RAITRA
1. rijadolly
(
26/06/2010 05:06)
Anisany tena raitra mihoatra nonho ny 26 juin rehetra ny omaly, Nifaly ny olona maro dia maro, horakoraka, Jiro mirantiranty manerana ny vohitra manodidina ny faritr' Anosy, Finaritra ery ny maso mijery azy ireo.
Ho anao, raha izay ny hita maso, mendrika ho antsika malagasy ve izay? Izay ve ny takalon' 50 taona lasany?
Fantany fa efa nomeny sira hampangetaheta anao izany fanalana azy izany ianao, nahazo 5 andro ianao hanalanao ny fangirifiriana nandritra ny 50 taona sy ny fanjanahany mivantana nanomboka ny taona 1883, raha misaina kely anefa ianao ka mitodika sy mahatsiaro ary mahatsapa ny toko apetrany dia ho fantatrao fa fitaka ihany. Mafy sy mibaribary ny fiatsarambelatsihiny, tsy te ahalala afatsy ny tombotsoany izy, Ny fahasoavana azonao amin' ilay Nahary anao ihany no anajany anao, Anao ny FAHASOAVANA ETO fa tsy ho an' Firenena hafa noho ianao, Raha tsy tsapanao izany ary tsy mihatraika ao anaty vilaninao dia esorina aminao tanteraka io FAHASOAVANA io mba tsy hananan' ilay Firenena tsy voafidin' ilay NAHARY ANAO satria ianao dia matoky io Firenena io ho maha vita fa tsy ILAY NAHARY anao.
Tsy mbola tara MASINA I GASIKARA
FAHAFAHANA TENA MARINA no tena RAITRA.

répondu par tsimendrika le 26/06/2010 09:33
2. terrywui
(
26/06/2010 09:09)
MERCI RIJA AA......
mbola izy daoly zany na ny omaly na ny androany na ny vao nanomboka ny volana juin samy fankalazana ny Fetim-pirenena daholo izany fa de misaotra anlah nandihy be zany omaly !!......

3. tsimendrika
(
26/06/2010 09:33)
Tena miavaka tokoa ity fety indray mitoraka ity raha ny fahitako azy, noho ireto antony ireto :
- Faha-50 taonan'ny nahazoana ny fahaleovantena sarintsariny, izay toa vao mainka mafy ny fisehony amin'izao fotoana izao ;
- Fitondrana Tetezamita no mikarakara azy, mampiseho ny hambom-pom-pirenena, na dia tsy ankatoavin'ny Firaisambem-pirenena aza ;
- Mpanakanto vahiny no manafana ny lanonana, manaporofo fa tena manambola tokoa ny malagasy hanafarana azy ireo ;
- Mbola ao anaty krizy ny rehetra, ary tsy mbola milamina MIHINTSY hatreto ;
Dia mirary soa e