Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....
1. terrywui
(
10/06/2010 19:28)
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA
ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nentiny :vahoaka sy ny reservistes !...de aza ovaovainareo tsony le diniko fa miova be le izy ao ambany ao refa any antenantenany !!...

répondu par 3188 le 11/06/2010 15:22
3. terrywui
(
10/06/2010 19:46)
hors sujet elah 3188 a! tokony hiala io PS nlah io raha ny marina......
4. 3188
(
10/06/2010 19:56)
fa tsy mahazaka ngah elah sa aona.elah zao no tokony hiala fa tsis akama tsony.elah sy ny foza no tena hors sujet zao rehefa kelikely eo.devoly ve ? i wiwi
5. 3188
(
10/06/2010 20:08)
maka lagy ndray ve ra wiwi rehefa mba voadona kely a?mbola ho tapaka lalan-drivotra tampoka ao ambadik'io computeur io elah ny farany. devoly ve? ra wiwi
7. antimpanahy
(
11/06/2010 09:06)
3188 === tokony hiala PS sy IP mitsy alou i 3188 rah ny tena marina fa hors sujet sy manimba dinika foana ingahy !!!! ....aiza ry admin a!!! mba jejojejo aminle 3188 fa olo tsy manjary io! manimba dinika amle hors sujet fona lery ee .. vizano io ee! hin hon hin hon hin hon hin
8. 3188
(
11/06/2010 15:22)
tsy mahazaka kozy mandeha ve ry antimpanahy a!sady tsy elah no mandidy leroa