Misy ry dadatoa olona tena efa ho lasa adala mihitsy sa miseho azy ho be saina, jereo ange ity e : malaza be fa hilatsaka ho Président hono i Hajo Andrianainarivelo, Ministre de la décentralisation et de l'aménagement du territoire dia i dadafara kely (Andry TGV) ,o ho Premier Ministre. Olona tena mitapy !! Adinony sahady angaha fa izy no antony nahafaty ny Directeur Général des domaines ary anisan'ireo Ministre halam-bahoaka mihitsy io Hajo io satria nisy izany tantsaha nororainy izany tany Ankadinandriana. Revy adala zany dadatoa