Fanasàna maso

1. AndriambyII ( 06/11/2010 22:16)
Asa na efa nisy nanasa maso isika , famoahana ny voamaso tanteraka @ toerany ary fanadiovana ireo loto tafiditra ao anaty grotte occulaire .Ny effet secondaire ny fanaovana izany no tsara ho fantarina fa fitadiavambolan' ireo tsy maty omby ankibo ,resaka acharnement therapeutique forcé tsotr' izao.
répondu par niryna le 21/01/2011 17:12
2. ledala ( 13/11/2010 23:25)
efa misy toy izany ve ao amin'ny HGRA, sa any amin'ny Ravoahangy Andrianavalona, sa toerana hafa, sa zany ny haitao vaovao mahaliana mantsy saingy mampitahotra
3. niryna ( 21/01/2011 17:07)

AndriambyII:

Asa na efa nisy nanasa maso isika , famoahana ny voamaso tanteraka @ toerany ary fanadiovana ireo loto tafiditra ao anaty grotte occulaire .Ny effet secondaire ny fanaovana izany no tsara ho fantarina fa fitadiavambolan' ireo tsy maty omby ankibo ,resaka acharnement therapeutique forcé tsotr' izao.
misaotra anao nizara,raha ny famoahana ny voamaso aloha dia tena saro-pady ny maso ka aleo izay loto ao anatiny ao ho ao fa tsy hoentiko avoaka izany ny voamasoko ka ,ha,ha
4. niryna ( 21/01/2011 17:12)
ny olona taloha dia manasa maso amin'ny voasarimankirana,ny hoe efficace sy fahamarinana aloha dia tsy mbola nahita aho fa ny efa nanasa maso tamin'ny voasarimankirana no efa fanaoko fa mangirify be ary tena marary .Misy hevitra iray koa dia ny mampangotraka rano ary avela angatsiatsiaka dia asiana ranomboasarimankirana kely ary dia maka vovohondandihazo(cotton) ary apetraka eo ambonin'ny maso (mikimpy ny maso) mandritra ny 20 segondra /maso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1684