa tsssssshhh

répondu par andrywui le 11/01/2011 10:47
3. andrywui
(
11/01/2011 10:47)
Ifiona ...! tandremo fa terrywui fopla io manao ps eo ambony io a !
ity zao vao tena zah koa fa mbola fopla koa ireo ao ambony ao ireo ! zao vao zao mihitsy ah zao vao ity !... ka iza mo fa tsy le ouioui dit pikatti iny ihany io manaonao foana io e
ka aza taitra amin'ny adalan'ireo ifiona fa tena tsy zah io ! kozy ee