Ny vehivavy sy ny hatsarana
1. 3ctor
(
22/10/2010 09:22)
Tsy hitako izay tena tokony hasiana ity lohahevitra ity : toa hatsikana ,toa fivavahana nefa mahakasika betsaka antsika vehivavy ka aleoko avela eto izy.
Toy izao ilay sujet ka dia samia manosaka ny heviny eto:
Dieu créa la Terre et il vit que c'était beau.
Dieu créa les animaux et il vit que c'était beau.
Dieu créa l'homme et il vit que c'était beau.
Dieu créa la femme et puis se dit : "Tanpis, elle se maquillera !".

répondu par tiavanafi le 19/12/2012 13:38
4. Dan23
(
27/10/2010 11:07)
3ctor:
Tsy hitako izay tena tokony hasiana ity lohahevitra ity : toa hatsikana ,toa fivavahana nefa mahakasika betsaka antsika vehivavy ka aleoko avela eto izy.
Toy izao ilay sujet ka dia samia manosaka ny heviny eto:
Dieu créa la Terre et il vit que c'était beau.
Dieu créa les animaux et il vit que c'était beau.
Dieu créa l'homme et il vit que c'était beau.
Dieu créa la femme et puis se dit : "Tanpis, elle se maquillera !".
zaannn aaaaaaa,ko ra izan ve rse no iz inn ary zan no ilana ny vehivavy ankoatran oe manao maquillage?hihihihihihihihihihihihhihihhi
5. bonne
(
27/10/2010 13:37)
Zay noforonin'Andriamanitra amiko tsy misy ratsy fa tsara daholo, fa isika olombelona no manaratsy azy sy mahatsara azy, sa tsy zany ve?
6. Dan23
(
27/10/2010 13:43)
bonne:
Zay noforonin'Andriamanitra amiko tsy misy ratsy fa tsara daholo, fa isika olombelona no manaratsy azy sy mahatsara azy, sa tsy zany ve?
iôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôôô^^oôôôôôôô
7. 3ctor
(
27/10/2010 13:49)
Tsy hoe ratsy angeh ny vehivavy e! Fa mba te hanintona antsika tia maquillage be loatra ireto aho. Fa ahoana e ! Sao de manamarina io hatsikana io kosa raha atao be toy izao le maquillage
Betsaka ny aretina mety ho azo avy amin'io an ! Ankoatra ny vola lany bien sur !

9. bonne
(
28/10/2010 16:15)
F'angaha moa reny maquillage reny ry zareo lafo? za mba ny prix ny ihany na de mampiasa azy aza fa mora surtout aty europe koa, sa tsy zany ry vevavy?
10. tsimila
(
28/10/2010 18:56)
bonne:
F'angaha moa reny maquillage reny ry zareo lafo? za mba ny prix ny ihany na de mampiasa azy aza fa mora surtout aty europe koa, sa tsy zany ry vevavy?
f anga less ny bandy mampiasa maquillage bain an,ataon'i wui in ary io klé,bonne kay andrywui lol
11. Psiii4
(
03/11/2010 14:46)
Za aloa ry zalahy de ze sipa tsara ihany no tiako fa adalan'izay tsy mikarakara ny vatany eo a! Kôzy e !
12. radila
(
29/12/2010 14:42)
3ctor:
Tsy hoe ratsy angeh ny vehivavy e! Fa mba te hanintona antsika tia maquillage be loatra ireto aho. Fa ahoana e ! Sao de manamarina io hatsikana io kosa raha atao be toy izao le maquillage
Betsaka ny aretina mety ho azo avy amin'io an ! Ankoatra ny vola lany bien sur !
tsy vevavy ki raha tsy maquillé fa tsy mahakarakara tena kou zani vevavy mivoaka ny trano tsy misy fiovana zani , fa mba leo kou ny oul ra mahita anao tsy miova foana , fa iny foana iny foana, fa mba tsara raha manao metymety mintsy na tsy hivoaka ny trano ary, fa na mba ho jerejeren'ny ramousé ao an-trano fotsiny, de efa mahasakana azy tsy ho any an-kafa fa mahafa-po azy ny mijery anao manjamanja foana ka!
13. MimiSimply
(
07/02/2011 10:15)
Psiii4:
Za aloa ry zalahy de ze sipa tsara ihany no tiako fa adalan'izay tsy mikarakara ny vatany eo a! Kôzy e !
N'importe quoi mintsy zany, misy oul teraka ratsy e. Fa ra ny manja no tinao de tsy quoi, fa tsy we resaka tsy fikarankarana vatana akory.
http://sipa-gasy.blogg.org
14. tiavanafi
(
19/12/2012 13:38)
amiko ndray aloa de ny vehivavy lazaina hoe tsara de tsara fona na tsy manao maquillage aza
na dia tezitra na mitomany na vao mifoha maraina izy dia ita fa tsara fona ,fa tsy ny tsara maqillage no atao hoe tsara ,fa misy vehivavy angé na ataonao ahoana ny fanamboarana azy de tsy misy mety aminy mihintsy é !!!
zay fa dia samia mankafy ny azy an !!!!!!!!!!