papa tany angletera??

21. fijo ( 30/09/2010 21:47)
mahaiz amarina mamaky,fa misy avy dia manafangaro be.
mazava ny resako."gaga aho fa tsy hain'ny olona nanontanianateny an dalana akory ny anaran'ny papa"io no resaka.tsy voatery ho katolika vao mila mahay ny anarn'ny papa.tsy voatery hino sy hitia azy ,vao ahay ny anarany.fahalalana io,fa tsy resaka fitiavan ana finoana akory.
22. ikaretsaka ( 30/09/2010 22:35)
ka izay le izy ra fijo a
Misy izao zavatra tena hain la par coeur satria mahaliana an'ialahy nefa tsy mahakasika ny tontolon'ialahy
Raha manontany Ahmadinejad amin la zao za ohatra de atokisako fa kopy ialahy nefa ialahy tsy Iranianina! fa izay no voizina natao ho fantatr'ialahy
fa raha anontaniako ialahy hoe Iza no Anaran'ny mairen'i laisany t@ ialahy vo tonga... sahirana ihany nefa zavatra ao an-tananan'ialahy sy birao nandehanan'ialahy matetika!
23. fijo ( 05/10/2010 20:04)
haiko ka,minoa ahy fatena haiko tsara.
io letsy kultura an,izany fiangonana katolika izany,na tsy tia azy aza ianao,dia mahalala,fa lehibe izany ary manana ny lanjany.toa ny firenena sinoa sy sovietika.ka rah atsy mahalala kely akory ny momba izany ianao,dia tena...aleo aho hangina fa tssssss
24. cyril ( 05/10/2010 20:51)
Izao fanambaniana ny tsy mpino ataon'ika izao indrindra no maha-tapimaso , iaklahy ve mahalala an'i fijo no maka ohatra ho azy fa tsy ny tenan'ialahy aloha no tokony feren'ialahy e hon hon hon
Koltora tsy mitovy nefa na milaza fa matanjaka be aza ny katolika tokony fantatry ny sasany na ny papany fotsiny aza , koltora woa her her her
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3299