Hilatsaka ho fidiana Filoha hono i Hajo

1. rabaradaka ( 31/07/2010 06:08)
Misy ry dadatoa olona tena efa ho lasa adala mihitsy sa miseho azy ho be saina, jereo ange ity e : malaza be fa hilatsaka ho Président hono i Hajo Andrianainarivelo, Ministre de la décentralisation et de l'aménagement du territoire dia i dadafara kely (Andry TGV) ,o ho Premier Ministre. Olona tena mitapy !! Adinony sahady angaha fa izy no antony nahafaty ny Directeur Général des domaines ary anisan'ireo Ministre halam-bahoaka mihitsy io Hajo io satria nisy izany tantsaha nororainy izany tany Ankadinandriana. Revy adala zany dadatoa
répondu par xxxy le 01/08/2010 19:39
2. andrywui ( 31/07/2010 08:53)
-- Iza i kelifingotra ve no atao Praiministra ?? kou raha tsy adala ny vahoaka ko hanaiky an'izany hoin hoin hoin hoin hoin
3. ravalotgv ( 31/07/2010 13:09)
dia ahoana izahay mitsamy amizao anie filoha anankiroa milay fa samy manao ze reviny eee
4. xxwx ( 01/08/2010 13:07)
rabaradaka:

Président hono i Hajo Andrianainarivelo, Ministre de la décentralisation et de l'aménagement du territoire dia i dadafara kely (Andry TGV

Fohy fisainana ! Heveriny fa ny fanaovan-dratsiny io angaha no ahalasa lavitra azy, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
5. xxxy ( 01/08/2010 19:39)
HILATSAKA HO FIDIANA HONO CELINE RATSIRAKA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058