Fahano ary ny ondriko

1. niryna ( 23/09/2010 17:03)
Hoy ny teny ao amin'ny soratra masina miteny hoe "Raha tia ahy ianareo dia fahano ary ny ondriko (Jaona 21-17)
Inona no teny tiana ampitaina antsika rehetra indrindra ireo olona sasatra ny manenjika ny finoana hafa ireo ?
répondu par niryna le 29/09/2010 15:55
2. ouioui ( 23/09/2010 20:59)
Tssss , ny olona misaina ry niryna (sao de i hery ndray io misalotra zipo ty klé , efa hatramin'izay mihitsy mantsy toa virtoaly foana toi io, refa hi-contre an'i fijo de mivadika niryna tampoka bainnn??? )[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG] , ny olona misaina hoa dia manàna foana ny esprit critique , fa tsy manaraka ambokony , jamaba mitarika jamba!!

Tsy resaka fanenjehana fa fampiahadian-kevitra no nataonay , ry hery sy ika manenjika TJ nefa tsy mety mifanazava aminy mivantana eto ireny no mpanenjika fahatany

Fa angaha mahatsiaro hejehina i niryna ??? anjaranao izany no manao izay tsy hanenjehana anao !!
Fahano ary ny ondrinao de tsy afaka ny hifidy izay hanina izany ry zareo ireo fa izay atobakao eo no hanininy , tssss, hazavao ny hevitra de arakarak'io no hitondranay azy e, enao anie no manao kitsimpona izao , hoy ika izay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
3. niryna ( 24/09/2010 05:04)

ouioui:

Tssss , ny olona misaina ry niryna (sao de i hery ndray io misalotra zipo ty klé , efa hatramin'izay mihitsy mantsy toa virtoaly foana toi io, refa hi-contre an'i fijo de mivadika niryna tampoka bainnn??? )[IMG]http://smileys.sur-la-

hay ve mitovy finoana an'i fijo koa toi io e,fijo milaza fa tsy mino an'Atra-safidy io tompoko ,nomena azy ny teny,anjarany no mandray na tsia safidy-safidy

ny olona misaina hoa dia manàna foana ny esprit critique , fa tsy manaraka ambokony , jamaba mitarika jamba!!
ha,ha,ha jamba mitarika jamba tokoa hianareo fa mihevitra ny anareo ho marina foana,avelao ny olona hizara ary vakio ny baibolin'ny kristiana fa aza ny anareo no omena raha toa ka mihevitra ny tenanareo ho kristiana koa hianareo-eo anie ny olana e,voasasan'izay fampianadiso hianareo ka jamba tsy mba mahita ny an'ny hafa
mila manetritena isika rehetra e,fanetrehanttena no nampianarin'i kristy antsika raha tena kristiana isika-zarao izay mba kely fantatra fa aza mihevitra ny antsika ho ambony sy ny antsika ihany no tena izy
fitiavana ny namana sy ny fahavalo( ireo izay tsy mitovy finoana amintsika sy ireo izay mbola tsy mahalala an'i kristy ho Atra sy tsy mbola mametraka ny fiainana anaiky ho tantanany)
Any amiNy irery no famonjena-tsy misy famonjena azo avy any an-kafa-mino izany ve nareo? raha mino azy ho Atra dia tokony hino fa avy ao amiNy irery no misy ny famonjena

aza heverinareo fa ho fahavalo avokoa ny olona rehefa tsy mitovy ny foto-pivavahanareo satria ny tena loza dia hianareo tsy manaiky an'i kristy ho Atra ka ahoana moa no hana-force-nareo ny olona hino ny finoanareo ?
moa mba fantatrareo fa hizra ny tenin'Atra no tokony atao eto kanefa mitsimgoloka ny an'ny hafa foana no ataonareo ady farombaka eto ary lasa nivoana ny fizarana ny fivavahana ankehitriny-diniho foana hoe inona no asa ampanaovin'Atra ahy? HIZARA NY TENINY ARY HIZARA NY FAHAMARINANA-VAIKO NY BAIBOLIN'NY KRISTIANA FA TSY AZO ANASORANA IO ARY TSY AZO ANALANA OK
Raha ao amintsika ny jiro dia zarao izay mbola ao anatin'ny maiziina=Fomba ahoana tokoa moa no izarana jiro kanefa tsy ao anatinareo ilay kristy - Izy no jiro ary tao anatin'ny aizina izy fa ny aizina tsy nety nandray azy-iza ireo aizina ireo-rieo rehetra izay tsy manaiky azy ho Atra ,ireo rehetra izay tsy mino ny asa nataony ary tsy mino Azy
Hialako tsiny ary hifonako raha toa ka mety handratra anareo ny teniko fa aleo mizara sy mifanitsy satria samy mbola mianatra avokoa isika rehetra fa tsy misy tonga lafatra eto sa ?

kristy dia Atra-zanak'Atra- izaho sy ny ray dia iray ihany hoy izy = io izy aminay rehetra miantso sy manonona ho kristiana

Tsy resaka fanenjehana fa fampiahadian-kevitra no nataonay , ry hery sy ika manenjika TJ nefa tsy mety mifanazava aminy mivantana eto ireny no mpanenjika fahatany

Fa angaha mahatsiaro hejehina i niryna ??? anjaranao izany no manao izay tsy hanenjehana anao !!
Fahano ary ny ondrinao de tsy afaka ny hifidy izay hanina izany ry zareo ireo fa izay atobakao eo no hanininy , tssss, hazavao ny hevitra de arakarak'io no hitondranay azy e, enao anie no manao kitsimpona izao , hoy ika izay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
[/quote] hay ve mahatsampa tokoa hianareo rehetra milaza ho temoin de jehovah ireo e
maninona no tsikeraina foana ny finoan'ny hafa kanefa hianareo anie no tena mitaribato vilambava e
Jehovah aho hoe Jehovah -kanefa hianareo tsy mino an'i kristy ho Atra dia ahoana?
Raha ao amintsika hoy aho ny jiro dia omeo ny olona -hafahano ny ondry fa tandremo sao tsy mamahana ondry sy miambina azy ireo hianareo fa mamoaka azy ireo hiala ao amin'ny valan'Atra a ooops
Hay ve e,hoy kristy hoe enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako,ahoana tokoa moa no anenjehin'ny tsy mino an'i kristy anareo kanefa hianareo aza tsy mino azy ho Atra ? mba valio kely hoe azafady ?
4. mirananirina ( 24/09/2010 08:00)
Misaotra ry niryna fa mazava be tokoa io teny natsipinao io.
Tsy dia mazava ohatra ny taloha intsony ity ry Hery hoe iza ilay ambaran'ny hafa ary iza ilay ambaran'i nyrina raha tsy mamaky azy rehetra.(@ niryna io ambony io ohatra)
5. fafane ( 24/09/2010 08:50)
Amiko ndray lay hoe fahano ary ny ondriko de zao, za tsy ho lava resaka be fa zao: zarao @olona tsy misy ankanavaka ny fahamarinana, ka raha itanao fa mandeha @ lalanddiso lay olona. De atoroy azy ny marina, raha fantatrao koa ny marina fa sao mmahana zavatra diso lay olona ndray an, ny baiboly no guide ntsika hatrany haytrany, fa tsy mande @ fisainanao.enao a, zay ny ahy zay zarao, torio ary aza matahotra manambara ny marina sady atao ampahendrena fa tsy atao loham-boto be koa
6. ouioui ( 24/09/2010 09:21)
Gazety be ny resakao niry a sady mifangaro be !!!, tsotra fotsiny hoa aminao, izahay dia manana esprit critique, raha handresy lahatra ahy ianao dia tsy ny tsy finoako no arahinao fa ny fianoanao no hazavao tsara aminay tsara fa aza afangaroharo be
Ny anao toa resaka fanabeazana hoatran'ny fianarana savoir vivre rehetra ihany no handraisanao ny baiboly , koa maninona raha manao éducatrice ho haingana e,
Tsy kato zah tsy Tj fa enao tsy fantatra akory na inona na inona , banale loatra ny resakao e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/0006.gif[/IMG]
7. andrywui ( 24/09/2010 09:51)

Gazety be ny resakao niry a sady mifangaro be !!!, tsotra fotsiny hoa aminao, izahay dia manana esprit critique, raha handresy lahatra ahy ianao dia tsy ny tsy finoako no arahinao fa ny fianoanao no hazavao tsara aminay tsara fa aza afangaroharo be
Ny anao toa resaka fanabeazana hoatran'ny fianarana savoir vivre rehetra ihany no handraisanao ny baiboly , koa maninona raha manao éducatrice ho haingana e,
Tsy kato zah tsy Tj fa enao tsy fantatra akory na inona na inona , banale loatra ny resakao e



-- ??? ary nankaiza tokoa ry zalah "mpnaratsy Temoins de Jehovah" tato ireny toa tsy de henoheno firy tsony ra-ouioui a ,,, SA RESY LAHATRA TAMIN'NY TJ DE NANGINA NY ANJOMARA
8. ouioui ( 24/09/2010 12:03)
Nimpirina leisy ry lerony !!! ny antony dia base hafa tsy baiboly irery ihany ny azy no hitondrany azy , fa dogmes nefa raha hiseho eo izany karazana dogmes izany dia ny finoana rehetra xtiana no hamely an-dry lerony , i hery moa efa nihidy karetsaka fa t@ io fa ika no be doika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
9. niryna ( 29/09/2010 15:51)

ouioui:

Tssss , ny olona misaina ry niryna (sao de i hery ndray io misalotra zipo ty klé , efa hatramin'izay mihitsy mantsy toa virtoaly foana toi io, refa hi-contre an'i fijo de mivadika niryna tampoka bainnn??? )[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]

fa maninona anao foana koa ary Hery ? gyyyy

ny olona misaina hoa dia manàna foana ny esprit critique , fa tsy manaraka ambokony , jamaba mitarika jamba!!
izany ve ? raha mizare fe mizara anie ka tsy maninona fa ilay variana mijery ny andrina eny amin'ny olana no olana e


Tsy resaka fanenjehana fa fampiahadian-kevitra no nataonay , ry hery sy ika manenjika TJ nefa tsy mety mifanazava aminy mivantana eto ireny no mpanenjika fahatany

tsotra ny valiny,mizara no ataontsika eto,zarao izay mahasoa ny olona fa ny hikritika ny an'ny hafa foana tsy miady


Fa angaha mahatsiaro hejehina i niryna ??? anjaranao izany no manao izay tsy hanenjehana anao !!
aha,henjehin'ny olona hianao noho ny anarako hoy i kristy ka izay izany ilay izy ,nahatsiaro fa manenjika kristiana izany hianao o

Fahano ary ny ondrinao de tsy afaka ny hifidy izay hanina izany ry zareo ireo fa izay atobakao eo no hanininy , tssss, hazavao ny hevitra de arakarak'io no hitondranay azy e, enao anie no manao kitsimpona izao , hoy ika izay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
izay ve ny hevin'io tenin'Atra io aminao?
fahano ny ondriko,aza taritina any amin'ny tsy tokony ho izy izy,ny ondry mahalala ny tompony ary ny tompony koa mahafantatra ny ondriny. Mpiandrin'ondrin'Atra hianao,fahano ary ny ondriNy ok
10. niryna ( 29/09/2010 15:55)

mirananirina:

Misaotra ry niryna fa mazava be tokoa io teny natsipinao io.
Tsy dia mazava ohatra ny taloha intsony ity ry Hery hoe iza ilay ambaran'ny hafa ary iza ilay ambaran'i nyrina raha tsy mamaky azy rehetra.(@ niryna io ambony io ohatra)
i niryna dia i niryna ihany ka,izaho io fa ny hoe Hery ve tsy ho Hery ihany
Tsy misy fisaorana ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809