Lalàm-panorenana

1. hery ( 28/06/2010 09:41)
Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?
répondu par pikatti le 28/06/2010 18:50
2. toovs ( 28/06/2010 09:59)


Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?


hahaha, c la moindre des préoccupation des politiciens jusqu'à maintenant, ils parlent de fitiavantanindrazana quand il s'agit de son intéret économique ( am zay mba ry zalahy gasy mpitondra ihany no afaka mambotry ny gasy namana fa tsy ny vazaha intsony), mais s'il s'agit de faciliter la vie des malagasy, on s'en fout,
3. terrywui ( 28/06/2010 10:14)
amin'ny teny frantsay no misy !!....
---sady atao inona koa e!!... hikritikena ndray ?
---iza no tindrangah ho fantarina ao fa ho lazaiko eto ze mampangidihidy andrangah!! momba ny inona ?...fa tsisy hanome constitution teny gasy anareo zany eto !!...
-fa ra mila ny amn teny frantsay de omeko !... alefako email fa omeo email n'i hery ah zany !!...
4. terrywui ( 28/06/2010 10:15)
na omeo num phon mobile n'i hery ah de telephoné ko anle izy nareo zao de zao !....hin hon hin hon
5. swann ( 28/06/2010 12:40)
efa fay tokoa ny Antoko mpanohitra ato ka tsy mahavaly intsony amin'ny fahadisoampanatenana lava sy matetika
-dia lasa tsy miady otran'ny Corée du Nord sy i Danemark intsony ny ato fa atody miady amambato !
6. ouioui ( 28/06/2010 13:13)
Tsy mamaly ny fanontaniana akory ny resaky i wiwi,raha tsy hain'ialahy dia akatony ty vava maimbo hihihi
7. pikatti ( 28/06/2010 15:04)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]Petsa rawix klé ,



Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?

Nijery Wikipédia fa tsy nahita academiciens Gasy mba nadika ho tenin-drazany akory ary ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
8. rijadolly ( 28/06/2010 16:37)
Fa nga moa misy lalam-panorenana ny tetezamitan' HAT amin' izao e?
9. bor2lais ( 28/06/2010 17:58)

hery:

Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?


Sao dia ity :

http://www.hcc.gov.mg/index.php?option=com_content&task=view&id=110&Itemid=48
10. pikatti ( 28/06/2010 18:50)
HCC io Rahery fa tsy HAT
Article 46 - Tout candidat aux fonctions de Président de la République doit étre de nationalité malagasy d’origine par le père et la mère, jouir de ses droits civils et politiques, avoir au moins quarante ans à la date de clôture du dépôt des candidatures, et résider sur le territoire de la République de Madagascar au moins six mois avant le jour du dépôt de candidature.



Il est interdit à toute personnalité exerçant un mandat ou accomplissant des fonctions au sein des Institutions et candidat à l’élection présidentielle, d’user à des fins de propagande électorale, des moyens et prérogatives octroyés dans le cadre de ses fonctions.


Andininy 46 - Izay olona milatsaka ho fidina ho Filohan'ny Repoblika dia tsy maintsy mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin’ny ray sy ny reny niteraka, ny zon'ny isam-batan'olona sy ara-pôlitika, feno efapolo taona farafahakeliny amin'ny vaninandro farany ahazoana mametraka ny filatsahana hofidina, ary monina eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara enim-bolana farafahakeliny mialoha ny vaninandro nametrahany ny filatsahany ho fidina.

Ireo olona manatontosa andraikitra nahavoafidy azy na ireo manatanteraka asa eo anivon’ny Andrimpanjakana ary milatsaka amin'ny fifidianana ho Filohan'ny Repoblika, dia tsy mahazo mampiasa ny fitaovana sy ny tombontsoa manokana nomena azy noho ny asa iandraiketany hanaovana fampielezan-kevitra.

Izao aloha dia tany tsisy fanjakana na fanjakan'i Baroa samy manao izay saim-pantany ao fotsiny ry zalahy mpitaingin-tseza

tontakely ve ny mameno ny tanàna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0865