Sipa virjiny ?

21. iarymino ( 08/02/2011 05:09)
misy manampahaizana be amin'ny fanarahamaso ny vevavy virjiny sy tsy virijiny zany ato, tena efa manana traikefa be zany an!! raha ny marina anefa dia tsy fantatra avy aty ivelany izany io,
isika mba mitolona amin'ny internet isanandro iany,koa maninona raha mba mijery site momba an'izany e?
za zao manana namana mpivady an!vazaha ilay lehilahy, de mino sy mirehareha ery izy fa vierge ny vadiny (le vevavy gasy io) avy any amin'ny faritr'i toliara iny le sipa
reefa niresaka anefa izahay roa de efa tsy fantany akory hoe fanimpirin'ny lehilahy niaranatory taminy io vazah io!!(izy mantsy nivarotra taloha)
ny- secret-ny: (dapres elle an!)
misasa amin'ny ranona katrafay mamay izay zaka mialoha ny iarahana matory @le olona(voir mm klk jrs avant)de tsy misasa futsiny fa sady manotra zany no misasa!!
(pr vs les fille, ca coute rien d'essayer)
tsy izy irery no manao anio fa rehefa sipa gasy avy any ka manambady vazah de otrotrzany daoly!!
22. zandry01 ( 09/02/2011 14:43)
lany andro @ tsisy dikany nareo.
23. zazabodo ( 31/05/2011 18:19)

mirananirina:



Fa maninona koa anefa no tiana ho fantarina ny vehivavy hoe vierge sa tsia e

hihihi


hohohohohohohohohoho
24. salmnore ( 06/09/2011 22:35)
aza mandany andro @'zany fa aleo misaina zavatra hafa ry zareo a!!
25. labouche ( 26/01/2012 10:17)
Mlay mitsy le ohatra masera!nareo ko ne maita lazaina daoly e!fa zao e refa mikoty sipa tonga de direct refa poinsa anotanio izy oe vierge ve sa tsy vo mianaana defa TSY ZAY E! raha tsy mianahana ndray mamaly fabe fikafika de safosafoy atovy milay tsara de raikitra io e!sady ny sipa @zao netsy miraharaha anzany oe vierge sa tsy zany e!vola ndray zao no malaza oany sipa kely io mande fona na ho any natsia.
26. Augustin.RSN ( 24/10/2017 20:14)
Raha izaho aloh de ts mahita hambara ku
27. Y-RINAF ( 30/01/2018 09:17)
slt.ny ahafataran fa vierge ny sipa na ts vierge d tsis ra ts tonga d mampiantra.tsis marim-pamatarana afa ts ny fifampiresahana,nefa ku az fatarin @ fihetsk s firesak eny io.hafa ihan ilay voalohany
28. neysbork ( 01/08/2018 20:58)
Tsy hita ety ivelany ny maha-virijiny na tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074