Ny fandaharana eo am fiainana de ny zava misy iaraha maita !.. misy ny zavatsoa ary azo raisina misy kosa ny ratsy fanary ! ..
----mipararetra ny lohaliko,... votsa ny tanako , mandevilevy ny ny ao anaty ao ary mihodikondina ny tantara ka mahakely finoana lava !..
inona izany hoy ianao : raha ny ny moka iray tsy matinao de mety ho poizina mahery noho ny bibilava masiaka ny heriny !
eny , matetika ny lasa dia tsy fanadino fa misy kosa anefa ny manantena tsy misy!!....... iny sarotra ! hon hon hon
fa ny mamoy kosa mora foana !... ka fananarana ihany ny ahy ity !!! aza dia mahatoky olona loatra na ny zanakao aza , eny na ny rahalahinao aza fa diviny kely monja no hanaperany ny tantaranao !
ka hoy aho hoe : raha ho tapitra ny tantara dia hitsipaka farany ny mahery ka hanohitra ny tsy mahalala rariny , ary hamely ireo zatra lalandririnina ka hanafay mafy azy satria efa voasoratra fa ho eo ihany aloha izy mandra-paha -aona ny ahoana !!....
ary ho tantara tsy fanadino izay voasorany rehetra, tsisy maty handevina ny maty !!
Teny hisatra ,tsara ho sainina !