Ny atao hoe borné sy ny atao hoe malala-tsaina
1. hery
(
09/09/2010 13:47)
Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona borné sy malalatsaina. Ka ity misy fitsapan-tena kely hoe borné ve ianao sa malala-tsaina raha resaka finoana no jerena.
Amin'ny Fanontaniana rehetra eto ambany, raha ny valiny a) no raisinao dia borné ianao izay. Raha ny valiny b) dia malala-tsaina enao izay. Dia aza mifampitsaratsara fa samia mitsara tena.
1. Ahoana ny fiheveranao ny tsy mitovy firehana aminao?
a. Diso manontolo
b. Misy marina ihany
2. Ny tenin'iza no marina?
a. Ny ahy irery ihany
b. Mety ho ny an'ny hafa koa
3. Afaka miara-mivavaka amin'ny mpino hafa ve ianao?
a. Sanatria
b. Afaka manotrona aho
4. Firy ny olona ho voavonjy?
a. 144.000
b. Andriamanitra no mahalala
5. Ahoana ny fahitanao ny tsy mitovy finoana aminao?
a. Very any amin'ny afobe ireny
b. Miasa amin'ny rehetra ny Fanahy Masina

répondu par fijo le 22/09/2010 19:11
3. Miharena
(
09/09/2010 14:00)
Mila mahay manavaka ny izy sy ny tsy izy anefa ny malala-tsaina ka rehefa misy adihevitra dia mahita tsara izy hoe izatsy hevitra izatsy kosa tery loatra fa izao no fomba malalaka hanazavana izany hevitra izany. Mila mifananatra ihany sao dia samy jamba mifampitarika.
4. andrywui
(
09/09/2010 14:20)
Voalohany aloha : ao amin'Andriamanitra dia tsy misy amboamboarina na sentiment zany fa na "mangatsiaka hoy aho na mafana" ! (fandrao efa tonga mangatsiaka ka haloan'ny vavako hianareo hoy jehovah ! ...)
-- Raha vao mivaona amin'ny Tenin'Andriamanitra na ny Baibly ny zavatra avoakanao sy tanterahinao dia satana izay !
--- Jehovah tsy mihosona amin'ny zava-betaveta na maloto zany fa Lehibe Izy .... tsy mba Jehovah ohatra no hanaiky ny hilalaovana faty eo ankianjan'ny tempoly ! ...
---raha ireo teny lazain'i hery ireo ohatra dia hita fa tsy nahavaly an'ilay ILLUMINATI izay nisaringotra be tamin'ny vatican izy io de ity fanalefahana resaka ity no atao !!! tena politisianina i hery fa na le fanoharana ankifidy aza de nataony mahonena mihitsy ny mamaky azy otran'ny hoe victime be i hery eto !!
-- izao anefa : Jehovah dia tsy manaiky mihintsy ny Fanalàna na ny fanampiana ny teny ao anaty baiboly ary ny fametavetana ny toerana izay efa natokana hiderana Azy, efa io no voasoratra de tanterahina ny tenin'Andriamaniatra !
---tsy misy olona malaina ny hamonjy any amin'ny eglise kato mihitsy raha manaraka tsara ny baiboly ny zavatra resahina sy atao ao : ohatra manoroka sari-vongana , osorana lavenona sy ny rano voahasina ,fitahirizana faty sns ... tsy ao anaty baiboly zany !!
---o ry Hery a! mahay baiboly tsara ve enao ramose ?? 144.000 ahoana ary no ho voavonjy e !... hoy ny tenin'Andriamanitra :" misy olona ankoatra ity vala ity koa hoy Izy ho vonjena " -- ankoatra an'i Israely no tiany tenenina eo satria i Israely dia olona voafidy (izany hoe :voavonjy daholo ny Israela na dia mbola miandry ilay Mesia aza izy ireo satria aminy i Jesoa dia tsy ilay mesia fa Mpaminany lehibe fotsiny ! ..voavonjy daholo ireo satria olon'Andriamanitra Manokana !
---Ny tsy mitovy Finoana : dia mbola averiko fanindroa indray hoe : tsisy olana ny "tsy mitovy Finoana " raha manaraka ara-dalàna ny baiboly izy ka tsy mampiasampiasa fitaovana ho "fanakonana an'Andriamanitra Jehovah tokony ho Antsoina direct ! ....

5. infiny
(
09/09/2010 14:24)
Marina ny an'i Maherana io.
Tsy ny fitsinjarako ny marina sy diso amiko akory no maha tery na malala-tsaina ahy fa ny fahaizako mandray ny hevitry ny hafa ary mampitahy azy amin'ny efa ananako ary mety hanovako sy hanamboarako ny ahy aza raha ilaina. Raha tsy diso izaho dia izay koa no dikan'ny hoe "dinika" izay nataon'i Hery io. Manana ny hevitro aho dia lazaiko dia manontany ny hafa koa fa tsy hoe io no marina amiko dia tsy maintsy marina aminao fa fotsiny hoe io no ekeko fa marina amiko aloha hatramin'ny fahalalako izao.
Raha mamaly ireo fanontanian'i Hefy ireo za ohatra dia misy a) ny sasany ary b) ny sasany. Ohatra, tsy mba ekeko mihitsy izany hoe 144.000 izany ny voavony (mbola miteraka olana amiko koa aza ilay valiny iray satria lasa misy olana amin'ny "fahalalahana misafidy" izay nomen'Atra antsika). Ny fanontaniana voalohany koa ohatra rehefa izay no marina amiko dia izay rehefa tsy maharesy lahatra ny saiko ilay hafa.
Farany, tsy ny fahasamiafan'ny finoana akory no mahavoavonjy sy tsia fa miankina aminao sy ilay Atra inoanao! Toa izay koa ny diso sy marina, fa araka ny nolazaiko dia milaza hevitra isika eto (raha tsy diso aho), dia samy mandray izay mifanandrify aminy.

7. ouioui
(
09/09/2010 14:34)
Mba alaharo kely koa hoe rahery ny dogmes kato jerena, raha nanàna katesizy aho de tena tsy nahamenatra ahy no nandefa sombintsombiny , ny an-dry zalahy mantsy ny an'olona ihany , dia avy eoa aza mifampitsaratsara no mahamaika azy raha voapetsa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
8. ouioui
(
09/09/2010 14:41)
miharena:
Mila mahay manavaka ny izy sy ny tsy izy anefa ny malala-tsaina ka rehefa misy adihevitra dia mahita tsara izy hoe izatsy hevitra izatsy kosa tery loatra fa izao no fomba malalaka hanazavana izany hevitra izany. Mila mifananatra ihany sao dia samy jamba mifampitarika.
Dakôro , izay malala-tsaina tsy miorirary raha hiady hevitra , mamaly fanontaniana fa tsy miondikondina, fa tsy tonga de hoe , tsy baiboly fotsiny ny an'i kato de borkena any ny resaka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
andrywui:
-- izao anefa : Jehovah dia tsy manaiky mihintsy ny Fanalàna na ny fanampiana ny teny ao anaty baiboly ary ny fametavetana ny toerana izay efa natokana hiderana Azy, efa io no voasoratra de tanterahina ny tenin'Andriamaniatra !
Marina koa iny, raha kristiana, fa ty dogmes kato ty aloha tena paik'ady hafahafa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
9. andrywui
(
09/09/2010 14:43)
salut bainn --) mitady hanafay ahy amin'ny resaka baiboly i rahery fa heveriny fa tsy efa ampy baggages sy nanao étude angah ny aty vao miditra eto fa tsy mi-wawawawwouwouw otrandry Ika fotsiny de miala moramora refa tsisy avaly tsony ! ...
11. daran
(
09/09/2010 16:50)
amiko ny malala-tsaina dia olona ts borné @ fivavahana nentin'ny razany na ny fivavahana imposén'ny fireneny. Samy nanana ny fivavahana narahiny ny ray aman-drenintsika, ary matetika io no lovain'ny ankizy. Borné amiko ny olona tonga d milaza fa zay fivavahana nitazaina azy ihany no tena izy. Mety teraka katolika enao, na protestanta na tj, na adventista na silamo... malala-tsaina enao raha misokatra @ hafa ary miezaka mi-raisonner fa ts hoe satria ity no nitazaina ahy d midéfendre an'ity aho na dia efa hita zao aza fa mety misy zvt ts ara-baiboly ao.
12. daran
(
09/09/2010 16:52)
draindray koa ny tena mety efa mi-douter ny fivavahana narahana hatramin'izay kanefa noho tahotr' olona sy ny fianakaviana sy ny fiaramonina... d borné ao foana
13. AndriambyII
(
09/09/2010 17:13)
Ny tenin' i Daran izao aloha no hitako fa mifanahantsahana @ hevitro .Izaho izao mahita olona tsy mitovy firehan-kevitra bediabe amiko @ finoana , nefa tsy matoky aho fa ho lasa any @ afobe ry zareo ,izaho aza indraindray no nahita fa toa voageja @ finoana sy voa be t@ finoana tokana hatr@ fahazaza , ny fiasan' ny fanahy masina (arakaraky ny finoana nioriranan' ny tena ) dia ataoko fa tsy mbola nisy angamba , na inona finoana eto antany na inona ,ka tsy manaiky ny herin'izany .
14. ikaretsaka
(
09/09/2010 22:28)
de eo ilay remark nataoko indray andro izay hoe diniho ihany noho iza, na noho ny inona..no mahatonga anao mino?
tahotra ny afobe ve? sa fitia te ho any am-paradisa? sa noho ny maha ianao anao sy ilay inoanao?

15. andrywui
(
10/09/2010 08:57)
salut ra-ika ! elabe ndray enao vao miditra tato nefa zah niandry anao mafy tatsy ambany tatsy !!... ka ahoana bainn vonona ve §? ho alefako ndray mantsy ny adi-hevitra manaraka ra vonona i Ika ?
16. zama91
(
10/09/2010 09:15)
tena asian'ialhy mafy mihitsy anie lesy ny kato eto e ry andrywui e ,zavatra fivavahana misy tolerence sy pasifisme be ireny,jereo fotsiny hatramin'ny niantombohany fiangonana kato anie
jusqu' a maintenant,tsy hilaza ny resaka any irland du nord ,na ny position vatican t@ ady lehibe faharoa ,na ny fanenjehana an'ireo izay lazaina fa eretika t@ moyen age ,na guerre saint au non de Dieu ,fa ny fiangonana kato tena misy tolerence be mihitsy fa ny blem ireo pretra tokony hanambady sa tsia ,

18. zama91
(
10/09/2010 10:11)
ory hery an ialahy aza dia maka partie be loatra @ ireny resaka be nandeha teto,za sahy mihozona @ ireo zanako roa ireo raha nandefa an'izany sary maloto teto izany t@ alaln'ny mamijo,tsy hoe mamoha fota mandry fa za no nanao an'ireny ps mamijo ireny juste nanjonoko olona teo bref efa nahazo ny accord tompo tsary aho vao nanao an'ireny,tess aoka izay izany resaka mamijo izany,na za koa aza anie efaleo nefa moa c toi qui decide
aza adino fa ny tsindry paingotra mandeha foana @ itony resaka forum itony e,raha oahatra ianao tsy mahazaka aza manao ,sutout izany mandrangitra izany
izay lesy ry rahery ,mbola hanantena ny hiaona @ ialahy indray andro any

19. nanjakely
(
10/09/2010 10:43)
--- Jehovah tsy mihosona amin'ny zava-betaveta na maloto zany fa Lehibe Izy ....
marina tsy azo hiadiankevitra izany nefa dia ny zava-betaveta voalaza mihitsy mahagaga no mahafinaritra ny olombelona ny mankasitraka sy ny manao azy
20. daran
(
10/09/2010 14:04)
nanjakely
ny zava-betaveta voalaza mihitsy mahagaga no mahafinaritra ny olombelona ny mankasitraka sy ny manao azy
koa mahery i Satana kou, moa ny ol koa te hanao zay tiany hataony, na ny anjely aza nidina tety an-tany mba hanao zay mahafinaritra azy @ fitondran-tena maloto. A/tra mamela ny zava-boariny hisafidy malalaka, ts toy ny robot no nanaovany antsika....koa betsaka tokoa no mirona manao ratsy na dia misy vokadratsiny aza.