Mitady an'ity rap gasy ity

1. sitlo ( 09/12/2010 09:16)
Foko sôlô

Mpihira: Raslam + Tongue Nat
Taona: 2002 tany ho any no nivoahany tao amin'ny HH taranja
2004 tany ho any nisy version vaovao, niova kely ny fiv

Tonony: misy hoe

... ny fitiavako anao ohatra ny elanelan'ny tany sy lanitra
tsisy fiafarana
Raha ny fitiavana no misy fady
dia izaho ilay gadra tsy tan-dalàna.
Hanolotra an'izay tsara,
hanao izay rehetra mety.
Fitiavana lalim-paka ohatra an'i Romeo sy Zilety...
répondu par andrywui le 07/04/2011 11:37
2. andrywui ( 07/04/2011 11:37)
tsisy mahalala anzany ony ny pokna ry bainnn fa mety i dadabe anay zao mety ahakobo anzay fa ndraso demandé ko lery , de omeko anlah eto ihany le izy refa tafa ah a , ? ok a+
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9793