Aza dia manendrikendrika ianao wiwi , raha hoatran'i Andriambill daholo isika tao dia efa ela no tsy olona , saingy ny tena katsahina dia ny fifanajana hatrany ary io fifanajana io dia taratra teny @ ireo VHV nompainao teto ireny satria tsy mitovy jery kiana aminao
Mitohy ny resaka fa tsy ho fatinao na oviana akory ny serasera