vaovao tvm en directe sur http://vaovaogasy.blogspot.com/
1. vaovaogasy
(
15/06/2010 21:00)
izao dia afamka atao ny mijery mivantana ny vaovao rehetra eo @ blaogy vaovao malagasy.
Isaorana ny mpandrindra ny serasera mizara ho an ny malagasy ny vaovao
http://vaovaogasy.blogspot.com/
Isaorana ny mpandrindra ny serasera mizara ho an ny malagasy ny vaovao
http://vaovaogasy.blogspot.com/
répondu par pikatti le 16/06/2010 11:32
2. xxwx
(
16/06/2010 05:55)
MIALA Andry RAJOELINA,
Ravao ny HAT fa tsy ara-dalana.
Â
Manainga ny malagasy tia tanindrazana rehetra tsy hatoritory fa hanohy
ny tolom-panavotana an'i Madagasikara.
 Mpamadika ny firenena no misandoka mba mitondra an'i Madagasikara ankehitriny.
Tsy ara-dalana ireo, tsy eken'izao tontolo izao.
Tohizony tolona aty ivelan'i Madagasikara hampiverenana ny hasin'ny tanindrazantsika iombonana.
EKENA VAOVAO MIVANTANA

3. terrywui
(
16/06/2010 09:08)
vaovao mivantana tokoa fa ho betsaka ndray zany ny ho goagoaka fahatany fa toa bebe fo daholo ndray ireto mpanohitra kely aina ireto !....
5. pikatti
(
16/06/2010 11:32)
Ho tratra atao daholo izany ny mapnodina vola bois de rose , banky,ong,hisy FAT ho raisim-potsiny à izay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
6. pikatti