RSS
1. neo83
(
22/06/2010 12:22)
Arahaba avokoa,
Mba mangataka fanampim-panazavana re azafady, inona kay no dikan'ilay Flux RSS amin'ny site ireny ? oe tokony atao anaty site foana ve ireny ny tokony ho izy ? lavitra be ve ny lalana fanaovana azy kay ?
misaotra indrindra amin'ny fanazavanareo re olona ô :)

répondu par neo83 le 24/06/2010 15:00
2. hery
(
23/06/2010 07:09)
Jereo fa misy resaka kely nataoko momba an'io ato: http://hery.blaogy.com/post/4/4391
3. neo83
(
23/06/2010 09:37)
Jereo fa misy resaka kely nataoko momba an'io ato: http://hery.blaogy.com/post/4/4391
Misaotra betsaka hery a
4. neo83
(
24/06/2010 14:00)
Arahaba indray ho an'ny androany, sady azafady iany klou fa tonga ndray zah sy ny fanintaniako :p
Misy ity rohy iray ity http://sebsauvage.net/comprendre/rss/creer.html mampiseho ny fanaovana ilay RSS zany.
- Apetaka isaky ny page izany ilay RSS dia miova oatr'izay ihany ny lien eo amin'ilay
- Rehefa enregistre ilay *.xml dia ohatran'ny mapiditra bouton rehetra iany ve izany no mapiditra ilay bouton RSS orange iny mihitsy (pointena sns) sa misy fomba anaovana azy manokana kay ?
- Dia raha FTP no nampiasaina tamin'ilay upload an'ilay site, dia ampiarahina amin'ilay dossier misy ilay site fotsiny ve izany ilay *.xml vao namboarina misy ilay RSS io mba ho hitany ?
Azafady indrindra re manelingelina kely fa vao mianatra mandeha ka sairana iany.
Misaotra betsaka :)
Misy ity rohy iray ity http://sebsauvage.net/comprendre/rss/creer.html mampiseho ny fanaovana ilay RSS zany.
- Apetaka isaky ny page izany ilay RSS dia miova oatr'izay ihany ny lien eo amin'ilay
... ve ?- Rehefa enregistre ilay *.xml dia ohatran'ny mapiditra bouton rehetra iany ve izany no mapiditra ilay bouton RSS orange iny mihitsy (pointena sns) sa misy fomba anaovana azy manokana kay ?
- Dia raha FTP no nampiasaina tamin'ilay upload an'ilay site, dia ampiarahina amin'ilay dossier misy ilay site fotsiny ve izany ilay *.xml vao namboarina misy ilay RSS io mba ho hitany ?
Azafady indrindra re manelingelina kely fa vao mianatra mandeha ka sairana iany.
Misaotra betsaka :)
5. neo83
(
24/06/2010 15:00)
... le amin'ilay tiret voaloany io fa adino ndray i code code :plink ... /link : (averna kely eto iany sao dia misy olana mihitsy zah zany)