Sipa virjiny ?
1. ketta
(
15/10/2010 10:23)
Mora fantatry ny hafa ety ivelany rehefa tsy virja ntsony ny olona iray ?, inona no lalahalany azy (bika ve sa endrika sa fihetsika ?)
répondu par neysbork le 01/08/2018 20:58
2. Lejoba
(
15/10/2010 12:03)
ny bandy efa mpihinana matetika mahafantatra avy hatrany ny sipa efa nisy nihinana. Hafa mihitsy hono ny fientan'ny entany = ilay vatana mihitsy no mi-"trahir" an'ilay sipa
Avy eo arakaraky ny hoe manao be sa tsia ilay sipa, mety ho araky ny mpitazana rehetra, fa ny hoe mbola mitampina ve, sarotra tombanana ety ivelany
Izany hoe, indraindray koa @ resaka ataony na ny réaction-ny @ izay resaka atao, dia ahazoana an-tsaina ny traik'efa ananan'ny sipa iray.
Na dia misy ihany aza ny mifenty

3. dimo
(
15/10/2010 12:17)
ny sipa koa rehefa tsy virja dia tena ambenany mafy izany hoe hisy hahita ny silipony rehefa mipetraka izy fa tsy tahaka ny ankizy vavy kely milalao ireny le maka sary ireny
4. 3188
(
15/10/2010 12:55)
misy milaza hoe mihova hono ny lokon'ny masony,hono hono fa tsy fantatro hoe miova ho mavokely sa orange.hihihihi
5. kotobekibo
(
15/10/2010 22:21)
Oadray sakààà!!!!!!!
iza no niteny anareo an'izany? hahahahahha
aza mora ampiesonin'ny olona tahak'izany ry zareo a!
raha misy fomba ahafantaranao avy ety ivelany hoe avy nitelindrora ny olona iray tazanao eny andalana na ny havanao, dia mety misy fomba ahitana fa tsy virja intsony ny sipa iray.
Ny arabo sy ny karana rehefa te hanambady d manantona Dr manjaitra ilay hymen indray d otran'ny hoe mbola virja , satria ilay lhl vao mamaky azy tahaka ny t@ voalohany, ary misy rà kely mivoaka mihitsy.
Porofo fa tsy fantatra izany raha tsy jerena ny fe misokatra , na koa tsapaina ny any anaty.

6. sendram
(
16/10/2010 07:08)
ny fomba fihetsika aloha ahitana ihany hoe sipa tsy mbola tany io fa efa misy koa ny sipa enjana @zao d mody manamboatra fihetsika sy firesaka handrendrehana ny bandy mihesona, fa raha ny marina dia raha tsy hita sy tsapaina mihintsy ny fika tsy miseho ny tena marina, samy manana ny tombany ny bandy efa mahalala fa za koa manana ny traik'efako zay sarotra ambara nefa toa mbola tsy nandiso ahy an !
7. ngaila
(
16/10/2010 12:48)
Tsy ita aty ivelany io,fa miditsa iany vo maita na vaky na tsi lé sipa
8. samarat
(
16/10/2010 16:12)
ngaila:
Tsy ita aty ivelany io,fa miditsa iany vo maita na vaky na tsi lé sipa
za tsy hiteny ,fa ny tiako ambara fotsiny de zao ,aiza isika malagasy no ho avoratra handinika resa-pory ve ahona no ahalalana aniny na vaky na tsy vaky fa ina no hiasana loha @izany rehfa miteraka de zay no ampy , ny vazah tsy mba mandinika anzany sy mandany fotoana @izany fa ny zvtra hafa mhintsy no mahalany randohandrizreo , ohtra hoe atao aona zao no fomba ahatongavana Kintana ? tena lalina tokoa ny dinika fa ny antsika malagasy de handiniky hoe virjine ve iny vehivevy iny mampalahelo le toetsaina . samia mitsakotsako.
9. arialy
(
19/10/2010 08:16)
hahahaha tsy nime indray za raha tsy tamin'ity sujet ity , masiaka fiteny koa i samarat an, marina aloha izany é, raha resaka tsy dia maha tafita otrizay no hi baséna fitia sy fiainana ho taraiky ery ambany ery foana .
ankehitriny koa ny olona aza tsy manotany anzany oe miteraka ve sa tsia izany, fa dia fitiavana no jerena , avy eo miaraka mitady vahaolana na manangan-jaza koa, efa tena miova ny fisainana é
ankehitriny koa ny olona aza tsy manotany anzany oe miteraka ve sa tsia izany, fa dia fitiavana no jerena , avy eo miaraka mitady vahaolana na manangan-jaza koa, efa tena miova ny fisainana é
11. tsikiowa
(
19/10/2010 18:32)
Fa maninona koa anefa no tiana ho fantarina ny vehivavy hoe vierge sa tsia e?
14. 3188
(
20/10/2010 13:45)
mirananirina:,le tsy virjiny mantsy misikotra tay nify fotsiny nefa enao manovokovoka be eo am-boniny,tsy mba misy feo heno mihintsy ka mety ho faty an-davaka i balita
Fa maninona koa anefa no tiana ho fantarina ny vehivavy hoe vierge sa tsia e
hihihi
15. tsikiowa
(
20/10/2010 15:36)
3188: Ka matoa koa ilay vehivavy mahavita misikotra tainify dia tsy mamely ianao izany ka mieritrereta....Fa angaha rehefa mamovokovoka dia midika inona.
16. jojo-bebe
(
20/10/2010 20:57)

ny fomba fihetsika aloha ahitana ihany hoe sipa tsy mbola tany io fa efa misy koa ny sipa enjana @zao d mody manamboatra fihetsika sy firesaka handrendrehana ny bandy mihesona, fa raha ny marina dia raha tsy hita sy tsapaina mihintsy ny fika tsy miseho ny tena marina, samy manana ny tombany ny bandy efa mahalala fa za koa manana ny traik'efako zay sarotra ambara nefa toa mbola tsy nandiso ahy an !
17. nnjiva
(
20/10/2010 21:36)
tsy hitako 'ne ny mahasarotiny ny sasany @ ny mahavirja sy tsia e! 'nga tsy mitovy ihany refa tafiditra ao?! matahotra aretina 'nga hoe ko'! xD fa ny manontany ihany aloha no mora ahafantarana azy 'ndrindra 'ngamba e! sady hita eny foana ihany ny mpandainga! ;)
18. Dan23
(
22/10/2010 14:57)
iz ar ve iten oe mis tay n v...fa ts maints andaing fôn iz amvoloan.io ranga ref tiana le sipa d eraana na inn klémany na inn ra ts oe nga mpamono olon no klémany,ref minana d zay ian
19. sylvaine
(
26/10/2010 06:36)
lé kestion anie ka oe ahona no afantarana ety ivelany!!ra mijery masera aty aorina se de av eo ampitovio aminy sipa hafa...ra misy mahasamihafa azy ireo lol
20. Bandygass
(
08/11/2010 05:24)
ketta:
Mora fantatry ny hafa ety ivelany rehefa tsy virja ntsony ny olona iray ?, inona no lalahalany azy (bika ve sa endrika sa fihetsika ?)
le oe tsy virjiny tsony...arakarakany: mis n tena ef kobo B oe ef tany , fa sasany ve vô lhl 1 na 2 sady ts isan 'andro d ho fantatra? mis ko nef n sipa ôtran oe ts virja tson n vatany nef ref kitihina d mbol mfono sachet le ....!N fihetsika nga n met ahafantarana kely:MIS FARITRA TS TIN N VHV VIERGE KITIHINA MITS @ vatany!!!!nef ra ts iz tson iz d ts mampanin azy io faritra io!!!