Zava-baovao vitsivitsy

1. hery ( 22/07/2010 23:42)
- Naverina ny loko fa izany hoe tsy mandoko ny tabilao iray manontolo.
- Naverina ny "Jereo aloha". Alohan'ny handefasana hafatra dia afaka tsindrina aloha ilay "Jereo aloha" mba hijerena ny endriny.
répondu par pikatti le 26/07/2010 17:48
2. hery ( 23/07/2010 07:38)
Azo jerena etsy amin'ilay hoe Ireo mpandrindra koa ny lisitry ny mpandrindra.

Ny mpandrindra dia afaka mamafa hafatra ao amin'ny dinika tantanany ary afaka mamindra izay dinika diso lohahevitra.
3. andrywui ( 23/07/2010 11:01)
hery ---- ) milay ! tena mety e !..
4. xxwx ( 23/07/2010 11:19)
Misaotra fa novalianareo ny fangatahan- drapika, izao VAO metimety kokoa , aza adino koa ireo kisarisary e
Misaotra tompoko
5. xxwx ( 26/07/2010 07:43)
MISAOTRA TOMPOKO O
6. pikatti ( 26/07/2010 17:48)
Efa opérationely daholo izany ny kojakoja , fa marina tokoa fa le kisarisary mbola tsy eo , nefa iny mba himémézan'i ndontofetsy
Milay ka, hafa tonga de tazana tsara
Hfatra avy @ rawix koa hono ity, mba mangataka nedala mba tsisy mpahita hono ny anarana raha tsy efa miditra hoatran'ny ao @ serasera namana ,
Izay leisy rawix fa tafa zay aloha a, ary aza mba menametyra io elah fa tsy tgv akory ny olona ato ka hampitra an'elah any Tsiafahy vao miteny
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3326