Fa ny mijery baolina dakàna ve no tsara ? sa ny mijery baolina tsy avela HIKASIKA FANJAKANA intsony e? hon hon hon

1. terrywui ( 14/06/2010 17:42)
Mba te hampisafidy kely anareo ah fa toa ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao hatry ny omaly le ?
--sa mba misy fanantenana kely ve nareo ny amin'ny mety ahazahoana Fitondrana amin'io daka bol io ?

[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x8idqz_na-dia-taitra-sy-dada-malala_music[/dailymotion]

henoy ny hira ary an !
2. terrywui ( 14/06/2010 17:44)
mbà misaina kely nama a!!!.."
----"...io loha io anie natao hampiasaina fa tsy hitoeran'ny satroka fotsiny e !!!...."
3. terrywui ( 14/06/2010 17:45)


----"...io loha io anie natao hampiasaina fa tsy hitoeran'ny satroka fotsiny e !!!...."



de mbà hendry am sisa !....


4. terrywiui ( 14/06/2010 21:04)
Laingako zany ry zalahy ah!! Ny mpisera tgv zah s'y bazylou ihany no tena tsy avotra ato, izay ndray zao i bazylou fa hidongy, kou elah tsy mety manampy ahy nefa zà petsan-dry lerony foana ato kle
5. Mirananirina ( 15/06/2010 09:19)
aleoko mijery baolina dakana,toa izay mijery tgv mandaka olona no ataony baolina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3757