efa lany daty le hoe

1. bazylou ( 11/09/2010 19:43)
Tgv, 3movansa venance e, ray aman dreny mipetraka sy mitingitingina , ry episcopo ry cnosc sy ry tim and co.

Malagasy miasa izao dia izao no ilaina.

Madagasikara milamina sy mazava na dia rafitra tam 1950 ihany aza no iainana.

Malagasy manana sy manaraka ny tray kefa sy teknolojia hifaninana amin'ny fotsy hoditra no ilaina.

Tsy mila an'ireo polifika lany bala taloha intsony i Madagasikara.

Mila olona vaovao , mila Madagasikara vaovao ary mila. Lalana vaovao.

Tsy ekena tsony ny fanomezana kdo ho an'ny vahini rehetra na ry fatsoraly. Na ry vital na ry hong
Tsy ilaina tsony. Fandehanana hisolelaka vazaha etsy sy eroa hividianana daba na anaovana an'izao
Projet sy lalana kely 1m goudron.
Tsy ekena tsony ny fandotona sy ny fanalikana ny ranomasin'i Madagasikara.

Mitsangana daholo izay vonona na gasy aiza na aiza.
Mitsangana fa tsy omena an'ireo fatin'alika sy ry zanak'i dada lany bala ny firenena.
Mitsangana izay te iinvestir any Mada anao lamina vaovao anolona ny lalana antitra ao.

Mitsangana fa isika no ilaina anarina io firenena io.
répondu par milamm le 15/09/2010 11:23
2. diloo ( 12/09/2010 02:53)
Hoy i babazy:

Malagasy miasa izao dia izao no ilaina.
Mitsangana fa isika no ilaina anarina io firenena io.

Sssh, aza mampiesona leitsy ry bazim-bitro an!

Iza koa no badobazylomorina elah eto kle!

Efa ho 19 volana ny foza orana no naka sy nitondra fanjakana ankeriny tsy avy amin'ny vahoaka mpifidy fa napetraky ny miaramila nokaramaina. Anefa hatrami'nizao tsy misy asa mamokatra na iray aza, fa ny fijaliam-bahoaka no setriny.

Malagasy miasa hoy ela no ilaina:
Iza sy avy aiza ary inona no tanjona ireo malagasy zestevan'ela eto?

Tahak'izao izany ny endrika ilay asa tadiavin'elahy!
Arao kely aloha ny fiseon'ny fombafomba tian'ny ireo malagasy mpitondra an-keriny ankehintriny izay ieboeboin'elahy eto fa malagasy miasa sy ilaina.
Ny asa ataony, dia ny asa famenona paosy fotsiny.
Jereo ity:
-ny sefom-poza:
10-09-2010
« tsy mahazaka mahita vola ity TGV. Vao maheno sora-bola dia efa miantsampy amin’ny hazo tsy fantatra». Fantatra mantsy izao fa dia ho tantanany indray hono izao ilay 100 tapitrisa dolara avy amin’ny WISCO. Ny 10 tapitris amin’io ihany mantsy no entina hanodinana ny raharam-panjakana, fa ny 90 tapitrisa kosa dia lasa any amin’ny TGV, ao amin’ilay «fonds du président».

-Ny fikambanam-poza:
Ny asa mahamaika azy ireo sy ilain-dreo, tsy asa fa ny fafahana hinanambola:
L'enjeu de la FATE pour asseoir la transition acquise, n'est pas de s'occuper du peuple, mais uniquement de bénéficier de 87 millions d'ariary par téte de foza.
Vakio ity:
10-09-2010
En tout, le Haut Conseil de Transition, le Sénat et l'Assemblée Nationale auront droit à un peu plus de 30 milliards ariary de crédits nouveaux. Et si le nombre de 346 membres pour les deux chambres est maintenu, ils auront, en moyenne, droit à environ 87 millions ariary par téte dans le cadre de cette loi de finances rectificative.
Tsy asa izany no maha maika ireo Oncles Tom an'i bazimborona ireo fa ny 87 millions d'ariary.
Porofon'izany, mipelipelika toa ny atsantsa,te hiriotra any daholo ry zareo sao tsy mahazo kaly.
Jereo ity:
10-09-2010
« A qui peut-on s'adresser car nos noms ne figurent pas dans la liste des participants à la conférence nationale ? » Plusieurs questions de ce genre sont parvenues hier, à la rédaction. Pour ne citer que l'appel venant d'Antsohihy où des membres de commission du « Dinika santatra » ont été écartés au dernier moment, alors qu'ils sont 12 à figurer de droit dans la liste. « Que pouvons-nous faire car le départ est prévu à 14h 30 ? », demandaient-ils. Sur un ton mi-paniqué, mi-révolté. L'un d'entre eux de rapporter méme qu' « un jeune de 19 ans a été retenu dans la liste ». Sans compter les copin(e)s et les coquin(e)s.
Ruée. Des forumistes pro-TGV qui vont rallier la capitale où l'on commence à se bousculer au portillon des « Raiamandreny Mijoro ». C'est la ruée au B23 de l'Immeuble Fiaro où les demandeurs de badges affluent sans qu'ils figurent tous dans la liste.
Io izany ilay asa maha maika an'elahy io ry bazimborona.

Azon'elahy ihany ve lety ny badge elah kle?
Tss!resaka mampiesona fotsiny ny an'elahy kle!

Izao ve letsy ny valin'ny asa ny malagasy foza mpanalabaraka ny Tanindrazana fotsiny ,tsss.
Diplaoma sankalite foana no vokatra azo avy amin'ny CI.
Vakio kely indray aloha ity:

07/09/201 - Un autre coup de massue pour la justice fantoche de la HAT, à laquelle la CIJ a donné un carton rouge
La Cour Internationale de Justice, ayant son siège à La Haye vient de donner un autre coup de massue sur la téte des "dirigeants" de la HAT. En effet, la CIJ critique la manière dont le régime putschiste traite les affaires de justice à Madagascar depuis plus d'un an et demi maintenant. La CIJ déclare que la tenue d'un tribunal jugeant l'affaire du 7 février 2009 n'est point la compétence d'une cour criminelle ordinaire. Il n'est donc pas utile de prendre en compte la décision d'un tel tribunal car il est lui-méme incompétent et illégal par essence dans cette affaire.
Izao ve leitsy ilay ataon'elah hoe asa kle Tsss!Resake fotsiny ny fitantanan'ny Fatim-pozan'elah, kozy e!

Ny HPM sy ireo tonga saina ihany leitsy no hafaka manarina ny fahoriam-bahoaka a.
ny maha maika an'ny lisany dia ilay 87 millions d'ariary fa tsy asa hatao ho an'ny vahoaka a.
« Raha zato ianareo no tsy tia ny HPM, arivo izahay no mitia azy ireo, raha arivo ianareo no mankahala azy ireo, analiny ny vahoaka no hanohana azy ireo ».
(HPM: Hery politika mitambatra)

Araka izany, ny asa sy ny hoe hitsangana ho an'i bazimborona zanatsarla, dia tarigetra sankalite koa tsy hamokatra, fa aleo mandefa rivotra hanaseporana ny fozampaty.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/3d-Salut-25.gif[/IMG]
3. bazylou ( 12/09/2010 06:16)
Iza. Sy avy aiza hoy dilodilotra poakaty ireo malagasy lazaiko azy ireo.
Dia hjoy aho hoe ny malagasy eran tany.

Aza mihetsika eo ianao ry idiran doza fa misy ho anao gratos eo.
Efa lasan ny vorona koa izany ny sain ialahy ka atao ahoana moa.
Io gasy te hiasa io tsy mijery. Sy tsy te hahalala izay olona tsy tehanao nainona na inmoma fa hiandry ny vitana sy ny anjara eo fotsiny.
Tsy mila anao izy rehefa tsy mila azy ianao.
Io gasy te hiasa io tsy mila hevitra botolo resy lava mpitsetra ohatran'ny dilovaralila.
Io gasy te hiasa io tsy mila olona kamo velona hangataka lava.

Tsy mila olona lany bala sy mpijapy train io.
4. diloo ( 12/09/2010 08:06)
Efa niomana ao anatin'ny fahanginana leitsy ny malagasy tena mijoro mametraka tsomoramora ny asa ilaina sy hampandroso ny Tanindrazana. Efa manao recensement ny ahi-dratsy nanimba ny tany tao anatin'ny 19 volana.Ho avy atsy atsy ny karavasim-bahoaka hanaisotra ireto tsalo telo lahy mpanimba firenena ireto: i bitrobelety sy i ratsirahonahonantany ary ramarosokina. Efa leo an'izy telo lahy ireo ny vahoaka. Tamin'ny famangina an'i tompokolahy Raoul an'i Mahaleo aza, dia voasioka ny vahaoka indray ny foza, any ka nirepla.
Rehefa mba miezaka mamaly leitsy ela dia aza atao valiboraingina tsisy lohany tsisy vodiny.
Te hamono vorona tsy mahafaty fotsiny elahy. "Tu pètes trop haut que ton cul" hoy ny fiten'ny vozongo izay.
Romotra ndray elahy fa tsy nahazo badge tao @'ny B23 de l'Immeuble Fiaro an.
Aoka leitsy ry basimborona mpampiesona an.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
5. milamm ( 12/09/2010 12:29)
voaendy tato njay bazily lele
6. AndriambyII ( 12/09/2010 12:52)

milamm:

voaendy tato njay bazily lele

Aza manaiky kanjo lety Bazila aa ! atôvy minann'ntadny sy ny anamaminy ze bôla makarakara sain'ao !!
7. milamm ( 13/09/2010 15:46)
ka na hanaiky bazily na tsia defa voaendiny akama diloo tsara zay ka,na ampina anla aza ry ndrembyll sy andrywui de tsy tafa e tonga de mikarepoka dolidoly lisany mpanao resaketotra reo isaky ny mifanena @ lery lol ... reviko mintsiny kalo ny koziny diloo fa mpietsapetsaka tsara dolidoly e
8. bazylou ( 13/09/2010 19:31)


Dia voaendy ahoana aloha e a, za eto fona tsy misy miala eto.

Ny andry doly hono mbola hiandry atsy ho atsy vao ipetaka nefa ny valala aza ity efa ao iarivo.
Dia rahoviana hono le karavasin,y vahoaka maty moana,
Mbola manana hery hikapoka ve nefa maty noana sy mivarotra ny zanany sy ny fananany.
Ny anay zao dia izao no hetsika fa tsy hiandry akoho maneno.

Izahay tsy mifezaka an'iza izany e.
Ananako daholo ny adge ry tsamy a.
Ary ny anay voalohany amin'ny invitation rehefa misy fitondran.Tsy araka aza indraindray.
Shhhhn, mampaonena ela fa ireny no fanenjika fa tsy zavatra mahaso sy mahita lavitra.
Beeeeurrrk.

Rehefa tsy anao ny gasy ao Mada dia ny gasy andafy izany no itondra ny baolina.
Tsy misy indra fo ao sao manantena.
Tsy maintsy hoavy ireo androdana ny tsy mamely rehetra ao Mada ao, na ialahy aza ry dolidoli.
Ray amandreny mitingitina mpiala bala ve lesy no andrandraina.
Tsssss nangaina teo.

Mahazaka tsara ny aty e.
Olona tsy maty voalavo ankibo tony dolidoli tony fa tsy manana vaha olana.
Le gasy be wawwawa ray lavaka fotsiny ary tsy manana argument hafa tsy hoe i tgv , io boay kely io.
Maketsy makeroa nefa raha nahay noho izy ialahy naninona no tsy naongana fa be theorie sy copie colle eto fotsiny kle.

Esory le vahoaka fa efa maty nona, ary tsy ianao io no andrasany fa olona ny hanasoa azy maharitra.

Tsy misy apoka ialahy ry doli a.
Lany andro amin'ny article lavareny fotsiny.

Omeko an la ve ny badgeko sy ny invitationko e.???
Beuuurrrk
9. cyril ( 14/09/2010 07:43)

milamm - 13/09/2010 17:46
ka na hanaiky bazily na tsia defa voaendiny akama diloo tsara zay ka,na ampina anla aza ry ndrembyll sy andrywui de tsy tafa e tonga de mikarepoka dolidoly lisany mpanao resaketotra reo isaky ny mifanena @ lery lol ... reviko mintsiny kalo ny koziny diloo fa mpietsapetsaka tsara dolidoly e




aoana letsy rapika a!... io ndray elah fa manadala an'i bazylou anay eo a !!
10. milamm ( 15/09/2010 11:23)
an3 rapika les de akamany milamm fa tsy izaho akory toy izany koa i diloo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2659