afrikana ve ianao

1. vonynive ( 12/11/2010 06:07)
asa na efa nandalo teto ity zavatra 1 ity na tsia
tsy voadikako @ teny malagasy fa miala tsiny mialoha aloha, nefa heveriko fa ho takatry ny maro ihany ny dikanteny.
natao hampihomehy izy ity, natao hampandinintena koa anefa fa sarobabay re, tompoko, ka zay voa aza tezitra e!
Qu'est ce qui fait de vous un vrai africain?

1. Vous déroulez tous vos cadeaux soigneusement, de sorte à ce que vous puissiez réutiliser l'emballage.

2. Vous appelez une personne que vous n'avez jamais rencontrée avant, tonton ou tantie.

3. Plus de 90% de la musique CD et cassettes dans votre maison sont des
copies illégales.

4. Votre garage est toujours plein de bricoles parce que vous ne jetez jamais
rien, juste au cas où vous en auriez besoin.

5. Vous avez une collection de bouteille miniature de shampooing de vos
séjours dans les hôtels. (Gocool, coeur doux, fierté africaine....).

6. Vous avez presque toujours en voyageant en avion des excédents de
bagages à cause des cadeaux à ramener à la famille au pays ou , en partant
à l'etranger , à cause des denrées alimentaires locales.

7. Tous les enfants ont des surnoms ennuyants (genre Papou, Papitou, Papi,
Mignon , Bijou , ma fille etc...).

9. Personne dans votre famille et entourage ne vous informe qu'il vient pour
une visite , sauf lorsqu'il est arrivé (oncle, belles soeurs, neveux, cousin, ami,
copine ...)

10. Vous faites seulement les appels téléphoniques à un taux meilleur marché
la nuit ou biper (particulièrement signaleurs).

12. Vous n'avez jamais moins de 20 personnes pour vous accueillir à l'aéroport ou pour partir méme si c'est un vol local.

13. Vous continuez à changer votre fournisseur de service Internet ou de
telephonie mobile parce que le premier mois du nouveau fournisseur est
gratuit. (j'en connais certains Ohhh!.....).

14. Les fournitures de bureau trouvent mystérieusement leur chemin à votre
domicile. (tronbonnes , agrafeuses, goupilles de bureau, poinçonneuse, scotch,
etc...).

15. Quand vous étes jeune, vos parents vous achètent des vétements et des
chaussures au moins une taille trop grand de sorte qu'ils durent plus
longtemps..

16. Quand il y a des réceptions au bureau ou chez des amis, nous emportons
90% de la nourriture dans des sachets bleus ou noirs..

17. Nous détestons nos collègues qui sont compétents et rigoureux dans leur
travail. Il se prend pour qui celui- là !!! il fatigue les gens , tchrrrrr !!!! on peut
méme pas étre un peu en retard méme !!

18. Nos activités principales sont : l'affairage , le commérage , le show.

19. Nos jeunes frères et soeurs ou personnes que nous hébergeont ne
contribuent jamais aux charges du foyer.

20. Nous n’avons pas le sens de l’honneur, ni de la responsabilité.

21. Nous sommes préts à envoyer des déchets toxiques dans nos pays pour
tuer nos frères pour quelques billets d’euros ( ... ).

22. A l'approche des élections les carrefours sont bondés de canaris " tombés
du ciel" (personne ne les a mis là généralement).

23. La notion de cousine reste très ambigüe de nos jours, et surtout, celui-ci
est mon bon tonton qui me dépanne de temps à autre, (ce qui est devenu la
mode, pourvu qu'on ait du plaisir).

24... Malgré toutes les croyances ( catholique , musulmans , ....) on reste tout
de méme attaché au vieux marabout du quartier d'à côté et aux traditions du
village.

25. Méme si à la maison on ne mange pas, ou que tout est calculé avec de
maigre poissons dans la sauce, dehors on fait bien le riche (poulets, viande,
boissons à gogos ...) et la frime est une marque déposée..



répondu par milamm le 05/03/2011 01:55
2. AndriambyII ( 12/11/2010 07:11)
Mentalité ouest africain !! sa tsy izany ?? ah ah ah ah !!
3. jiolah ( 12/11/2010 13:18)
de samy mandini-tena avy. Le harona sachet rehefa reception aloha de tena tsy anavahana saranga fa na debabe na mafy ady de manao an'io ary mateti-pitranga.De amin'io eo koa le tsy miala ambody latabatra raha tsy foana ny kaly rehefa mba fetifety any am-piasana ireny.
4. sylvaine ( 12/11/2010 14:15)
lolllllllll!!!!!c vrai an
5. sitlo ( 12/11/2010 17:58)
Fanararaotana ny tsy fahalalan'ny afrikanina itony sarobabay itony.

fa ny tena marina, bobaka koa ny tsy afrikanina no ohatra an'ireo. Ary bobaka ny afrikanina no tsy ohatra an'ireo.

stereotype :P
6. vale ( 12/11/2010 22:52)
Bjr,
tsy ireo rehetra voalaza ireo kosa no ataon'ny Malagasy e, ary tsy ny Africains ihany koa no voakasik'ireo voatanisa ireo!
fa mba rahoviana ihany angaha vao tsy hisy intsony ny fanaovana pré-jugement ny afrikanina?! anefa anie dia tsy ny africains ihany no manao hadisoana, fa raha vao ny africains dia hoe izay mihintsy izy ireny kah! , dia izay zavatra sy toetra mety ho ratsy rehetra dia ny africains izay!,,non mais...o_O,,mapalaelo ihany le fisainana, na isika malagasy koa aza lasa manaiky izany fi'classevana ratsy antsika sy ny africains izany!
Et les blancs , leurs enfants ne se curent pas leurs nez comme tout autres enfants et mettre le doigt dans la bouche après??, ils ne volent pas, etc, etc,,,,LOL.
7. nannie ( 13/11/2010 05:59)
Metisy aho raha izany...
8. vale ( 13/11/2010 12:46)
tssssss..; tsy ny africains ihany no manao ireo toetra ratsy voalaza ireo aloha e!, ohatra fotsiny nanaovan'ny "blancs" lavage de cerveaux taloha oe: ny lava orona no tsara, mdrrr, tena izay tokoa ve anefa ny ao an-dohany?! NON, isika foana no manaiky HAnaratsy ny tenantsika!, porofo: lazaina indray fa "typé", mignons, belles, etc ny oul petapetakorona, LOL, aza manaiky hanaovan'ny oul lavage de cerveaux zany oà!
9. vale ( 13/11/2010 12:49)

sitlo:

Fanararaotana ny tsy fahalalan'ny afrikanina itony sarobabay itony.

fa ny tena marina, bobaka koa ny tsy afrikanina no ohatra an'ireo. Ary bobaka ny afrikanina no tsy ohatra an'ireo.

stereotype :P
100% d'accord amin'i Sitlo za e!!! lolll
10. AndriambyII ( 14/11/2010 21:02)

sitlo:

Fanararaotana ny tsy fahalalan'ny afrikanina itony sarobabay itony.

fa ny tena marina, bobaka koa ny tsy afrikanina no ohatra an'ireo. Ary bobaka ny afrikanina no tsy ohatra an'ireo.

stereotype :P


Statistiquement aloha eran-tany dia mbola ny mponin' ny firenena tsy dia manana logistique tsara fototra foana ( essentiellement : Corps diplomatiques , modes de devellopements culturels et socials ,infrastructures sanitaires integrales,...) ,no tsy maintsy ahitana ireny fisainana lany andro ireny . Fa mba raisina @ lafy tsarany ny fiainana indraindray klé ! aleo hanao dôlidôly fa samy tsy maintsy hahatsapa tena anie rehefa olombelona foana é !!
Rehefa mianjera ny avion noho ny surcharge de poids vô manenina !! Tssss !!!Mampalélo le afrikana é !!

11. vale ( 15/11/2010 10:40)
Andry> meuuu nonnn, ny tena marina dia resaka tsy fisiana no mahatonga ireo fietsika ireo, fa tsy resaka volon-koditra, na iza na iza olmbelona mandalo izay olana izay dia tsy maintsy hi-se comporter ohatr'ireo foana hatrany fa tsy ny africains ihany klé! lol!
12. AndriambyII ( 15/11/2010 12:44)
Nicht nicht nicht ! ist kann man einen Esel auffordern, sich als ein Pferd zu verhalten? Aleo aloha hanofy kely é !!!
13. vale ( 16/11/2010 08:14)
ka za tsy mahay izay teneninao , teny inona ireo allemand vary aminanana ve? lollll, tsy mety ireo fihetska ireo fa tsy ny Aficains ian no voatery hanana ireo toetra ireo, ny afrikanina fotsy "tavaratra" hoy isika (ny arabes e) tena mbola pire lavitra noho ireo voalaza ireo ny fitondran-tenany, ka nahoana no hoe : ny africains Gasy sy Noirs ihany?! lol
14. vonynive ( 16/11/2010 12:57)
1/maninona moa isika raha mba samy mijery zavatra mifanohitra @ zay voalaza eto e
2/za ko aza saika mbola hanohy oe malagasy ve ianao?
--Rehefa mahita ny namanao tafakatra dia ezahina ampidinina ary le miakatra mitsipaka ny nampakatra azy.. fa sao ho maro ny ho tezitra eo
15. AndriambyII ( 17/11/2010 22:45)
Misy lamina na dia lalam-piainana misavoritaka aza voninyve ny eto antany a!
clipjeanjaquesgoldmankalkkbcjlabas@youtube
16. milamm ( 05/03/2011 01:55)
hafa njay ty kozy ty, mba te andasitra hevitra ao antsainy hafa zany le nanoratra io oe ny afrikana fantany no otranzay de zay fa tsy oe zay no lazainy tao de zay zany ny afrikana rehetra hafa loool tsy mitombina loatra fa misy fanasana loha io kozy io ozy vale zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1511