Ny atao hoe borné sy ny atao hoe malala-tsaina

21. michaela22 ( 10/09/2010 14:32)

nanjakely
ny zava-betaveta voalaza mihitsy mahagaga no mahafinaritra ny olombelona ny mankasitraka sy ny manao azy



f raha zavatra tsara ndray anefa ohatra hoe hanao soa olona sahirana de tena miraikitra mihitsy ny tanana satri mahatsiaro tena hoe voa angaha
22. fafane ( 10/09/2010 16:09)
Jereo fona ny baiboly fa ao ihany ny fahamarinana, fa ny ahy raha fahamarinana de tsy miala@zay ntsony aho,fa hoy ny tenin'Atra hoe tsy tsara raha tsy manampahalalana ny fanahy fa izay miezaka mosalahy de ho diso lalana, fantaro tsara ny tenin'Atra fa manjary mihinana ambolony zay lazain'ny mpitondra enao raha tsy mba hamantatra mintsy, fa rehefa hita fa tsy mitondra fahatsarana na fanovana ho anao eo@ fiainanao de ialao ,fa zay lay borner zay
23. fafane ( 10/09/2010 16:12)
Jereo fona ny baiboly fa ao ihany ny fahamarinana, fa ny ahy raha fahamarinana de tsy miala@zay ntsony aho,fa hoy ny tenin'Atra hoe tsy tsara raha tsy manampahalalana ny fanahy fa izay miezaka mosalahy de ho diso lalana, fantaro tsara ny tenin'Atra fa manjary mihinana ambolony zay lazain'ny mpitondra enao raha tsy mba hamantatra mintsy, fa rehefa hita fa tsy mitondra fahatsarana na fanovana ho anao eo@ fiainanao de ialao ,fa zay lay borner zay
24. AndriambyII ( 10/09/2010 18:05)

ikaretsaka:

de eo ilay remark nataoko indray andro izay hoe diniho ihany noho iza, na noho ny inona..no mahatonga anao mino?
tahotra ny afobe ve? sa fitia te ho any am-paradisa? sa noho ny maha ianao anao sy ilay inoanao?

Ka ny contexte lasa miova raha avadikao @ dinika hafa ny valiteny t@ dinika iray hafa .
Hamafisiko ilay principe nalefako t@ iny dinika iny . Ny momba ny anton' ny hvavahana angamba izy izay . Tsy dia mahatoky aho @ fisian' ny paradisa sy ny afobe izany. Raha resaka aorian' ny fahafatesana no tian' i Ika tenenina fa hisian' ireo zavatra roa ireo , dia mba tokony handanjalanja ilay fanontaniana ihany Raika , satria ohatry ny mi-inciter olona handeha velona any @ ireo toerana roa ireo ankolaka ianao @ izay , bref , fomban' ny psychopathe ireny invection ireny ,ary raha any @ tany silamo ianao no manana fomba fanontany olona ohatr' izany dia efa mety nihena ny integrité ' ny fironam-pinoana anananao eo anatrehany.Raha silamo ohatr'azy ireo ianao dia hanefa ny adith , fomba iray silamo prematurement. Raha tsy silamo ianao dia efa nety ho tapa-doha raha ratsy famindra.

Ampiko kely ny resaka paradisa sy afobe , fa tsy aritro, ho an' i Ika , ny afobe amiko dia tsy misy aorian' ny fahafatesan' ny nofo . Ny paradisa dia misy eto antany , ary misy paradisa hafa koa any ankoatra rehefa levona ny nofo , io paradisa andanitra io dia tsy mitovy @ paradisa antany , fa toerana iray feno anjely fialantsasatry ny fanahy torovana teto antany alohan' ny hiakarana any @ fanjakan' ny lanitra .
Dia eto no mety ho diso fandray ny sasany ny momba ity hoe afobe afobe ity ! Indrindra fa ny X/ana mandray antendrony ny fombafomba nolovainy teo @ fiaraha-monina , ny fifanotofan' ny tantara nisian' ny finoana teo @ fiainan-janak'olombelona dia nahita fandoran' olona , na fanapahandohan' olona , na fampijaliana ho faty ny olona , na famonoan'olona tsotra izao hatr@ izay nipoirany.Voatana antsoratra izany taty aoriana ary na dia niova sy nivadika aza ny teny marina momba ny tena marina nipoitra taloha dia tsy ho marina tanteraka izany ao andohan' ny olona @ izao fotoana izao.Toy ny desinformations historique coloniaux nentina nanjanaka ny firenena maro taloha nampiasana ny strategie diplomatika voalohany mba takatry ny saikelin' olombelona.




25. mirananirina ( 11/09/2010 09:09)
Matoa zama91 nanoratra teto de mila famelana!!Ka Andriamanitra ihany ve no afaka mamela heloka sa afaka ihany koa ny olombelona(tsetsatsetra tsy aritro hoan'i Andrywui)nanao konfesy eto manko i Zama91 mdr!
26. andrywui ( 11/09/2010 09:45)
hoy mirana


Matoa zama91 nanoratra teto de mila famelana!!Ka Andriamanitra ihany ve no afaka mamela heloka sa afaka ihany koa ny olombelona(tsetsatsetra tsy aritro hoan'i Andrywui)nanao konfesy eto manko i Zama91 mdr!

eeee.. milà ady amin'i zama mbola lagy be eo Mirana fa hifotitra any amindry any eo ndray io fa milaza ah zay hin hin hin hin ...

- Izy ary efa navelan'i hery fa velona ao le PS zam91 koa !...rahery kou alo ndraindray mba bonne iany anie fa rehefa mihetsika le lohany njainjay zay de tsy hita atao aoana mihitsy lery !! hon hon hon

-
27. fody ( 19/09/2010 10:38)
Tsy aritro ity zavatra voalazan'ny namana andrywui ity ka de mba hovaliako kely
-- Raha vao mivaona amin'ny Tenin'Andriamanitra na ny Baibly ny zavatra avoakanao sy tanterahinao dia satana izay !

Hoy i Md Joany: "Maro koa ny zavatra hafa nataon'i Jeso, ka raha izany rehetra izany no hosoratana tsirairay, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky hosoratana" (Jn 21, 25).

Raha inoanao fa Lehibe tokoa Andriamanitra dia tsy ho feranao amin'ny boky iray monja izay voalazany sy ny momba azy.


--- Jehovah tsy mihosona amin'ny zava-betaveta na maloto zany fa Lehibe Izy .... tsy mba Jehovah ohatra no hanaiky ny hilalaovana faty eo ankianjan'ny tempoly ! ...

Raha inoanao fa Andriamanitra be fitiavana tokoa ilay Andriamanitra inoanao dia ho ekenao fa tsy misy ratsy izay nohariny fa tsara avokoa, ary ekenao fa mendrika ny mankasitraka azy noho izany.

Faharoa: adinonao ny hoe: "nanaiky ho faty izy, ary nidina tany amin'ny toeran'ny maty, niaraka tamin'izy ireo... Mbola adinonao koa ny hoe: nampitsangana ny maty izy... Mbola adinonao koa ny hoe: tsy tonga ho an'ny olo-marina izy fa ho an'ny mpanota, ary niara-nihosona tamin'ireo mpanota"


-- izao anefa : Jehovah dia tsy manaiky mihintsy ny Fanalàna na ny fanampiana ny teny ao anaty baiboly ary ny fametavetana ny toerana izay efa natokana hiderana Azy, efa io no voasoratra de tanterahina ny tenin'Andriamaniatra !

Tsy nisy nanala na nanova izay voasoratra tao anatin'ny Baiboly, saingy ny katolika kosa tsy mba fondamentaliste... Tsy ny baiboly no Andriamanitra ho anay (katolika) fa ilay Andriamanitra voalaza ao, ary mino izahay fa tsy voalaza ao daholo ny aminy rehetra, ary tsy voambara ao daholo koa ny teniny rehetra.


---tsy misy olona malaina ny hamonjy any amin'ny eglise kato mihitsy raha manaraka tsara ny baiboly ny zavatra resahina sy atao ao : ohatra manoroka sari-vongana , osorana lavenona sy ny rano voahasina ,fitahirizana faty sns ... tsy ao anaty baiboly zany !!

Tsy ao anaty baiboly koa ny fampiasana ordi, tsy ao anaty baiboly ny fampiasana fiara, voarara aza ny fitondrana ankajo roa hisolona... De aona izany???


---o ry Hery a! mahay baiboly tsara ve enao ramose ?? 144.000 ahoana ary no ho voavonjy e !... hoy ny tenin'Andriamanitra :" misy olona ankoatra ity vala ity koa hoy Izy ho vonjena " -- ankoatra an'i Israely no tiany tenenina eo satria i Israely dia olona voafidy (izany hoe :voavonjy daholo ny Israela na dia mbola miandry ilay Mesia aza izy ireo satria aminy i Jesoa dia tsy ilay mesia fa Mpaminany lehibe fotsiny ! ..voavonjy daholo ireo satria olon'Andriamanitra Manokana !

Ilay fanontaniana hoe: "mahay Baiboly ve" dia efa diso fipetraka satria ny Baiboly aminay katolika dia tsy boky natao ianarana, fa Teny natao iainana.


---Ny tsy mitovy Finoana : dia mbola averiko fanindroa indray hoe : tsisy olana ny "tsy mitovy Finoana " raha manaraka ara-dalàna ny baiboly izy ka tsy mampiasampiasa fitaovana ho "fanakonana an'Andriamanitra Jehovah tokony ho Antsoina direct ! ....

Ny Baiboly dia tsy boky mirakitra didy aman-dalana... Raha izay no fandraisanao ny Baiboly dia tsy mendrika ny antsoina hoe kristiana akory ianao.

Ny Kristiana katolika dia miantso mivantana an'Andriamanitra, ary mivavaka aminy mivantana.

Farany: ny Andriamanitra inoan'ny Kristiana Katolika dia ilay Andriamanitra Fitiavana: Ray, Zanaka, Fanahy Masina.



28. fijo ( 22/09/2010 19:11)
Raha inoanao fa Andriamanitra be fitiavana tokoa ilay Andriamanitra inoanao dia ho ekenao fa tsy misy ratsy izay nohariny fa tsara avokoa,"

ko maninona ny sasany no tsy mampiasa ilay zavatra misy amin'ny tenany???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3354