iza no tinareo ??
1. bazylou
(
07/12/2010 12:12)
ny zava miseho any ci sa any mdg ? raha nilamina sy nijanona teo manko ire gisalahy roa ireo dia CI no nisy tao mdg.
Mandritran'izany aloha dia mitohy sy tokanana ihany ny zavatra vitan'ny tgv etsy sy eroa.
Merci tgv
Beuuurrrk
Mandritran'izany aloha dia mitohy sy tokanana ihany ny zavatra vitan'ny tgv etsy sy eroa.
Merci tgv
Beuuurrrk
répondu par andrywui le 10/12/2010 10:44
2. ziva6
(
07/12/2010 15:40)
inona moa ny zava-bitany tgv,hotel de ville ve? raha vao nilatsaka ho fidiana beny tanàna lery d io no mba programan'asany ary zay no anisany nifidianana vahoakany Antananarivo azy t@ zany,hitany anefa fa tsy ho vitany d ny fanongam-panjakana no lalana tsotra havitana azy.Tsy misy zava-bitany ho any Mcar na kely aza fa aza d mirehare fa fahoriana no nomeny ny vahoaka.
3. rijadolly
(
07/12/2010 16:53)
Io ary ilay no teniko fa ny vitan'sasany tsy azo hoanina fa ny vitany zaraina tahakan' mofo mamy....
Sady ny vitan' teo aloha anie kely dia izay ANGAMBA no antony , dia tsy nasiana balbe ô! ho an' mpanakarena ny lalana hoy ny sasany izay.
Mifalia ry zatovo ô,nefa....ny indray andro aza anariana ny hoavin' taranaka any aoriana.

4. jiolah
(
09/12/2010 13:16)
raha tsy nosimbain'ny fozaorana ny zavatra sasany angamba efa lasalasa ihany .Fa le ory hava-manana tsy afaka mihitsy e.Zao elah votery hanarina an'zao retraretra zao
5. bazylou
(
09/12/2010 18:45)
tsy olana izany na manangana vaovai indray e, ary tsara koka noho ny teo aloha koa anie le teo e.
beuuurrrrkk
beuuurrrrkk
6. andrywui
(
10/12/2010 10:44)
marina zany letsy a !... nosimban'ny tgv ny zavadrehetra hon hon hon
sali raouioui ! ary hendry be toi amle jiolah a !
raha tsy nosimbain'ny fozaorana ny zavatra sasany angamba efa lasalasa ihany .Fa le ory hava-manana tsy afaka mihitsy e.Zao elah votery hanarina an'zao retraretra zao