esy e ry tim e,,,

1. bazylou ( 04/09/2010 13:46)
nizara karatra koa izy mianakavy le aza, beuuurrk
répondu par mion le 09/09/2010 14:24
2. rabaradaka ( 06/09/2010 13:44)
tsa hita tsony izy ty ry dadatoa sy nenitoa a, ka le TIM anie ka antoko politika vao nanomboka dia hita hoe fôpla e, aiza ve ka mpiasan'ny TIKO no asaina hitarika antoko nefa resaka ronono no hain-dry Zoharimihaja sy Yvan Randriasandratriniony, zay ange le olana e
3. andrywui ( 07/09/2010 08:30)
Ka izy mianakaby ary ty ry baradaka nivadika nanao TGV daholo fa efa mivoaka olitra mihitsy ony le soavaly be Ndafy be ....
4. mion ( 09/09/2010 14:24)
na tim na antoko politika inn, firy % malagasy moa no ao anaty antoko politika... ady seza no betsaka ao. Ra8 mantsy mafimafy pôsy zay ihany, mamy ny vola ry rahalahy isany ka ze manome be no tiako. Tsy misy resaka vahoaka io. Ny antoko politika zao tsy mi-representer vahoaka intsony fa mi representer ny mpamorona na antoko hafa

T@ andron-dratsiraka no nisy 85% malagasy mpiasam-panjakana mpikambana ao @ antoko politika , manana karatra mintsy t@ zany ra baininay de soniavina isaky ny avy mivory. Ny arema sy ny akfm ary ny mfm no tena nalaza t@ zany. voafehin'ny mpikambana tsara ny antoko. Tsy misy resa bola flagrant be t@ zany oe ôry manandafy a, avia enao manao arema fa adaboy ny mfm.

Ka aza omena tsiny raha toa ka nanaraka ny escopol koa ny HPM, mbola hisy afa koa hivadika fa iharaha mahita, mety oe i Rakotovahiny ... asa . wait and see
Io vori vory io tsy misy tombontsoan'ny vahoaka io, ry zalà ihany no mahazo S, le 5millions/ mpivory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0932