kianjan'ny demokrasia

1. Dan23 ( 29/10/2010 15:30)
Mba mahalasa saina ihany hoe :"inona marina le oe kianjan'ny demokrasia" ary an'iza le kianja????
Aleo tonga dia tenenina miits ranga ho "foza tay" a,notokananla le kianjan'Ambohijatovo ho kianjan'ny demokrasia de faly ery mitabataba eo, noho injay ela nahavita amboletra toerana tsy avelanla ankeo ndray ny olona amboraka hevitra fa lazainla fa tsy iz tson io.tsy azoko miits.rehefa kelikely eo ko zan d manin ko ra ataonla oe tsy mahazo manao propagandy ny mpanohatra fa nenla ihany no afaka manao anzany.
répondu par jiolah le 02/11/2010 11:33
2. fijo ( 29/10/2010 19:14)
inona moa no zavatra nolazain'io zaza io ,ka mba narahany?????
3. piozila ( 30/10/2010 06:36)
KIANJAN'NY DEMONIA FA TSY KIANJAN'NY DEMOKRASIA. NY DEVOLY IHANY NO MAHAZO MIAKATRA EO
4. sitlo ( 31/10/2010 11:00)
Tsy ny frantsay moa no namboatra an'io tamin'ny fanandevozana?
5. zandrykel ( 01/11/2010 16:07)
ts manin io reto fa zay le laatr a;ref tseo am fitdrana mety le izy fa refa eo dray tsy mety,hafahafa;hita mitsy hoe hitady seza de ze fika azahoana olona no atao(olona fa tsy vahoaka)
6. RAR.DAGO ( 01/11/2010 16:26)
Ka isika anie no mahatonga izany e!
ny antsika izao tokony ho lavina ny lalampanorenana aroson'ireo satria mbola ahafahany manapatra fahefana dia isika tsy manentana anao tsia fa hoe aleo ho afabaraka eo. Tsy mahafantatra fahamenarana sy fahafahambaraka izany ny vendrana rehefa mahazo fahefana fa ny hanapatra ihany no fantany : Ratsiraka, R8, TGV, kapoka iray daholo izany nefa isika no nametraka sy nanamafy azy teo!
7. jiolah ( 02/11/2010 11:33)
ilay fatahorana ny mpanohitra mihitsy no mahagaga amin'ny Hat.Nefa dradraina hoe ny vahoaka no ao an-damosiny ary efa mafy orina ny fanjakana ka tsy mila fampidinihina aiza sy aiza intsony fa efa ...iny le lalana...
Ka raha efa osa ry satrobory maninona raha avela malalaka eo de ho hita ze vahoaka manaraka azy.Sa mety ho tafa tampoka ry zareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524