TENA EFA TSY RARINY INTSONY E

1. TEGEVE ( 08/06/2010 15:32)
Aiza koa mbola homen'Ingh Zuma place d'honneur indray ve Ingh Ravalomanana, ary ny hakarary fo ahy ve no tena tadidiavina e, vao haingana ny UE nandatsa ahy fa tsy mahazo fanampiana intsony hono fa unilateralista loatra izahay HAT dia izao mbola plce d'honneur izao indray , TSY RARRRRRRRIIIIIIIIIIIIIIIIIINNNNNNNNNNNNNNNNNYYYYYYYYYYYYY EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE

Hafarakoa hanao fetibe aty ry Céline Dion, Britney Spears, Christina Aguilera, Whitney Houston ,Magic System @ 26 juin, tsy misy mihemotra intsony fa daty tena izy , fa ny tsy haiko aloha raha ho avy ihany ry zareo e
répondu par pikatti le 10/06/2010 13:13
2. AmiralHypopo ( 08/06/2010 15:37)
Aza matahotra fa ho raisintsika @ fomba mendrika tsara ry zareo ireo , hanaovantsika tsipoapoka eny @ porte avion , ataontsika malaza nohon'ny coupe du monde football ao @ misy an'i Dada
Manaja anao RAR tompoko
3. pikanety ( 08/06/2010 18:11)
cap ver vs potugal,tanazanie vs bresil,mozambique vs potugal,zimbawe vs bresil santionany fotsiny ireo fa dia manararotra ny pays afrikanna maro mba mifampitsapa an'ireo firenena goavana @ resaka foot ball,tsy azo nieritreretina ve ny ny mba hiaonan'ny Barea t@ equipe de france ohatra ,non non tsy hoe reconnaissance hoan'ny Fat akory io fa mba juste au moins victoire hoan'ny equipe de france avant la coupe du monde mba hampiakatra ny moraly an'ny ry lerony ,allez afrika du sud
http://www.youtube.com/watch?v=-qmB4ZZF_uA
4. Mirananirina ( 09/06/2010 06:13)
hihihi!aza mora mikatra aloha enao TEVEGE an!kalamina fotsiny !Ary aza maka mpihira vaza mandany vola be izany ,fa omeo an'ireo mpanao hira gasy mahantra ny vola .dia omeo sakafo gratuit daholo ny vahoana @io faha 50 taona io,hono an!kiss
5. terrywui ( 09/06/2010 16:25)
fika io ry mirana fa nareo no tsy mahatakatra a!....ireo mpanambola be sy be kibo be voky tamin'ny andron'i dada no asaina mividy billets lafo be atao 50.000ar mitsy fa raha izay vahaoaka ve ahavisdy anzany e! de refa azo ny bénefice be de zaraina fanampiana ho an'ny mahantra avy eo !!!...de aza mandray antendrony tsony
6. pikatti ( 09/06/2010 21:53)

hihihi!aza mora mikatra aloha enao TEVEGE an!kalamina fotsiny !

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
Marary fo eo ianao tgv , vao naheno an-dR8 omena place d'honneur @ mondial hono lery dia tapa-kevitra fa tsy hijery télé klé
7. xxwx ( 10/06/2010 05:05)
Aiza aa! Hi hi hi, hijery olona migrevyzany tagà,maty tampoka eo iny vao matazana an-dr8 leuleu
8. terrywui ( 10/06/2010 10:51)


Citation
hihihi!aza mora mikatra aloha enao TEVEGE an!kalamina fotsiny !

Marary fo eo ianao tgv , vao naheno an-dR8 omena place d'honneur @ mondial hono lery dia tapa-kevitra fa tsy hijery télé klé
misy dikany ve anefa ze zany rapika fa toa falifaly be nareo zany !!!...ngah midika izany fa ahazo Fitondrana i dada zao ?? hon hon hon hon
9. pikatti ( 10/06/2010 13:13)
Ary rawix zany koa toa marary fo , tsy aleo ve leity revena manja ny mijery baolina a, ny an'i gama zany vonoina koa ny télé vao mahatazana an'i L8 ve??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615