hivoaka tsy ela intsony ny petrole ao am nosy JUAN de NOVA

1. zigzag ( 14/07/2010 13:52)
ka an' ny TOTAL frantsay no higoka az! ho lasany daolo
tena mampalahelo tokoa ny zavamisy satria ao JUAN de NOVA no Manne petrolière!
répondu par pikatti le 15/07/2010 13:14
2. wxxx ( 14/07/2010 19:14)
Mila mihetsika e, efa fantatra fa tsy mandihy foana ry zalahy ireo matoa mifikitra mafy ery manohana an-dradomelina
3. rijadolly ( 14/07/2010 19:24)
bazylou>>>>> tsy misy zavatra mangoritsina te hivadika hanoana ny firenentsika ve ao anatin' se ao? Ra tena GASY se dia ampio izahay hanala izao enta- mavesatra apetrakin' taranaka mpanjanaka izao. Mila an' se ny firenena, izany koa ry Terry a! Antso am- pitiavana no atao e!
4. ouioui ( 14/07/2010 21:19)
Asa raha mba misy maso sy sofina ry zalahy ireo fa raha ny dinika alefany aloha dia tsy izay mihitsy
5. AndriambyII ( 15/07/2010 07:46)
Io jean de nova io anie ka nosy malagasy é !Tsihifin-dry zalahy avy any ambany any ny solika avy ao Mada ao dia rehefa tonga ny fotoana hahafahan' ny Gasy mitrandraka petrole dé zero bala sisa ngamba fa efa foutsin-dr lerony !Gros benef pour une bouché de pain ! ôô lallaaah !
6. swann ( 15/07/2010 08:54)
RIJADOLLY ===) tena marina ny antsonao , tena izay tokoa . SAINGY.......le toetran'ny TIM sy ny 3mvs mihitsy no tsy lany ee!! jereo amin'ireny toetrandry feticon = ouioui ireny ary kouuu!!! ireny ve no arahana, "ory hava-manana " !!!! - ka raha mba misy qualité kely mba milay amin'ny 3mvs sy ny TIM na eto amn serasera.org io na ireo mihogahoga any M/car de mety hanaraka ny dianareo iany zahay sy ny TGV ato !... fa hatramzao alou de tsy mandresy lahatra mitsy !! ....

---aleonay ihany mivarotra toaka gasy sy rongony !.... hain hain hain hain hain hain hain
7. pikatti ( 15/07/2010 13:14)

ka an' ny TOTAL frantsay no higoka az! ho lasany daolo
tena mampalahelo tokoa ny zavamisy satria ao JUAN de NOVA no Manne petrolière!

Ny ao @ FATY mbola miady seza foana, (hiova atsy ho atsy mantsy ny gouvernement), tsy misy mahita intsony ny mpandromba


Gros benef pour une bouché de pain ! ôô lallaaah !

hé hé hé,tsy misy valaka hotran'ny afera wisco
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538