papa tany angletera??

1. fijo ( 22/09/2010 19:15)
dia gaga aho raha nahita taminn'y vaovao,fa tsy mahalala ny anaran'i papa akory ny vahoaka ao angletra????????tena le fankahalana ve no mahatonga izany sa tena tsy firaharahiana fotsiny????nefa hono samy mpino izany jesoa sy andriamanitra izany ireo an
répondu par cyril le 05/10/2010 20:51
2. ouioui ( 22/09/2010 22:56)
Ka ny mpivavaka anie bainn samy milaza azy ho zavatra daholo e, saika novonoin'olona tany mihitsy aza i papa
Efa io hoe olona tsy mety diso io indrindra no tena nampisaraka an-dry zalahy , papa masina infaillible [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
3. Miharena ( 23/09/2010 07:06)
Tsy tokony hahagaga izany resaka izany Fijo satria fantatsika tsara fa raha ny kolontsaina napetraka tamin'ny eoropeana sy ny kapitalista dia resaka publicités bedebe tototra amin'ny televiziona no nentiny hitaizana ny olona ao aminy ahafahany mitondra azy arak'izay tiany fa tsy nomeny fampianarana fototra loatra. Tonga hatrany amin'ny fivavahana koa io toetra io ary ity indray dia mamefy ny mpivavaka ao aminy tsy hijery izay lohan'ny hafa any fa ny an'ny tena ihany.

Ka samy manao izay mahasoasoa azy izany le izy dia izay. Ampahany vitsy no mahalala izany pape izany, na fantany aza dia tamin'ny tele fa tsy hainy hoe inona no tena anjara andraikiny ary amin'ny sehatra inona.

Tsy fankahalana no mahatonga ny tsy fahafantarana ny anaran'ny pape fa fitaizana, ary miankina amin'ny tsirairay koa io fitaizana sy fifampitaizana io.

4. cyril ( 23/09/2010 08:36)
Ka zah anie efa nilaza teto fa tsisy crissance zany tsony hoa ireo Kato ireo fa midina , midina ihany ny taux ndry zalah ireo e !... efa manomboka tonga saina ireo oul voageja fahiny tao amn Kato de jereo fa na samy europeannn aza zany de manapetsa andry lerony !!

-- merci ra zokibe fijo amle dinika a !...

--- miandry ny wawawan'i Ika eto ndray isika asa na innn ndray no avaliny boraingona an'io eo ?? mety lazainy fa nangarom-paosy ny porte feuillean'i pape ndray zao ny anglisy de zay no maha halany azy !! jereo angah mou ny valitenin'Ika io e !!... na izy hody fannn otran fanaony hon hon hon ... menatra beeee
5. niryna ( 23/09/2010 16:54)

fijo:

dia gaga aho raha nahita taminn'y vaovao,fa tsy mahalala ny anaran'i papa akory ny vahoaka ao angletra????????tena le fankahalana ve no mahatonga izany sa tena tsy firaharahiana fotsiny????nefa hono samy mpino izany jesoa sy andriamanitra izany ireo an
oodrryy,angaha ny papa no deraina fa tsy ilay kristy hi,hi io indray i fijo sy ny fanankianana fivavahana ooops
6. fijo ( 23/09/2010 20:48)
aza manafangaro zavatra tsy misy hifandraisany ry niryna an,resaka fahalalana no resahiko eto,fa tsy hoe mino ny papa sa tsia ny angilisy.za tsy mino ,fa mahafantatra hoe iza no papa,avy aiz aizy ,ary iz ano anarany.tsy midika izany fa mino ny papa koa i fijo.izay le tsy mahazo resaka izay no manimba ny resak'i niryna eto;diso fandray zavatra foana.ka manahirana.

marina le resak'i cyril fa pub no hitaizana aty,fa aty europa anie ry bain no misy ny papa fa tsy any afganista na any amin'ny dezera e.aty europa,ary resaka fahalalana ny koltora europenaina io
7. ouioui ( 23/09/2010 21:05)

Misy ekipa mandray antendrony indray ty rafijo a, tena hors sujet leisy le niryna a,,le mpivavaka mihitsy no tena tsy nampianarina ny tsy te-hahafantara ny hafa , hany ka raha vao misy "mania" dia lazaina fa jodasy mba hitazonana mafy ny sasany, nefa misy foana mahita hirika fa avy eo vao taitra hay fahan-dalitra be manadala fotsiny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
8. ikaretsaka ( 23/09/2010 21:20)
io letsy araka ny koltora sy ny fiaraha monina a.. rehefa tsy nianarana sy tsy natao ho fantany sy nokarohin'ilay olona, sy tsy ampiasainy @ fiainana andavanandro (io dia n'aiza na aiza an) ny zavatra na olona na fitaovana 1 dia tsy hainy!
9. ouioui ( 23/09/2010 21:26)
Ka izay le fomba fampianarana ara-pivavahana indrindra , tapenana ny mason(elah fa ny an'elah ihany no asesika ao an-doha dia tsy mahalala ny hafa ka raha vao misy matsilo dia misaraka , ny catho sy ny orthodoxe , ny catho sy ny anglikana , lasa nivadika anglikana ny pretra scathoasany nony nahita fa hay tsy voarara ny tsy hanambady , ohatra kely fotsiny iny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/R_CHAM%7E1.GIF[/IMG] fa ny sasany taraiky tao tsy naharitra fa mangery an-trano [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
10. niryna ( 24/09/2010 05:10)

ouioui:


Misy ekipa mandray antendrony indray ty rafijo a, tena hors sujet leisy le niryna a,,le mpivavaka mihitsy no tena tsy nampianarina ny tsy te-hahafantara ny hafa , hany ka raha vao misy "mania" dia lazaina fa jodasy mba hitazonana mafy ny sasany, nefa misy foana mahita hirika fa avy eo vao taitra hay fahan-dalitra be manadala fotsiny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
ha,ha
11. niryna ( 24/09/2010 05:14)

ouioui:

Ka izay le fomba fampianarana ara-pivavahana indrindra , tapenana ny mason(elah fa ny an'elah ihany no asesika ao an-doha dia tsy mahalala ny hafa ka raha vao misy matsilo dia misaraka , ny catho sy ny orthodoxe , ny catho sy ny anglikana , lasa nivadika anglikana ny pretra scathoasany nony nahita fa hay tsy voarara ny tsy hanambady , ohatra kely fotsiny iny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/R_CHAM%7E1.GIF[/IMG] fa ny sasany taraiky tao tsy naharitra fa mangery an-trano [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
tsy azoko mihitsy ilay izy -mora aminareo ny mijery ny harina eny amin'ny hafa fa ny anareo tsy itanareo an ooops
jereo hoe inona no zavatra azoko omena ny olona eto?
12. mirananirina ( 24/09/2010 08:03)
Ny Angletera mihitsy no miseho milay sy manao tsinotsinona ny rehetra satria mbola ao ilay fitondrana mpanjaka.Na fantany mazava be aza modiany tsirarahina ,nefa anie ka miditra église ihany ry zareo ao eh
13. ouioui ( 24/09/2010 09:07)
Ary mora miakatra zany koa niry klé, efa lazaiko enao fa izahay manana esprit critique fa tsy manaraka ambokony de ataovy izay hijoroan'ny zavatra hinoanao , fa inona no olana , fiainana izany , ny olona tsy misaina no tonga de manaika ho sasana ati-doha [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
14. andrywui ( 24/09/2010 09:49)
hy mirananirina

Ny Angletera mihitsy no miseho milay sy manao tsinotsinona ny rehetra satria mbola ao ilay fitondrana mpanjaka.Na fantany mazava be aza modiany tsirarahina ,nefa anie ka miditra église ihany ry zareo ao eh


.... tsy azonao mihitsy le resak'i fijo fa vakio tsara ndray pande alou !!!!! ozizy rafijo tsotra be oe ! gaga ah ozizy fa tsy fantatry ry zareo akory ozy ny anaran'ny pape !... fa tsy hoe mankahala an'i pape na manohitra ny anglisy na miseho milay na manao tsinotsinona , fa juste tsy hainy fotsiny ny anaran'i pape !!! zay izy !!!vakio tsara alou le sujet vao mamaly fa manjary manao famaly otran'i Ika eo koa !!...
15. infiny ( 24/09/2010 11:30)
Slt daholo indray.

:

Ny Angletera mihitsy no miseho milay sy manao tsinotsinona ny rehetra satria mbola ao ilay fitondrana mpanjaka.Na fantany mazava be aza modiany tsirarahina ,nefa anie ka miditra église ihany ry zareo ao eh


Ny ankamaroandry zareo anie toa tsy dia mino an'Atra (tsy haiko nolovainy avy amin-ndry Darwin ve!?) fa ny mameno ny fiangonana dia toa ny mpivahiny. Izay aloha ny fahitako azy fa tsy haiko izay tena marina.
16. ouioui ( 24/09/2010 11:59)
Ny tena marina leisy dia ry zalahy tsy te -halala zay kato zany depuis le nisaraka t@ kato t@ resaka papa tsy mety diso sy pretra tsy mahazo manambady sns.... dia lasa Anglikana io a, jerevo tsara fa reny pretra kato ireny mivadika anglikana daholo ny ankamaroany
Ny kato koa anie hoatran'io ihany tsy ahalala izay fianoan'ny hafa any fa ny dogmes asesika ao an-dohany ihany no hindraindrainy, hoatrahoatran'izany daholo izao karazam-pivavahana aizao bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/bleu-triste-1238.gif[/IMG]
17. ikaretsaka ( 25/09/2010 01:19)

andrywui:

hy mirananirina

Ny Angletera mihitsy no miseho milay sy manao tsinotsinona ny rehetra satria mbola ao ilay fitondrana mpanjaka.Na fantany mazava be aza modiany tsirarahina ,nefa anie ka miditra église ihany ry zareo ao eh


.... tsy azonao mihitsy le resak'i fijo fa vakio tsara ndray pande alou !!!!! ozizy rafijo tsotra be oe ! gaga ah ozizy fa tsy fantatry ry zareo akory ozy ny anaran'ny pape !... fa tsy hoe mankahala an'i pape na manohitra ny anglisy na miseho milay na manao tsinotsinona , fa juste tsy hainy fotsiny ny anaran'i pape !!! zay izy !!!vakio tsara alou le sujet vao mamaly fa manjary manao famaly otran'i Ika eo koa !!...


io letsy tsy voatery ho ny papa ihany a... fa resaka pratique be io: ohatran'ny hoe anontanio ny bandy ao Antananarivo hoe aiza ny Rue Berger sy ny Rue Ratsimilaho, fa tsy fantany hoe aiza, nefa lalany isan'andro...
na mangala ohatra olona anankiray Loterianina mafana fo be, par hasard... dia anontanio izy hoe iza no Prenom an'i Lotera!
na mangala silamo be de anontanio izy hoe iza no tena anarana fenon'i Mahomet
fa betsaka ny hisanana

de tahak'izay io
18. ouioui ( 25/09/2010 07:45)
ika:

io letsy tsy voatery ho ny papa ihany a... fa resaka pratique be io: ohatran'ny hoe anontanio ny bandy ao Antananarivo hoe aiza ny Rue Berger sy ny Rue Ratsimilaho, fa tsy fantany hoe aiza, nefa lalany isan'andro...
na mangala ohatra olona anankiray Loterianina mafana fo be, par hasard... dia anontanio izy hoe iza no Prenom an'i Lotera!
na mangala silamo be de anontanio izy hoe iza no tena anarana fenon'i Mahomet
fa betsaka ny hisanana

Olona venasy bainn zany hanontanian'elahzany a! raha elah mafana fo @ kato io ve no anontaniana koa de tsy hain'elah ny anaran'ny papa??
Resaka fitaizana, fanabeazana sy kolotoraly mihitsy io bainn a, rehefa niala t@ kato ka lasa Anglikane dia tsy te-halala zay papan'elah any ry lerony, hoatran'izay koa na silamo tsy hianatra ze papan'elah ry lerony , na ny orthodoxe niala t@ kato koa tsy te halala zay papan'elah fa patriarka no reviny , zay hoa tony fivavahana itony saly milaza azy ho dadany daholo bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
19. milamm ( 27/09/2010 17:50)
io teniny ika io hitako fa mahavaly ty resaka ty,

' io letsy araka ny koltora sy ny fiaraha monina a.. rehefa tsy nianarana sy tsy natao ho fantany sy nokarohin'ilay olona, sy tsy ampiasainy @ fiainana andavanandro (io dia n'aiza na aiza an) ny zavatra na olona na fitaovana 1 dia tsy hainy! '

le resaka darwin nisy niteny tatsy aloha kalo dia mampisalasala, tsy ela akory izay fa teo @ roa taona teo zay(2008) dia nampidiriny britanika any @ fanabeazana fototra any an-tsekoly ny fivoarany zava manan'aina sy ny fivavahana satria nivoatra sy niely faingana be haitao manazava izany ara-tsiansa, mba hanazava ny ankizy mialoha ny zava-misy manodidina azy ka ahafahany misafidy izay finoana arahiny avy eo.Ny fihevitro hafa indray dia resaka popularity ny ambiny avy eo satria iza moa no tsy nahalala an'i papa Joany Paoly 2 oh.(iconic figure ozy ry zareo angilisy),@ toetra nampiavaka azy manokana fa tsy ara-pivavahana ihany(charisma), ity Papa Benoit ity zao dia tsy manana an'izay ka tsy mahasarika ny olona ny hahalala azy
20. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:28)

ouioui:

ika:

io letsy tsy voatery ho ny papa ihany a... fa resaka pratique be io: ohatran'ny hoe anontanio ny bandy ao Antananarivo hoe aiza ny Rue Berger sy ny Rue Ratsimilaho, fa tsy fantany hoe aiza, nefa lalany isan'andro...
na mangala ohatra olona anankiray Loterianina mafana fo be, par hasard... dia anontanio izy hoe iza no Prenom an'i Lotera!
na mangala silamo be de anontanio izy hoe iza no tena anarana fenon'i Mahomet
fa betsaka ny hisanana

Olona venasy bainn zany hanontanian'elahzany a! raha elah mafana fo @ kato io ve no anontaniana koa de tsy hain'elah ny anaran'ny papa??
Resaka fitaizana, fanabeazana sy kolotoraly mihitsy io bainn a, rehefa niala t@ kato ka lasa Anglikane dia tsy te-halala zay papan'elah any ry lerony, hoatran'izay koa na silamo tsy hianatra ze papan'elah ry lerony , na ny orthodoxe niala t@ kato koa tsy te halala zay papan'elah fa patriarka no reviny , zay hoa tony fivavahana itony saly milaza azy ho dadany daholo bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]

Bien sur haiko ny anaran'ny pape ka ;-) fantatro hoe inona aby koa ny asa niandraiketany talohan'ny naha pape azy.
fa ny tiako lazaina ange de hoe firifiry @ ireo anglikanina ireo no tsy mahalala ny tena anaran'ny filohany koa ?
firifiry amin'ireo silamo ireo no tsy mahalala akory ny hoe iza izao no lehiben'ny communaute-ny?
tsy ny fialany kato no na
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3449