BUG BUG BUG BUG SERASERA!!!

1. xxwx ( 26/07/2010 07:51)
NiBUG koa ve izany ny serasera dia nitsangana t@ maty daholo ny mpamoa fady sa tena inona marina no nitranga ????
Mba asio jiro kely hoe io fa tsy mazava tsara , hoe ahoana marina???
répondu par xxwx le 01/08/2010 17:44
2. ouioui ( 26/07/2010 09:01)
wiwi no tena virus , hihihi, mpitsaho sy mpanimba dinika , fa ny tena loza dia ty ompa ataony lava ity , i Robie aza nandefasany sariny manao porno hono , aza mba adala ihany, hihihi [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG]
3. xxwx ( 26/07/2010 09:54)
Efa voalazan'i hery ao amabany ao izany fa nisy bug dia nanararaotra daholo ny lolovokatra, drame be ty klé
4. hery ( 26/07/2010 10:43)
Andraso fa mbola mody ataoko mi-bug koa ny serasera dia hiseho daholo hoe iza i xxwx :-)
5. andrywui ( 26/07/2010 13:24)
zah rahery mahalala tsara an'i xxwx a! --- itako ato amin'ny bugs ato hatramin'ny endrik'ilery mivanivany eo alohan'ny PC ny io !

-- ho koziko ve hery hoe iza io bandy xxwx io ? ra manaiky hery de koziko eto leio !...hon hon hon

-- aleo aloha omeko sopapa kely i hery ! xxwx = zigzag aloha !!... hon hon hon marina ve ?

de mbola azo alefa eto daholo ny tohiny , na ny PS-ny mody gentil na ireo PS-ny devoly be hin hin hin - fa tena surprise ho an'i sasany mihitsy hoe leiny tokoa ve io xxwx sy i zigzag devoly ireo ??? hon hon hon
6. pikatti ( 26/07/2010 17:35)
Elah rawix tsy maharaka mihitsy klé, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Hamidiko @ telo AR bainn, zà ihany leisy io a, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Hery ===>mahay @lay kilalao kou toi an
xxwx===>mahay mampiresaka bainn a
7. pengiun ( 27/07/2010 21:34)
slt rapika. tafa ve ny rangorivao69 nlah b teny ratsy iny? le batista mpanao copie coller aza ony tedavinlery ho velomina ,loza raha iny no oe tafaverina eo fa ataony cp cl hatramin'ny porno angamba
8. andrywui ( 28/07/2010 08:57)

le politika ato letsy efa mahakamo be fa aleoko mivadika manao dinika hafa atsy ambadika atsy ndray fa korotaninle batista foana de tsy milay a! isan'andro zao lery ka mahita lazaina foana !.... zao ndray hoe niverina ndray hono le sipanlery nipitsika iny ! --ka inona no hiraharahian'oul ze sipanlah niverina any fa ny politika atao !
9. xxwx ( 28/07/2010 11:51)
ANDRYWUI=pengiun fopla
Raha ny tena izy dia tsisy olona voambakan'ialahy intsony ao @ politika ao dia lasa indray ialahy manao sectes eran'ny fivavahana sy finoana , andraso fa ho démonte -ko ao indray ialahy
10. andrywui ( 28/07/2010 14:28)
alefako eran'ny serasera sy ny site rehetraretra any ny sarinlah fopla be bobaka be reny fa ataovy iany manetsika ny lohako eo!

--- efa itako anie fa nofafainlah daholo le sarinlah tao amin'ny facebook retra reny e! fa efa mailo ah lesss bainn defa nalaiko mialoha daholo izy rehetra aa! raha mila santionany elah de faka alefako eto ho hitan'ny pokna oe hay ve leio no zama aminy e ! aoana ary ho alefa ve bainn ??? hon hon hon hon - elah anie less mba akama iany batista e ! ao fa tsy alefako e! fa alefako any amin'ny mesazy ary ho itanlah le izy !!! hin hin hin
11. xxwx ( 28/07/2010 15:04)
Ahoana alefako eto ve ilay nideserata sa ahoana e?? hin hin hin
12. ouioui ( 28/07/2010 15:22)
Kiii petsa sahady indray wiwi klé hihihii
13. andrywui ( 28/07/2010 19:48)
elah rabatista aza manao sangy mioatra ny loha a!......

hay efa azonlah tao ny sariko ? ao ary fa tsy alefako ny sarinlah e hon hon hon petsa aho letsy a!... aza atao sangy ratsy fa tsss inona ary ty !!!!
14. xxwx ( 29/07/2010 11:00)
Marenina leity a, ialahy ihany no nanomboka teo sao ahihita ny tsy fahita, izay vao taitra, fantako daholo @ antsipirihiny ny momban'ialahy
15. andrywui ( 29/07/2010 11:44)
nenlah de io fona no mba resaka ! aona alou ovina ndray ho any toulouse de alaivo aty 93 ah letsy a! za ane tsy nalainlisany de zay no ts nandehanako e! ...
16. xxxw ( 29/07/2010 12:48)
Mba asio fifanajàna ny resaka ry zalahy fa tsy fiainanareo any an-tranonareo any no dradraina eto , tsisy liana @ izany na dia iray aza afa tsy ny vautours sy ny charognards
17. andrywui ( 29/07/2010 17:54)
marina izany ry xxxw a ! .. otran'ny hoe andry zalah irery ny serasera ka hatramin laokandry zalah aza tanisainy eto daholo hoe anamamy sy hen'omby ny androany!! adala le io ka!!!!
18. xxwx ( 29/07/2010 21:37)
Kou olona adala hoatran'ialahy ve no resahina koa aiza no hisy zavatra handroso , mba sérieux rehefa miresaka fa tsy resto du coeurn'ialahy lava io ry wiwi a
19. pikatti ( 29/07/2010 23:38)
Ahoana daholo ry zalahy a
Raha izaho lisany dia tairo any koa dia ho hita eo rehefa hifanao ihany e
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Toa hoe efa samy manana bala daholo hono lisany any ka ahoana,hanorana sa hanavandra
20. andrywui ( 30/07/2010 18:45)
lasa letsy i billy rapika a!

nokotabaisin'i batista tamin'ny ompa be tao lery de lasa tsy hiverina eto tsony hono !....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227