boutons!!!
1. vale
(
08/11/2010 11:28)
Bjr,
saika mba anontany hoe mety misy ohatry ny manjo ahy ve nareo? izany oe: misy boutons anefa tsy ado za, dia traité_na ilay izy ary afaka 2 ou trois mois d iny indray fa miverina!
Inona no tokony atao mba tsy hiverenany boutons intsony kay? fa manimba tarehy ilay izy sady ohatry ny tsy dia clean loatra rehefa misy azy, inona no atao mba hialàny définitivement, mba omeo astuce fa sahiran-tsaina ô,
misaotra betsaka!

répondu par vale le 31/05/2011 16:41
2. 3ctor
(
08/11/2010 17:20)
Bjr
Tena tranga matetika amin'ny be sy ny maro tokoa io tranga mahazo an'i vale io. Fa ny tena tokony ho tonga ao an-tsaina rehefa misy zavatra toy izany izay heverina fa tsy dia normale loatra dia tsy misy hafa afatsy ny fanantonana Dokotera ihany Generaliste angamba aloha ny atonina de avyu eo izy indray no manoro izay dokotera specialiste @ zany. Izay no tena heveriko fa vahaolana mahomby indrindra saingy ireto misy fomba fampiasan'ny ankamaroan'ny be sy ny maro ihany raha mety aminao.
Mask: Kapoy ny tamenak' atody dia afangaroy amin'ny voasary makirana(1/2) ary osory amin'ny tareha, ajanony 15 minitra dia kobany amin'ny rano matimaty avy eo.
Sira: Levony ao anaty ran1 vera ny vogan-tsira 1 sotro kely dia ampiasao anasana tareha, aza fafana ny tareha fa avelao amin' izao mandritra ny 10 minitra dia kobany avy eo.
Dentifrice: Raha misy mony ianao dia asio dentifrice kely ilay mony ny alina alohan'ny atoriana, maraina vao kobanina.
*Aza mampiasa ilay gel fa dentifrice fotsifotsy iny ampiasaina*
*Ny mony ihany no tokony osorana fa tsy ny tareha iray manontolo*

3. vale
(
08/11/2010 17:32)
3ctor> MERCI bcp akia a, sady zvt naturel mints no ilaiko, andramako ireo, fa ny mampiasa px chimique mampataoatra ahy ny conséquences ny rhf any aoriana, enfin raha mety hisy alou tsy fantatro.
Ande hijery dermato tokoa angamba za, tena manimba be lay izy a, ohatry ny oe tsy mahavoan-tena ny tena, anefa tsy izany mihintsy manko, miciiii andramako alou ireo, rehefa tsy mahazo résultat za dia hijery dermato, satria sur aho fa resaka traitement laser etc no ho-proposer-ny anah eo, aleoko alou mampiasa px naturels ian de préférence, ny px tsy naturels fampiasako tsy mahafaka tanteraka akory, raha samy ampiasa isak'izay misy azy ihan aleoko alou naturels, merci akia a! :-)

5. vale
(
09/11/2010 17:12)
Lejoba:
Vale> miovaova manaraka ny volana ny fisehony? hahaha
Lejoba> hahahaha :-) afaka ilay izy dia miverina indray dia leo be za, fa tokony tsy hiverimberina izany intsony ilay izy e, hihihi
6. nitah
(
11/11/2010 05:33)
vale:
3ctor> MERCI bcp akia a, sady zvt naturel mints no ilaiko, andramako ireo, fa ny mampiasa px chimique mampataoatra ahy ny conséquences ny rhf any aoriana, enfin raha mety hisy alou tsy fantatro.
Ande hijery dermato tokoa angamba za, tena manimba be lay izy a, ohatry ny oe tsy mahavoan-tena ny tena, anefa tsy izany mihintsy manko, miciiii andramako alou ireo, rehefa tsy mahazo résultat za dia hijery dermato, satria sur aho fa resaka traitement laser etc no ho-proposer-ny anah eo, aleoko alou mampiasa px naturels ian de préférence, ny px tsy naturels fampiasako tsy mahafaka tanteraka akory, raha samy ampiasa isak'izay misy azy ihan aleoko alou naturels, merci akia a! :-)
7. nitah
(
11/11/2010 05:36)
vale:
3ctor> MERCI bcp akia a, sady zvt naturel mints no ilaiko, andramako ireo, fa ny mampiasa px chimique mampataoatra ahy ny conséquences ny rhf any aoriana, enfin raha mety hisy alou tsy fantatro.Ande hijery dermato tokoa angamba za, tena manimba be lay izy a, ohatry ny oe tsy mahavoan-tena ny tena, anefa tsy izany mihintsy manko, miciiii andramako alou ireo, rehefa tsy mahazo résultat za dia hijery dermato, satria sur aho fa resaka traitement laser etc no ho-proposer-ny anah eo, aleoko alou mampiasa px naturels ian de préférence, ny px tsy naturels fampiasako tsy mahafaka tanteraka akory, raha samy ampiasa isak'izay misy azy ihan aleoko alou naturels, merci akia a! :-)
8. nitah
(
11/11/2010 05:55)
bjr,
za ko manana pbm bouton nanomboka ado sy efa tsy ado izao intsony, marina mitsy fa raha traité na izy dia miverina foana na produits naturels (atody, citron, concombre, tomate,anandrano, ...) na produits chimiques (diadermine, produits vichy, ...) fa nisy dermato nalehako nilaza fa tsy maintsy traité na aloha ny any anaty satria problem foie(aty) no tena mahatonga an'io zay vao mitraité ny tarehy. Mbola lavitr'ezaba b satria lay traitement aty tsy 1 fois fa maharitra sady mila mifehy tena be : boire bcp d'eau, manger moins gras,evacuer les toxines par le sport, ... en méme tps manao masque @ produits naturels foana
Misy fotoana ny tarehy madio b fa refa tsy maharaka ireo dia misy miverina foana, refa tena sitrana ny foie dia lay traitement laser no hoe tsara indrindra fa couteux, za alo mbola tsy nanao fa dia navelako @ zao ny tarehiko
mahereza si t'as le tps,mety hadio fona ny tarehy fa misy mony kely mivoaka ihany
za ko manana pbm bouton nanomboka ado sy efa tsy ado izao intsony, marina mitsy fa raha traité na izy dia miverina foana na produits naturels (atody, citron, concombre, tomate,anandrano, ...) na produits chimiques (diadermine, produits vichy, ...) fa nisy dermato nalehako nilaza fa tsy maintsy traité na aloha ny any anaty satria problem foie(aty) no tena mahatonga an'io zay vao mitraité ny tarehy. Mbola lavitr'ezaba b satria lay traitement aty tsy 1 fois fa maharitra sady mila mifehy tena be : boire bcp d'eau, manger moins gras,evacuer les toxines par le sport, ... en méme tps manao masque @ produits naturels foana
Misy fotoana ny tarehy madio b fa refa tsy maharaka ireo dia misy miverina foana, refa tena sitrana ny foie dia lay traitement laser no hoe tsara indrindra fa couteux, za alo mbola tsy nanao fa dia navelako @ zao ny tarehiko
mahereza si t'as le tps,mety hadio fona ny tarehy fa misy mony kely mivoaka ihany
vale:
Bjr,
saika mba anontany hoe mety misy ohatry ny manjo ahy ve nareo? izany oe: misy boutons anefa tsy ado za, dia traité_na ilay izy ary afaka 2 ou trois mois d iny indray fa miverina!
Inona no tokony atao mba tsy hiverenany boutons intsony kay? fa manimba tarehy ilay izy sady ohatry ny tsy dia clean loatra rehefa misy azy, inona no atao mba hialàny définitivement, mba omeo astuce fa sahiran-tsaina ô,
misaotra betsaka!
9. vale
(
11/11/2010 11:02)
nitah:Tiah, slt!

efa enoko ian alou oe avy am foie koa ono ny mahatonga ny boutons, angamba hanatona ny médecin traitant-ko za alou vao hijery dermato, arakarak'izay teneniny anah eo, tsy mampaninona ahy ny manao ireo mesure ireo, fa magaga koa anie za tsy oul minana épice be, tsy tiko loatra, raha indraindray ihany tsy maninona alou, fa za tsy tia lotra, sakafo gras aloa tena fady anah, na trop sucré na dia tiko lotra aza ny zvt sucré, psychologiquement ftsn tonga dia STOP, mdrrr, mais tsy manakana ahy hanao folie indraindray alou a! mdr, ny gras alou tena tsy tiko fa tsy resaka oe mankatavy etc, efa hatry ny kely za tsy tia mints, fa tena tsy aiko oe: maninona za no tokony harary foie!! o_O, mais bon, ande tantaraiko ny medecin-ko ian alo ity problème de boutons ity di hita eo na orientény any amin'ny spécialiste (dermato) , y en a marre quoi!!! pffff..
10. bichette
(
16/11/2010 07:42)
sao dia resaka sakafo mihitsy izany ? andramo : manao jeun kely tsindraindray hanadiovana ny vatana. ohatra hoe indray mandeha isaky ny 10 jours. tsy misakafo tt la journée fa rano fotsiny dia ny alina vao mihinana kely.
11. vale
(
16/11/2010 08:07)
bichette:
sao dia resaka sakafo mihitsy izany ? andramo : manao jeun kely tsindraindray hanadiovana ny vatana. ohatra hoe indray mandeha isaky ny 10 jours. tsy misakafo tt la journée fa rano fotsiny dia ny alina vao mihinana kely.
cc Bichette! mahagaga ahy eto fa ny zavatra rehetra tokony hamparary aty tsy dia hoaniko matetika: épices, sakay, menaka,etc..
Andramako indray io méthode iray io, nampiasa dentifrice za izao dia teo amin'ny telo andro teo vao maimaina ilay mony, fa misaotra anareo bedebe na izany aza. Io an'i bichette io aloa tena ts mbola nataoko, tena mety avy any anaty mihintsy angamba, fa tsy fantatro oe : sakafo in??! hihihihi..rehefa tsy afaka amin'ireo dia hijery spécialiste za! merci ;-)
12. booboo
(
19/11/2010 12:55)
Ndraindray koa resaka hormones no mahatonga ireny mony ireny. Vao miviaka ny hormones dia mipoitra aby ry zareo.
13. nitah
(
20/11/2010 16:51)
slt
mety marina ihany ny tenini Booboo fa pbm hormone lay izy ho an'ny sasany, fa ny ahy aloha tsy izy satria nilaza ny olona t@ za ado hoe tsisy tsony io refa manambady sy miteraka nefa de tsy afaka tanteraka ny bouton fa misy kely foana

14. vale
(
21/11/2010 20:13)
booboo> izany !? :-), mbola tsy tafandeha tany amin'ny medecin traitant-ko aho fa sao dia mba voavahany ihany ny olana raha izany, mersiiiiiii ;-)
nitah> mitovy isika fa zah koa vao nanomboka ado no efa nanomboka nisy, izao efa lehibe izao dia mbola arahany eny foana, misaotra anareo tamin'ny toro-hevitra! :-)

15. vale
(
26/11/2010 15:46)
3ctor> bjr aky a, navelako indray alo le dentifrice fa nandramako le rano sy sira dia efficace kokoa noho ilay dentifrice, satria vao nasiako in1 fotsiny dia maina ny ankamaroan'ny mony. Tena masosotra aminy ilay izy koa ity izy mamela taches, na indraindray lasa gôka kely ny ialàny avy eo, soa ihany fa misy lé lotion mampikatona ny pores ireny! Génial lay sira sy rano matimaty :-) merci du fond du coeur, bisous!!! faly be aho!! :-)
16. Aynah
(
04/03/2011 13:09)
Misy namako koa nampijalian'ny mony, dia poudre canelle asiana tantely atao mask 20mn eo dia kobanina amin'ny rano matimaty fa mandrak'androany tsisy intsony izy, sady tsy misy goakagoaka ny tavany, nefa be anreny mihintsy ny ialan'ilay mony, dia izao izy sady madio tsara ny tarehiny no malandilandy otrin'ny zazakely... Fa tsy aiko aloha na hoe ny hoditra rehetra ve mahazaka anzany? Misy koa ireny mampiasa menaka kapoty amin'ny tarehi ireny, izy manadio tarehy fa manaikitra maso!
17. vale
(
10/03/2011 21:09)
Aynah> merci bcp pour l'astuce, hi hi, tena mba hafakely tsy fahenoko indray io an, oe saina ranona voatabia no fandrehako fa mahafaka fa mampiverina, fa ity canelle ity tena vaovao be amiko a, tena ilaiko mints izany satria misy faritra tena lasa marokoroko kely mints le masonkoditra ialàn'ile mony avy eo, humm, merci, merci, merci !!! ;)
18. bichette
(
13/05/2011 11:57)
Vale > sao dia tokony manao detox kely koa ? manao drainage ? manadio vatana ? dia mifady hanina kely fa misotro rano fotsiny hanadiovana ny any anaty any aky ?
19. vale
(
31/05/2011 16:41)
bichette:
Vale > sao dia tokony manao detox kely koa ? manao drainage ? manadio vatana ? dia mifady hanina kely fa misotro rano fotsiny hanadiovana ny any anaty any aky ?
coucou Bichette! :-) andeha handramana tokoa izay sao dia mahahafaka azy !!