fa maninona tokoa no molamola be izy ireny e...

1. andrywui ( 31/08/2010 22:01)
Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin toerana somary tsy de be olona de misavoana be zany ry zareo ... ny tena remarqueko koa de ny masera efa lehibebe ireny de tena tsy tia ankizy vavy kely mihitsy ..... asa loatrz re ..
répondu par ikaretsaka le 09/09/2010 22:41
2. andrywui ( 31/08/2010 22:17)
Le mopera teo talatamaty zay moa ry reto de tena miantso sipa mihitsy sady izay hitany ....tsy mandalo katsa maina mitsy le papango fa pohany any daholo....
3. daran ( 01/09/2010 06:30)
ary mba mandinika mitsy enao zany ry andrywui, hihiii
4. andrywui ( 01/09/2010 07:57)
daran ==) - tsy hoe mandinika fa toe-javatra hainana andavanandro le izy ary hita matetika foana e !! ....

-- aza mataoatra izay efa nahatsikaritra an'izany fa lazao e ! ....


--- Mr Ikaretsaka ve efa nahita sy nahatsikaritra ? ...


.
5. ouioui ( 01/09/2010 20:35)
andrywui:

Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin toerana somary tsy de be olona de misavoana be zany ry zareo ... ny tena remarqueko koa de ny masera efa lehibebe ireny de tena tsy tia ankizy vavy kely mihitsy ..... asa loatrz re ..

Ka eo indrindra angé bainn no mahatonga an-dry zalahy lasa pédophilie , tokony tonga de miala , norma be le masera raha jalouses klé, samy miady damopra daholo anie ry lerony e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
6. ouioui ( 01/09/2010 20:37)



Aleo leisy asiana fihomezana kely fa tena mbola midongy foana ry zalahy klé
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
7. ouioui ( 01/09/2010 20:42)

andrywui:

Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e.

Tena olana dia ry zalahy mamely ankizy efa firy toana nefa tsy nanàla tena , tsssss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/amort.gif[/IMG]
8. andrywui ( 02/09/2010 09:44)
aiza ra-ika a! toa tankina toi zany ry papa a ! marina loatra ve lay izy ? sa sao de toi koa ary nanao toy izany ry anaka Ikaretsaka ?

9. fafane ( 09/09/2010 21:19)
Ka Andriamanitra anie tsy nandrra tsy hanambady fa tsy fantatra koa no nanaovandry zareo kato io loi tsy mahazo manambady io e? Izy aza nilaza hoe: dia handao ny rainy na nyreniny razazalahy ka hikambana @ vadiny de ho nofo iray izy roroa , sady avy eo ange Jesosy niteny fa na mijery vevavy ka mila azy ao ampo de efa mijangajanga taminy tampony sahady, ka maninona raha maka mba hialana @zay ? sady tsy misy mahatana tena @zany raha olombelona zany no mahatonga andry zareo lasa manaonao fona toy izany, aleo manambady fa refa manana ny vadinao 1 kosa enao no mbola te-haka hafa indray de tena mpijangajanga enao zay, vao mahita tsara2 de satry ho azodaholob de tsarovy fa hijinja ny vokatr'zay @ Andriamanitra enao
10. ikaretsaka ( 09/09/2010 22:41)
saika tsy hamaly aho fa ity koa sendra mba hitaiko androany t@ gazety


June 15, 2008
BY ROSE FRENCH

NASHVILLE, Tenn. -- The three companies that insure the majority of Protestant churches in America say they typically receive upward of 260 reports each year of young people under 18 being sexually abused by the pastor, church staff, volunteers or congregation members.

The figures offer a glimpse into what has long been an extremely difficult phenomenon to pin down -- the frequency of sex abuse in Protestant congregations.

Religious groups and victims' supporters have been interested in the figure ever since the Roman Catholic sex abuse crisis hit five years ago. The church has revealed that there have been 13,000 credible accusations against Catholic clerics since 1950 -- 228 a year.

Protestant numbers have been harder to come by because the denominations are less centralized than the Catholic church. Some of the only numbers come from three insurance companies -- Church Mutual Insurance Co., GuideOne Insurance Co. and Brotherhood Mutual Insurance Co. Together, they represent a large chunk of all U.S. Protestant churches.


HO an'ny tsy miteny Anglisy dia ataoko dika tsotsotra

Nashville, Tennessee - Les trois compagnies qui assurent la majorité des Eglises protestantes en Amérique disent qu'ils reçoivent généralement la hausse de 260 rapports chaque année des jeunes de moins de 18 victimes d'abus sexuels par le clergé, le personnel église, des bénévoles ou des membres de la congrégation.

Les chiffres donnent un aperçu de ce qui a longtemps été un phénomène extrémement difficile à cerner - la fréquence des abus sexuels dans les congrégations protestantes.

Les groupes religieux et les partisans des victimes ont été intéressés par la figure, depuis la crise des abus sexuels a frappé l'Église catholique il ya cinq ans. L'église a révélé qu'il ya eu 13.000 accusations crédibles contre les clercs catholiques depuis 1950 - 228, de l'année.

Les statistiques de protestants ont été plus difficiles à trouver parce que leurs organisations sont moins centralisé que l'Église catholique. Certains des statistiques ne viennent que de trois compagnies d'assurances - Eglise Mutual Insurance Co., GuideOne Insurance Co. et la fraternité Mutual Insurance Co. Ensemble, ils représentent une grande partie de toutes les églises protestantes américaines.


ze tsy nanota taminareo.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.093