aiza ny bogosy

21. cartina ( 08/08/2010 11:41)
fa zay mihintsy ange matonga zao mila mividy, tsi aleko ve mividy
novalian'i cartina ny 08/08/2010 21:09
22. tsiory91 ( 08/08/2010 12:00)
f'anga matsiaro tena ratsy mitsy ka lelahy indray no vidiana, za lelahy bogosy fa tsy tiako vidiana zany ra tena fitiavana, matoa koa anie mividy mety olona tsisy ilana anazy. HIHIHI
23. cartina ( 08/08/2010 12:49)
raha bogosy enao de apetrao numero tell eo , de @ tell mifanaraka
24. ikaretsaka ( 08/08/2010 19:57)
avarotssseeee te ndaty vogoso ..loso telo aombe ronjato maka maro demampolo .. avarotseeeee
25. rrasoa ( 10/09/2010 18:59)
kay kay misy bizna be ato kay lol
26. fijo ( 22/09/2010 19:19)
tsotra be,maka sarin'izay star itanoa fa bogosy,dia tapaho ary maka SDF eny anarabe,dia ilay sary atao manelanelana anareo;fa tena bogosy no itanao eo ambony eo.
27. bunny ( 03/02/2011 15:07)
cartina:

mandrakizay ka , fa zao mila tena bogosy be reny, de aveo sady mahazo vola koa izy

fa maninona akia a catrina no hividy d avy eo koa homena vola izy? Ndry nga d tena ratsy tarehy e?
miankina @ tsirairay aloha ny definition hoe bogosy e, amiko na ratsy tarehy be fa kosa manana fanahy tsra d bogosy izany amiko, fa ny bogosy ivelany, pokaty ny ao anatiny matetika, toa ny vhv ihany io, lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3057