Fa ny mijery baolina dakà na ve no tsara ? sa ny mijery baolina tsy avela HIKASIKA FANJAKANA intsony e? hon hon hon
1. terrywui (
14/06/2010 17:42)
Mba te hampisafidy kely anareo ah fa toa ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao hatry ny omaly le ?
--sa mba misy fanantenana kely ve nareo ny amin'ny mety ahazahoana Fitondrana amin'io daka bol io ?
Laingako zany ry zalahy ah!! Ny mpisera tgv zah s'y bazylou ihany no tena tsy avotra ato, izay ndray zao i bazylou fa hidongy, kou elah tsy mety manampy ahy nefa zà petsan-dry lerony foana ato kle