ROHINA DAHOLO IREO MPIONDANA AO @ AMBAZADY PARISY

1. ouioui ( 01/07/2010 20:11)
Nanomboka t@ io fitondrana jiolahy tarihin'ny dahalo Rajoelina dia tsy misy solontena foana hatramin'izao ao, nasaina nakaty i Charles fa tsy nahasahy , izy rahateo efa nihataka (saingy tsy mbola afaka trosa akory),ny olona ao rehetra dia mpikambana @ mpitolona,olona tsy mankato an'i RADAHALO , noho izany dia tsy tao no nisy fetim-poza fa tery @ sisiny
Ka manomboka izao dia tsy mahazo miverina ao intsony n'y foza teo aloha , ireo mpitolona ihany no ao fa ny foza any an-
tokontany any
14juillet tsy antsika ary ny milaza fa mahaleontena nefa miverina manompo mpanjanaka no amboa miverina @ loany
répondu par pikatti le 02/07/2010 13:55
2. fijo ( 01/07/2010 21:08)
azavao tsara fa tsy mazava loatra izay tiana lazaina.
3. ouioui ( 01/07/2010 21:18)
Fanadalako an'i wiwi anie io e, hotran'io ny resany tsy misy lohany tsy misy vodiny, ny tena Rona daia izao , hisy zavatra hitranga atsy ho atsy mandrapahatongan'ny 14 juillet , mety ho voatoraka lafarinina indray ny sasany
Fa t'aiza foana ialahy ry fijo sa efa miresaka manokana any izany vondrona izany toi
4. fijo ( 01/07/2010 21:31)
za eto foana fa manaraka izay resakareo ka.hay miandry an'dry zalahy avy any mada nareo ao?hihihi
5. terrywui ( 02/07/2010 06:59)
fijo - 01/07/2010 23:08
azavao tsara fa tsy mazava loatra izay tiana lazaina.


na zah koa aza rafijo tena fanina fa hita oe bandy vao avy nanamaina le bandy nanoratra iofa mikorotana otran lohany iany ny koziny hin hin hin hin hin ....(ouioui) dit feticon io!....
6. terrywui ( 02/07/2010 07:01)
ninanengannlah elah zay nanaovan'i FIJO azy kah .... tena oul adala mitsy lery io ra fijo a!!. bandy midegà koa mo no valiana dinika ko aiza no tsy vao maika mipatitaka ny betronlery !!.....hon hon hon hon
FIJO =
7. terrywui ( 02/07/2010 07:02)
ataovy mazava tsara ny resaka'elah amin'ny manaraka vao miseho milay manoratsoratra eto her her her her her
8. ouioui ( 02/07/2010 10:57)
Hay ve azon'ialahy TSARA e!! Hin hin hin hon hon hon HER HER
Ahoana misy mangirana ve e??? andraso azavaiko tsara hon hon hon hin hin hin HER HER HER
Hihihi izay kosa angamba. mba mazava TSARA hihihi
9. terrywui ( 02/07/2010 13:12)
bandy donto beuu tsy misy zavatra fantany !!!! goahina amin'ny Automatique9mm andaniana cartouche iray !!!

10. pikatti ( 02/07/2010 13:55)
Very dinika tanteraka anie elha zany rawix e, tena petsan-drouioui elah dia tena déstabilisé tanteraka
alefaso indray le hon hon hon klé, elah mitomany ve no tena dikany io sa inona leity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622