Migraine

1. sipagasy ( 25/07/2010 10:26)
Miarahaba

Iza kay no mparary an-doha lava ato?? dia ahoana/inona ny fanafana ataonareo??
répondu par Ratoa le 19/08/2010 22:45
2. m.i.s.a ( 25/07/2010 10:42)
manao IRM CELEBRAL, atao bilan d'1 céphalée nocturne persistante fa rah mihinana an-zao fanafody lava zao, ny foie sy rein mety ho simba, efa nahazo ahy manko io dia efa afaka tsara zao
3. sipagasy ( 25/07/2010 11:01)
ilay migraine mantsy anie ka tena mandreraka beh rehefa eo e! mandoa, sns izany mihintsy, efa omen'ny dokotera fanafody sns fa mmhh mbola miandry rdv @ neurologue vao afaka manao IRM hoe, fa mateti-pihavy loatra ilay izy tato ho ato mantsy, (andro mafana sns...)

misaotra nanome toro-hevitra e!
4. diamondra27 ( 25/07/2010 21:12)
sipagasy: tena nisy fotoana akia za narary ny an-dohako fa tena nijaly tokoa a.

mihinana vitamine B2 hono akia a, 300g/j de ampy

http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2000/mag0922/dossier/sa_2366_migraine_conseils.htm

5. diamondra27 ( 25/07/2010 21:16)

methode cephaly hono akia mety koa a


6. sitlo ( 27/07/2010 21:02)
Izaho tamin'ny 16-17-18 ilay nila nampiasa saina be iny, hanala bacc sy nanomboka teny Ankatso. Tena efa isan'andro mihitsy no narary andoha. Indroa ary aho nikarapoka tamin'ny tany fa safotra tampoka.

Fa tsy nankany am dokotera aho fa izaho ihany no namaky boky teny.

Ny fahalalako azy dia rehefa mampiasa saina be ianao. Tsy haiko ny miasa saina. Fa rehefa hitako fa miasa be ny atidoha, indrindra fa ilay lafiny ankaikin'ny andrina iny dia mitombo be ny rà mankany. Dia mihalehibe ny lalan-drà dia manery ny atidoha ao anaty karan-doha. Dia marary.

Ireto avy no fika fampiasako:
- tsy mijery tele mandry
- rehefa mampiasa saina dia atao sure tsara fa betsaka ny oxygene (sokafana ny varavarakely)
- rehefa vao manomboka marary ny andoha dia tsindrina ny fihirifana. Eo ankaikin'ny sofina amin'ny fihirifana iny misy lalan-drà lehibe. Tsy tsindrina mafy be fa ferana fotsiny ny habetsaky ny rà
- asiana glasy ny loha (ny ahy yaourt à boire rehefa sendra eny an-dalana no voa)
- rehefa miova ny hazavana (ohatra, rehefa miditra/mivoaka ny varavarana) dia akipy kely foana ny maso (na amin'ilay tsy marary andoha iny aza). Tahaka izany koa rehefa mametraka/manala solomaso.
- rehefa marary andoha dia tsy mihaino zava-maneno mafy be, tsy mijery tele, tsy manao sport. Miresadresaka sy mitazatazana fotsiny

Tsy tadidiko ny ambiny, fa ireo no tena fataoko.
7. xxxy ( 10/08/2010 16:56)
whisky coca io dia milamina ee
8. marcus11 ( 18/08/2010 16:35)
cool
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
9. Ratoa ( 19/08/2010 22:45)
ny aretin'andoha mandrakariva dia mifandray amin'ny tosidrà. ka manantona dokotera fa tsy ny torohevitra rehetra no mety amin'ny tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367