aiza ny bogosy
1. cartina
(
06/08/2010 07:50)
salama daholy ry namana, izao mbasaika itady olona mivarotra lehilahy bogosy ireny sao misy olona mahita any,zao tonga de mividy mihintsy de oatrinona ny ray.
répondu par bunny le 03/02/2011 15:07
3. cartina
(
06/08/2010 08:59)
sao misy mivarotra any, satria le bogosy monko mapifilafila be de aleho zao mividy mihintsy
4. nannie
(
06/08/2010 09:33)
Nefa izay vidiana izay mihitsy no tsy tiany...
cartina:
sao misy mivarotra any, satria le bogosy monko mapifilafila be de aleho zao mividy mihintsy
5. curieux
(
06/08/2010 10:05)
hahahha! hafa njay ty k'le ! hahahahahaha!
nannie:
Nefa izay vidiana izay mihitsy no tsy tiany...
cartina:
sao misy mivarotra any, satria le bogosy monko mapifilafila be de aleho zao mividy mihintsy
6. rosin
(
06/08/2010 11:15)
F'angà ny lehilahy misy tsy bôgôsy ? Lehilahy tsy mba ratsy ouz lé artiste izay ko! Ny vhv koa ange manja daolo e, sa tsy izany ? aza mividy izany fa ny bandy gasy bôgôsy daolo sady tsy vidina no tena milay
7. cartina
(
06/08/2010 11:18)
aza miteny zany anao fa misy lehilahy ratsy be sady tsibogosy, tsialeo ve mividy de afaka misafidy tsara ee sa ahoana
11. cartina
(
06/08/2010 13:21)
mandrakizay ka , fa zao mila tena bogosy be reny, de aveo sady mahazo vola koa izy
12. rosin
(
06/08/2010 13:47)
Hisy lehilahy bôgôsy hivaro-tena ato rehefa kelikely, ny ahiako fotsiny, na lafo loatra, na mora loatra ka tsy haharitra eo indray
16. nannie
(
07/08/2010 07:56)
... Mba zay ahay !
hery:
Aleoko gratuit misy fitiavana raha hiarahana mandrakizay izany :-)
17. cartina
(
07/08/2010 10:50)
tsimanino nade lafo aza fa tiako fona izikoa bogosy ka, fa apetrao numero eo na adress mail raha misy any de miantso zao aveo
18. rosin
(
07/08/2010 14:44)
Ny an'i Hery izao no mety, sady tsara, tsy mila mividy fa gratuit, fa mandrakizay, tsy aleon'i Cartina ve izay ?
19. cartina
(
07/08/2010 15:48)
fa lehilahy bogosy reo tsimanaiky atao gratuit zany, sady reo koa tia vehivavy manambola ,reo tsihipetraka @ kakazo tsisy raviny ee
20. nannie
(
08/08/2010 11:37)
Ny bogosy fantatro ? tsy mahasaky manao 1er pas fa miandry sipa mahasaky manao an zay lol