Ahoana no hanampiana ny Temoins du Jehovah?
1. hery
(
07/08/2010 22:13)
Ity torohevitra ity dia misokatra indrindra ho an'ny Kristianina
izay manana havana akaiky na fianakaviana na namana tafiditra
ao amin'ny sekta Témoins du Jehovah.
Voalohany indrindra aloha raha vao mahita ny namanao na ny
fianakavianao na olona akaiky anao lasa Témoins de Jehovah
ianao dia aza manao tsinotsinona azy na manao bontolo satria
olona nahazo fampianarana mafy orina izy. Karazan'ny voasasa
atidoha (toa ny fanaon'ny sekta rehetra) ka tsy hanana fo hisokatra
hihaino izay holazainao akory. Ny zavatra voalohany ao antsainy dia :
- Ny azy dia Fivavahana marina fa ny anao dia fausse religion
na fivavahana tsy marina
- Izy no ao anatin'ny fahamarinana "Tanteraka" fa ianao dia
ao anatin'ny fahadisoana tanteraka
- Izy no tokony hampianatra anao ny zavatra rehetra ary tsy
misy zavatra ilainy avy amin'ny fampianaranao.
Raha fintinina izany dia hoe "Izy no mahalala ny zavatra
rehetra fa ianao tsy mahalala na inona na inona".
Tokony ho fantatra ireo toe-panahin'ny Temoins de Jehovah
ireo alohan'ny miresaka aminy.
Amin'ny voalohany, ny réaction-n'ny Kristianina dia ny hiteny
avy hatrany hoe aleo hidaboka ny resaka satria olona efa tsy
vonona hihaino ilay olona. Ilaina anefa ny miresaka aminy koa
ireto ny soso-kevitra vitsivitsy.
Toetra ankapobeny:
- Raiso am-pitiavana izy (Tandremo ny miavonavona, manao
fiteny tsy voahevitra sns.)
- Na dia ao anatin'ny hadisoana aza izy dia fadio dia fadio ny
mitsara avy hatrany na mampiseho an'izany toetra mitsara
izany... satria mety tsy fantany akory izay ataony.
- Raha toa ka mety tsy haharesy lahatra azy ianao dia aza
miady hevitra aminy. Mijoroa fotsiny ho vavolombelona amin'izay
fahasoavana azonao, tsy amin'ny maha mpikambana anao
ao anatin'ny Fiangonana izatsy na izaroa, fa amin'ny maha
Kristianina anao mpanara-dia an'i Kristy Andriamanitra. Raha
toa ka maniry hiverina hamangy anao ry zareo dia alaivo ny
adiresiny dia teneno hoe amin'ny manaraka aleo izahay indray
no ho any aminareo.
- Aza ratsy fandray azy, fa matetika koa izy ireny dia voafatotry
ny engagement izay noraisiny tsy maintsy mitety trano sy
mivarotra ny bokiny. Tsy maintsy manao compte rendu ny toerana
vitany sy ny boky lafony izy ireo.

répondu par alizette le 16/05/2013 10:38
2. ikaretsaka
(
07/08/2010 23:11)
kay ve izy ity manenjika isa e?
misaotra nizara..
ny ahy manko ny nandraisako azy taloha dia ilay hoe "hidinidinika" foana no nandraisako azy. hoe "partage" izany no hatao, tsy hifandresy lahatra loatra fa hifampizara izay mba hay (izay rahateo no "lazainy" fony vao mi sonner izy),
ka gaga ihany ahako anefa fa izay rehetra tonga dia tsy misy mipoly sy malaky miala rehefa aorianan'ny fihaonana faharoa, sy rehefa indraindray nilazako io hoe : ary maninona moa raha any aminareo indray no tohizina ity dinidinika ity?
fa dia vatrako mihitsy anefa rehefa nisy fotoana aho no manipika iny "watchtower" iny sy mifampizara isan'article ilay ambarany ao,ary rehefa sendra kenda izy dia asiany an'ilay hoe andraso aloha hojerena ny valin izay fa amin'ny herinandro" raha mazoto "ise"" .. eny hoy ahako mazoto foana aho.... dia iny izy ireo no tsy tonga @ fotoana nifanomezana! fa 4 na 5 volana indray dia misy vaovao dia ataoko an'izany foana
fa soa izay fa heno

3. soanja
(
08/08/2010 02:02)
Raha ny amiko dia efa maro ny finoana hitako eto an-tany ary samy milaza ny azy ho katraka sy mandaitra avokoa.
Amiko tsy ny fizarana izany finoana izany amin'ny hafa intsony no mahamaika raha amin'izao fa ny fitadiavana azy handaitra any anaty sy hiasa amin'ny tena. Raha miasa aminao ilay izy dia hamiratra eo amin'ny hafa izany asany izany.
Raha misy temoins na hafa te hampiditra ao anaty araton'ny finoany dia mamaly mora aho hoe misaotra anao te hampianatra sy hizara fa ny tenako dia efa nandray ary efa iasany. Mivavaka ho anao aho mba hahavita hampifoha ireo fanahy mbola matory any ho any. Ny tsilopy avy any aminao tohanako sy hajaiko fa ny lalana kosa mety samy hanana ny azy. Namaste!

4. rijadolly
(
08/08/2010 06:58)
Misaotra betsaka Hery amin' ilay Torohevitra! izay mihitsy no tokony toetratsika, somary midina ambany kely nefa tsy resy fa mijoro am- pitiavana tsy misy fankahalana.
5. ndenn
(
08/08/2010 07:02)
Amiko indray dia ny olona kely finoana sy tsy nahatoky ny fanabeazana aram-pinoana niorim-paka tao aminy hatr@ fahazazàna no tsy maintsy voatarik' ireny fivondrona aram-pivavahana nisaratsaraka ireny , na silamo izany , na temoin de jehovah izany , na sunnite , na orthodoxe , na anglican , etc , raha mbola tsy mahatsapa isika fa vavaka @ ny avo tena marina no ampiharina hitondra vokatra izay ilaina eo @ fiainana , dia ohatry ny manao tantara andampihazo ihany isika @ izay .Fahotàna manoloana an' Andriananahary ny manorotoro ny fanahin' ny voarINY,ka mba tokony handinin-tena aloha ireny mpitory teny ireny manoloana azy , ndrao dia ny raim-panahy no voaivaiva @ tsy antony , ka rehefa tonga ny tokoa tokoa dia hiboredika tsy hahita atao intsony noho ny asa natao tsy ampiheverana taloha .
6. nannie
(
08/08/2010 11:28)
Miaiky an'i Hery aho izay amin'ny fikarohana vitany an ! Mankasitraka e !
7. mpanazava
(
08/08/2010 18:52)
kay ve izy ity manenjika isa e?
K'raha tsy karamaina isan'ora na isan'isa leitsy ko hanenjika isa! F'inona moa ny importancen'ny statistique eo amin'i fiainana?
I
ty torohevitra ity dia misokatra indrindra ho an'ny Kristianina
izay manana havana akaiky na fianakaviana na namana tafiditra
ao amin'ny sekta Témoins du Jehovah.
Fa iza moa ny Temoin de Jehovah ary nahoana izy ireo no ampiana? Nahoana no henjehina mafy? Efa nambaran'ny faminaniana mialoha izany. Ity misy famitinana ny Temoin de Jehovah sy ny niandohany dia ankasitrahana ny tsikera rehetra.
8. ikaretsaka
(
08/08/2010 19:07)
K'raha tsy karamaina isan'ora na isan'isa leitsy ko hanenjika isa! F'inona moa ny importancen'ny statistique eo amin'i fiainana?
k'hita fa karamaina isan'isa io ko tsy voatery hoe vola ilay "karama eto" fa mety tehaka fotsiny de hoe oueeeeee, hazavao ary io taratasy hitan'i Hery io
Ny importancen'ny statistika eo @ fiainana? raha tianao hotsotiko sy avantako @ resaka toy izao ary mety haha tafintohina anao dia izao: entin'ny tsy mahavita azy sy ny antonony ihany mizesta sy mirehareha tsisy hafa @ ilay hoe 10 hono ny 1 fiangonana de lasa 11 nisondrotra zao% hono ny karama e, 14/20 ny note de lasa 15 e... nihena izao hono voan'ny sida e... fike entina mizesita misy porofo fotsiny izany!
raha tena izy tokoa dia tsapa ho azy izany: tsy ilaina isaina dia feno ao am-piangonana, tsy ilana jerena ny buletins dia efa fantatra hoe niha nahay ilay olona, tsy ilaina jerena ny documents an'ny dokotera fa mangadihady ny ao @ toby fitsaboana sida...
Fa iza moa ny Temoin de Jehovah ary nahoana izy ireo no ampiana? Nahoana no henjehina mafy? Efa nambaran'ny faminaniana mialoha izany. Ity misy famitinana ny Temoin de Jehovah sy ny niandohany dia ankasitrahana ny tsikera rehetra.
tsy manetsika izahay fa manitsy izay tsapa sy heverinay fa mivoana, tsy ara pivavahana ihany fa @ fahafahana maha olona indrindra indrindra
9. Miharena
(
09/08/2010 07:09)
Ilay resaka fireharehana angamba no mety mampisavoritaka raha vao resaka fivavahana.
Rehefa mandinika lalina anefa isika dia ao anatintsika io tsy tia olon-kafa hirehareha eo anatrehantsika io. Raha milaza Rakoto hoe voavonjy aho dia ny hafa mamaly hoe izaho izany ahoana? Dia rehefa tratry ny valinteny hoe izaho ihany fa ianao tsy izy dia miady sy mivonto fo avy eo. Tsy misy valaka ny zaza miherim-pitia amin'ny ray aman-dreniny io hoe izao ihany no tian'i Dada sy Neny fa nareo halany.
Izay angamba no tsara hazavaina tsara alohan'ny hifampizarana samy Mpino tsy an-kanavaka. Tsara raha tsy asiana titre aloha ilay izy dia hita eo hoe marina ve ny resaka voalaza ary hita eo hoe mamokatra na tsy mamokatra.
Miverina kely eo amin'ilay resaka babela ity raharaha ity amin'izao fotoana izao satria mety sitrapon'Andriamanitra daholo izany ahafahana mamory ny rehetra eo an-kianja ifandaharana any aoriana rehefa samy nomeny torolalana avy amin'ny fisainana samihafa ary tonga amin'ny fotoana fampivoriana ka afaka hamantatra ny Teny Fototra.
Io ilay samy mitondra jiro dia rehefa tafahoana dia mampitaha hoe ahoana izany jironao? Ny an'ny sasany mety nasiany fonony mena dia lasa mena, ny an'ny sasany nasehony tsara tsy misy takona fa ny sasany mijery indray manisy solomaso mainty dia tsy mahita ny hazavany.
Izay le hoe aleo entina amin'ny maha-izy azy ny jiro dia mazava fa tsy asiana pitsony mampiova ny fahitana azy.
Ataoko fa Andriamanitra tsy manisy takona na kely aza fa ny fo sy ny foto-pisainan'ny olona no mahatakona Azy.

10. ikaretsaka
(
09/08/2010 13:08)
ny tokony hataon-dfrakoto dia ny tsy milaza hoe voavnjy izy satria tsy mbola sur akory ny momban'izay..
fa hita ho azy eny @ rakoto eny ihany ny ataony... dia manantona ny olona rehefa liana

11. Miharena
(
10/08/2010 11:12)
Ikaretsaka:
ny tokony hataon-dfrakoto dia ny tsy milaza hoe voavnjy izy satria tsy mbola sur akory ny momban'izay..
fa hita ho azy eny @ rakoto eny ihany ny ataony... dia manantona ny olona rehefa liana
Marina izany fa ny zavatra azo antoka fotsiny dia hoe samy nitrandraka izay hitiavan'Andriamanitra azy avokoa ireo mpiresaka na Rakoto na ireo izay nolazainy hoe tsy izy nareo. Ny fomba fandresen-dahatr'i Rakoto no tsy mampahomby azy eo amin'ny fitarihana olona hahalala an'Andriamanitra. Izany hoe raha fizaràna vaovao mahafaly no tokony hataon'-dRakoto dia lasa anoseham-bohotanana indray ilay izy satria ny famaritana voafetra ataon-drakoto ny Fitiavan'Andriamanitra Mandrakizay no mampiteny azy hoe tsy izy nareo!
Aleo aza mahita mpitarika miteny hoe voarin'Andriamanitra daholo isika rehetra koa noho izany dia mila mifanohana dia izay.
12. ikaretsaka
(
10/08/2010 12:38)
Izay mihitsy
Amiko manokana tsy ny fanaovan-drakoto porte a porte sy ny filazany fa voavonjy izy ka tsy maintsy manao ny ataony sy ze lazainy aminao koa ianao ... no antoka haha voavonjy ahy.
fa raha hitako rakoto hoe manao fiainan'ny olom-boavonjy tokoa fa tsy misy hery hafa ambadika any manery azy hoe tsy maintsy mi convertir izao isa izao ianao na ohatrohatran'izay.
raha hitako fa afaka tanteraka @ zioga rehetra ilay olona "resy lahatr'i rakoto" fa afaka mi s'epanouir" tsara @ ataony fa tsy hoe miala @ ziogan'ny fiainany taloha dia ao ambany ziogan-drakoto
13. andrywui
(
12/08/2010 13:46)
Miray hevitra amin'i hery aho eto hoe : raha vao tsy mino ny trinite ny fiangonana iray dia tena fiangonana manao Blasfemia tanteraka izy !! misy iray koa any Madagascar ary manana foibe any Amerique hoe : Pentekotista Mitambatra !! tsy mino ny trinite koa izy fa Jesoa ihany hono !!
14. ikaretsaka
(
12/08/2010 14:55)
"Ne croyez pas quelque chose simplement
parce que vous pouvez la trouver dans des écrits. »
Quelques fois, dans des livres il peut y avoir des choses correctes
ou fausses, comment le savoir ?
Ne croyez pas aveuglément ce qu'un
maître spirituel, votre pasteur, vous enseigne, parce que lui aussi peut
faire des erreurs de temps en temps.
Ne croyez pas non plus parce que
vous entendez ici ou là par la rumeur.
Et, méme ce que j'enseigne, ne le
croyez pas.
Quoique vous entendiez, testez-le, essayez de
l'expérimenter.
Lorsque vous le testez, que vous l'expérimentez et que
vous vous apercevez que cela est bénéfique,
alors vous comprenez que
cela est bon pour vous."

15. fhmr
(
13/08/2010 08:26)
Averiko :
"Raha toa ka maniry hiverina hamangy anao ry zareo dia alaivo ny
adiresiny dia teneno hoe amin'ny manaraka aleo izahay indray
no ho any aminareo."
Fa maninona ary no tsy tonga d mandé mitory koa nareo fa miandry tsidihina vao mba mitsidika e? Za mba niandry fivavahana hafa handondona teo am-baravarako hitory ny tenin' A/tra nefa mbola ts nisy hafatsi'ny Vavolombelon'i Jehovah hatramin'izao!
"Aza ratsy fandray azy, fa matetika koa izy ireny dia voafatotry
ny engagement izay noraisiny tsy maintsy mitety trano sy
mivarotra ny bokiny. Tsy maintsy manao compte rendu ny toerana
vitany sy ny boky lafony izy ireo."
Ouaié!!!! fantantrao v fa tsy handova ny fanjakan'A/tra ny mpadainga? Mba lazao hoe ohatrinona ny boky varotan'izy reo? Ref manokatra @ pejy faha 2 @ reny gazety tour de garde sy réveillez vous reny nareo d mahita tsara fa ts natao hovarotana na hitadiavam-bola reny boky sy gazety reny fa natao hanelezana ny vaovao tsara ary tohanana @ FANOMEZANA AN-TSITRAPO, TSY AN -TERY fa izay afk manome sy mazoto manome d afk manao izany , zay ts manana moa nefa te hamaky dia omena azy maimaim-poana reny gazety reny.
Ny vavolombelon'i Jehovah d manao engagement rehefa atao batisa fa hanara-dia an'i Kristy zany hoe hanohy ny asa zay natambok'i Jesosy tety an-tany dia ny hitory ny filazantsara (Jaona 14: 12; Jaona 14: 21). Ny fitiavana an'i Jesosy d tsy @ vava fotsiny fa hita @ fankatoavanao eo @ fiainanao an-davanandro.
Tsy misy mitsy ny hoe ts maintsy manao andiny 1 isam-bolana na andin'ny 100 fa zay vitanao vokatry ny fo no hankasitrahan'A/tra. Raha misy ny manao tanjona hitory andiny 200, inona no maharatsy an'izany raha izany no fitiavany an'A/tra sy ny mpiara-belona aminy.
Ny vavolombelon'i Jehovah koa ts mahazo karama, samy miezaka mamelona ny ankohonana izy ireo ary manao ny asa fitoriana isiky ny atosiky ny fony ary maimam-poana.
Misy tokoa ny tatitra ataon'izy ireo isam-bolana ary hahitana ny fivoaran'ny asa fitoriana maneran-tany zany no sady hahafahana manao fanatsarana eo lafiny maro. Tahaka ny kristianina tany am-boalohany d nisy foana ny statistique jereo ohatra asan'ny apostoly 4: 4. ahoana no amantaran'ny mpianatra hoe nisy 5000 ny isan'ny lehilahy raha tsy nisy ny fanisana? Tsy mahafinaritra v ny mahita ny fitomboana tahak'izany? Ny vavolombelon'i Jehovah koa d faly ref mahita isan-taona ny ezaka ataon'ny mpitory tsirairay maneran-tany. Mampahery azy ireo zany no hahitan'izy reo koa hoe aiza ny toerana mbola mila fitoriana. Volontaire daholo ny vavolombelon'i Jehovah ary mahaforona fianakaviambe maneran-tany. Mahazo ny fanohanan'i Ray sy ny Zanaka ary koa mahazo ny Fanahy Masina.

16. hery
(
13/08/2010 08:49)
fhmr> Raha toa ka TJ ianao dia zavatra roa no mitranga:
- Na ianao mbola tsy tena tafiditra ka tsy tena mahalala ny zava-misy fa mbola anisan'ilay matoky be ny zavatra-mitranga ao.
- Na ianao efa tafiditra lalina ka minia tsy mahalala ny zava-misy mba handresena lahatra ny hafa.
Raha ilay voalohany no mitranga dia anisan'ilay mendrika hampiana ianao. Izaho tsy manao hoe miverena avy hatrany na hoe aza mandroso... fa hoe dieny mbola tsy tena tafiditra lalina dia manaova fanadihadiana tsara amin'ny fo tsy miangatra aloha. Aza mijery ilay Fiangonana nialàna mihitsy aloha satria manjary amin'ny fo miangatra izany... fa anontanio ny olona hafa, jerijereo amin'itony internet itony ny zava-misy hafa. Raha ilay cas voalohany nolazaiko mantsy no mitranga ka miteny ianao hoe gratos ny boky sns dia tena tsy mbola maharaka ilay organisation'ilay société ianao izany. Misy rapports financiers izay milaza ny vola miditra amin'ny TJ ka ny apahany be dia be amin'ireo dia ny fivarotana an'ireny boky ireny. Ekeko fa maimaim-poana ireny amin'ny voalohany fa io ilay hoe domina tapany handoa erany. Raha toa ka manome maimaim-poana indimy izy ka amin'ny faha enina ianao mandoa vola dia ny vola aloanao manomboka eo dia efa mahafeno ny vidin'ilay maimaim-poana dimy naloanao ary hahazoana tombony amin'izay. Ny tombony aza dia mbola mahafeno mihoatra noho ireo boky hafa izay nomena maimaim-poana ho an'ireo izay tsy nandoa taty aoriana. Misy tatitra ara-bola, hoy aho, fa tsy misy idiran'ny hoe lainga sy tsy lainga. Ary tsy anomezana tsiny azy ireo izany satria varotra io. Ilay izy sarontsaronana ao anatin'ny maimaim-poana fotsiny no hafahafa.
Raha toa indray ianao ao antin'ilay cas faharoa nolazaiko etsy ambony dia tsy misy azoko atao satria efa tafiditra lalina loatra ianao.

17. andrywui
(
13/08/2010 09:37)
hoy hery ...
otrizay koa enao rehefa ao amin'ny Kato ry Hery a! .. rehefa mbola tsy tafiditra lalina ao dia tsy mahalala zavatra fa rehefa tafiditra lalindalina ao dia mahita angano mbola tsy fahita ny fomba fanao ao ! ....
- fa ho an'ny mpino tsotra dia zavatra maivana no itany isak'alahady eo !!!!....

18. fhmr
(
15/08/2010 06:15)
fa anontanio ny olona hafa, jerijereo amin'itony internet itony ny zava-misy hafa.
Misaotra an'i Hery manome toro-hevitra. Fa zao e, inona no mety kokoa ny manontany sy mijerijery @ internet sa tena ianao mihitsy no mivérifié d mahita ny marina. Nomen'A/tra saina manko tsika tsirairay avy ary amiko d tsy misy tsara ohatrany mivérifié individuellement satria raha ny ol no anontaninao surtout betsaka no bol ts tao akory d ts hahafantatra ny marina enao. Enao v efa nanandrana nandé tany amindry zareo ka afk nilaza ireo zvt b d b hambaranao reo?
Raha ny resaka fivarotam-boky no lazaiko anao d amiko ny fivavahana hafa no mivarotra ny bokiny [size=150]indrindra fa ny baiboliny[/size]. Betsaka ny porofo ary maro ny olona no mitaraina fa lafo ny baiboly katolika, protestanta..., ts takatry ny rehetra. Ny vavolombelon'i Jehovah anefa ts manery olona hanome vola zany mihits ref mizara zavatra ara-panahy. Misy ny fanomezana an-tsitrapo ho an'izay TE HANOME. Fa matetika ny olona ts manome, (za anisany).
Ilaina tokoa ny mitsara @ fo ts miangatra. Tena tsara ny mafana fo @ finoanao kanefa mila vérifiéna daoul ny zvt rht satria tsy hoe tao enao no teraka na hoe io ny fivavahan-drazanao d io no mifanaraka @ lay tian'A/tra. Amiko ny finoana d karohina fa ts lovàna fa avy @ ray aman-dreny na imposén-ny firenena. @ ankamarony anefa d manana fivavahana ny olona iray satria zay ny fivavahan-drazany na fivavahan'ny fireneny. Raha tany Irak ohatra enao no teraka, mety ts katolika enao fa musulman nafana fo . Eo no ilaina lay fivelarana fa tsy hi se renfermer ao satria hoe io no nitaizana ahy.
Za manokana d mikaroka aho, ts mihonona @ zé efa eo fa ts maintsy mivérifié @ alalan'ny baiboly. Io no référence-ko. Ary mivavaka koa aho mba hahazo ny fanahin'A/tra mba hazava amiko ny sitrapony. Amiko d mila manao an'izany daoul ny tsirairay mba hahalalana ny marina. Ilaina koa anefa ny fanetren-tena satria raha tsy izany tsika ts hanaiky hahitsy no tsy ho omby antsika ny fanjakan'A/tra.
20. fhmr
(
15/08/2010 06:18)
averiko:
Citation
fa anontanio ny olona hafa, jerijereo amin'itony internet itony ny zava-misy hafa.
Misaotra an'i Hery manome toro-hevitra. Fa zao e, inona no mety kokoa ny manontany sy mijerijery @ internet sa tena ianao mihitsy no mivérifié d mahita ny marina. Nomen'A/tra saina manko tsika tsirairay avy ary amiko d tsy misy tsara ohatrany mivérifié individuellement satria raha ny ol no anontaninao surtout betsaka no bol ts tao akory d ts hahafantatra ny marina enao. Enao v efa nanandrana nandé tany amindry zareo ka afk nilaza ireo zvt b d b hambaranao reo?
Raha ny resaka fivarotam-boky no lazaiko anao d amiko ny fivavahana hafa no mivarotra ny bokiny indrindra fa ny baiboliny. Betsaka ny porofo ary maro ny olona no mitaraina fa lafo ny baiboly katolika, protestanta..., ts takatry ny rehetra. Ny vavolombelon'i Jehovah anefa ts manery olona hanome vola zany mihits ref mizara zavatra ara-panahy. Misy ny fanomezana an-tsitrapo ho an'izay TE HANOME. Fa matetika ny olona ts manome, (za anisany).