Ahoana no hanampiana ny Temoins du Jehovah?

21. ouioui ( 18/08/2010 22:50)
hihihihi feuille de route ihay izany no hita eto , ary tena mahay mandamina ny emploi du temps kosa izany ry zalahy hihihihi
22. marcus11 ( 19/08/2010 10:14)
:)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
23. ouioui ( 20/08/2010 23:44)
Tsy misy hafa @ ika e, admin dia misy fepetra hoe tsy maintsy mamaly farany foana ve izy ity e hihihihi, hitako miady sy miaoro-tena tongotra aman-taànana mantsy lery hihihihi
24. alizette ( 16/05/2013 10:27)

hery:

fhmr> Raha toa ka TJ ianao dia zavatra roa no mitranga:

- Na ianao mbola tsy tena tafiditra ka tsy tena mahalala ny zava-misy fa mbola anisan'ilay matoky be ny zavatra-mitranga ao.
- Na ianao efa tafiditra lalina ka minia tsy mahalala ny zava-misy mba handresena lahatra ny hafa.

Raha ilay voalohany no mitranga dia anisan'ilay mendrika hampiana ianao. Izaho tsy manao hoe miverena avy hatrany na hoe aza mandroso... fa hoe dieny mbola tsy tena tafiditra lalina dia manaova fanadihadiana tsara amin'ny fo tsy miangatra aloha. Aza mijery ilay Fiangonana nialàna mihitsy aloha satria manjary amin'ny fo miangatra izany... fa anontanio ny olona hafa, jerijereo amin'itony internet itony ny zava-misy hafa. Raha ilay cas voalohany nolazaiko mantsy no mitranga ka miteny ianao hoe gratos ny boky sns dia tena tsy mbola maharaka ilay organisation'ilay société ianao izany. Misy rapports financiers izay milaza ny vola miditra amin'ny TJ ka ny apahany be dia be amin'ireo dia ny fivarotana an'ireny boky ireny. Ekeko fa maimaim-poana ireny amin'ny voalohany fa io ilay hoe domina tapany handoa erany. Raha toa ka manome maimaim-poana indimy izy ka amin'ny faha enina ianao mandoa vola dia ny vola aloanao manomboka eo dia efa mahafeno ny vidin'ilay maimaim-poana dimy naloanao ary hahazoana tombony amin'izay. Ny tombony aza dia mbola mahafeno mihoatra noho ireo boky hafa izay nomena maimaim-poana ho an'ireo izay tsy nandoa taty aoriana. Misy tatitra ara-bola, hoy aho, fa tsy misy idiran'ny hoe lainga sy tsy lainga. Ary tsy anomezana tsiny azy ireo izany satria varotra io. Ilay izy sarontsaronana ao anatin'ny maimaim-poana fotsiny no hafahafa.

Raha toa indray ianao ao antin'ilay cas faharoa nolazaiko etsy ambony dia tsy misy azoko atao satria efa tafiditra lalina loatra ianao.
Misaotra aloha nilaza ny hevitrao fa ity misy andinin'teny atolotro ho anao Ohabolana 4:16 Fa tsy matory ireny raha tsy manao ratsy, ary tsy mahita tory raha tsy manafintohina olona.
Matio 5:11,12 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona sy enjehiny ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko.12 Mifalia sy miravoravoa fatratra, satria lehibe ny valisoanareo any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany talohanareo
Misaotra anao.
25. alizette ( 16/05/2013 10:30)

26. alizette ( 16/05/2013 10:38)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]Misaotra aloha nilaza ny hevitrao fa ity misy andinin'teny atolotro ho anao Ohabolana 4:16 Fa tsy matory ireny raha tsy manao ratsy, ary tsy mahita tory raha tsy manafintohina olona.
Matio 5:11,12 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona sy enjehiny ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko.12 Mifalia sy miravoravoa fatratra, satria lehibe ny valisoanareo any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany talohanareo
Misaotra anao.

hery:

fhmr> Raha toa ka TJ ianao dia zavatra roa no mitranga:

- Na ianao mbola tsy tena tafiditra ka tsy tena mahalala ny zava-misy fa mbola anisan'ilay matoky be ny zavatra-mitranga ao.
- Na ianao efa tafiditra lalina ka minia tsy mahalala ny zava-misy mba handresena lahatra ny hafa.

Raha ilay voalohany no mitranga dia anisan'ilay mendrika hampiana ianao. Izaho tsy manao hoe miverena avy hatrany na hoe aza mandroso... fa hoe dieny mbola tsy tena tafiditra lalina dia manaova fanadihadiana tsara amin'ny fo tsy miangatra aloha. Aza mijery ilay Fiangonana nialàna mihitsy aloha satria manjary amin'ny fo miangatra izany... fa anontanio ny olona hafa, jerijereo amin'itony internet itony ny zava-misy hafa. Raha ilay cas voalohany nolazaiko mantsy no mitranga ka miteny ianao hoe gratos ny boky sns dia tena tsy mbola maharaka ilay organisation'ilay société ianao izany. Misy rapports financiers izay milaza ny vola miditra amin'ny TJ ka ny apahany be dia be amin'ireo dia ny fivarotana an'ireny boky ireny. Ekeko fa maimaim-poana ireny amin'ny voalohany fa io ilay hoe domina tapany handoa erany. Raha toa ka manome maimaim-poana indimy izy ka amin'ny faha enina ianao mandoa vola dia ny vola aloanao manomboka eo dia efa mahafeno ny vidin'ilay maimaim-poana dimy naloanao ary hahazoana tombony amin'izay. Ny tombony aza dia mbola mahafeno mihoatra noho ireo boky hafa izay nomena maimaim-poana ho an'ireo izay tsy nandoa taty aoriana. Misy tatitra ara-bola, hoy aho, fa tsy misy idiran'ny hoe lainga sy tsy lainga. Ary tsy anomezana tsiny azy ireo izany satria varotra io. Ilay izy sarontsaronana ao anatin'ny maimaim-poana fotsiny no hafahafa.

Raha toa indray ianao ao antin'ilay cas faharoa nolazaiko etsy ambony dia tsy misy azoko atao satria efa tafiditra lalina loatra ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.726