miarahaba ny mpisera rehetra ! mba misy teny kely ho alefako ho antsika
1. haryvelo
(
08/06/2010 07:06)
Izaho dia tsy mpanohana fa tsy manakiana ihany koa anefa an'io Fitondrana io
ny antony raha ny saina tsy miangatra sy ny masotsika rehetra nahita koa anefa dia nahafantatra tsara fa tsy nandeha tamin'ny fahamarinana sy ny fahamasinana mihitsy ilay fitondrana teo aloha - araka ny slogan nentiny - be ireo very asa tan'ny fitondrana teo aloha ary be ireo niraviravy tanana tsy fidiny satria very asa !
- hita koa anefa izao tamin'ity fitondrana vaovao ity fa ny tsy fahaizana mihitsy no misongadina ,ary ny fanaporetana amin-kery no vahaolana alefany ,
fanontaniana ary : Inona no vaha-olana entinao ?
Mety ho olona hafa mihitsy ve tsara hitondra indray ny firenena ?
Mbola mety ve ireto olona ireto : zafy Albert,Ratsiraka,Ratsirahonana,Ravalomanana,Andry rajoelina ?

répondu par pikatti le 09/06/2010 22:15
2. Djhamhal
(
08/06/2010 07:19)
ny vaha olana ho entiko dia tsotra !! milaza ho tia tanindrazana daholo ireo olona voalazanao eo ambony ireo ary manana ny maha izy azy avokoa na fahaizana io na traikefa !!
koa maninona moa raha miara-mamaky loha sy mitady hevitra izy rehetra ireo ka hiara-hiasa sy hifanome tanana hampandroso ity firenena ity ??? mino aho fa raha ny fahaizana sy ny traikefan'reo olona ireo no mitambatra dia ho lasa lavitra be ity firenena ity !! Indrisy , hay nofy ihany ny ahy !!!!

3. diloo
(
08/06/2010 08:54)
Misy foana ny fomba fitondram-pirenena misy tetik'asa mahasoa ny firenena, ary misy koa tetik'asa tsy mifanandrify amin'ny hetahetam-bahoaka. Na dia izany aza, tsy maintsy ao anatin'ny sehatra ny firenena misy ny Ordre Constitutionnel no afahan'ny mpitondra fanjakana manatanteraka ny andraikitra nankinina aminy.Raha misy tsy mety ataony anefa, dia misy fomba afa afahana mitsipaka azy: fa ny coup d'état na putsch dia tsy ankatoavin'ny fivoriambem-pirenena sy ny vahoaka.
Ianao ve mihevitra fa na Rasaorikaozy, na i Obama, na ny mpitondra Sinoa, na ny mpitondra Birmania, na Berlusconie mety daholo ny fomba fitondra ny filoham-pirenena eran-tany, dia tonga lafatra daholo ny zava-bitan-dreo. Koa na iza ny mpitondra eo, ny zavatra tsara tazomina, ny tsy mety kosa ahintsy: Tsy ny fanaovana coup d'état sy ny fanimbana ny fananam-pirenena sy ny orinasa mampiasa olona maro no ampadroso ny firenena.
Ny prioritaire aloha dia ny hiverenan'ny ordre constitutionel: manao élection présidentielle vaovao.Dia anjaran'ny vahoaka no misafidy izay tiany hitondra ny firenena.
Heveriko fa ny zava-nisy efa 16 volana izay, dia voatery izay lany eo, manatanteraka ny hetahetam-bahoaka raha tsy te ahazo olana indray.
Mijoro ianao manangana antoko, dia ampio ny olona heverinao fa mendrika ny hitondra firenena, ho lanim-bahoaka.
Ary manino moa raha ianao no ho fidina, sao manana programa politika ianao ho dinihina eto?
Sa ahoana ry Haryvelo?

4. terrywui
(
08/06/2010 09:21)
Amiko de milay daholo rahary refa tsy Ravalo fotsiny no eo a !!...c tt .
-ratsiraka = milay
-TGV = milay
-Ndafy be = milay
-Ratsirahonana = milay
-Zafy Alb = milay
-Hasina = milay
-
ravalo =/=TSY MILAY satria namono olona sy nangala-bola bobaka be loatra ...

5. pikanety
(
08/06/2010 10:00)
marina ny anao ry terrywui fa ny sasany koa anie mihevitra fa raha tsy ra8 dia tsy hanaiky koa ry zareo,
ny fanontaniana mipetraka hoe iza no manana ny marina ?

6. pikatti
(
08/06/2010 12:49)
Inona no vaha-olana entinao ?
Ny vahaolana MaputoI-II?;Carlton? Addis Abeba?,PretoriaI-II?Ray aman-dreny Mijoro? Maorisy?Nataon'ny FATY daholo izay nitsoahana izay mety vaha olana , eny fa na dia ny fifanarahana izay nosiniavina aza
[/quote]Mety ho olona hafa mihitsy ve tsara hitondra indray ny firenena ?[/quote]
Raha niala ny ho etsy hofidiana ho filoha zay Rajoelina (nul et non avenu), dia mitetika ny hirotsaka PM (olana be satria be dia be ny efa mpiady seza ao @ feu TGV miady lovan-doza),olom-baovao no tokony ho eo fa tsy resaka tgv izany intsony be loatra izay laza ratsy nanesoany an'i Madagasikara izay !!!
Ny prioritaire aloha dia ny hiverenan'ny ordre constitutionel: manao élection présidentielle vaovao.Dia anjaran'ny vahoaka no misafidy izay tiany hitondra ny firenena.
7. rijadolly
(
08/06/2010 17:21)
Raha ny hevitro manokana dia tsy misy ilaina izay olom- baovao tsy mitady na manome vahaolana ny famahana izao krizy izao. Inona ny antony? Tsy sahy mandray andraikitra sao maimbo na dia ny miteny ny hadisoan' hafa aza amin' izao krizy izao, tsy sahy mijoro ho mpanao politika, midika sy manamarina ny tsy fitiavany ny Tanindrazany.
Tsy misy olana voavaha raha tsy ireo nahatonga ny olana no tonga saina.

8. fijo
(
08/06/2010 20:15)
tsy resaka olona izy io ry akama,fa resaka rafitra.na iza na iza atao eo,ka misy rafitra mazava tsara sy voahaja,dia hiroso io.
9. rijadolly
(
08/06/2010 20:46)
Marina koa izay lazain' Zoky Fijo izay, tsy resaka olona hoe iry vaovao na iry efa naloan' olona na izary mampite hando, Fa ny rafitra enti- miatrika ny fitondrana no zava- dehibe na dia manitra vaovao aza ianao, nefa kay friperie.
10. Mirananirina
(
09/06/2010 06:28)
ny vahaolana dia fahaizana mitondra ny fanjakana ary indrindra ny fanekena ny fiaraha miasa @ireo mpanao politika hafa.
fa amiko manokana aloha dia mila olona tena mahay sy manapahaizana i Mada,sahala @Obama ohatra(tena fetsy no mahay politika tokoa),saingy indrisy...fa tsy hisy izany.Ady seza..ady vola..ady totondry sns...no mba haintsika.

11. bazylou
(
09/06/2010 06:42)
Olona aloha vao reforme ny an'ny GAsy, tsy maintsy eo foana ary izay be sponsa ihany no tafiditra eo.
Le reforme ataon'ilay prezda vaovao aza mbola hofidiana fa tsy izy rehetra no atao.
Le reforme ataon'ilay prezda vaovao aza mbola hofidiana fa tsy izy rehetra no atao.
ny vahaolana dia fahaizana mitondra ny fanjakana ary indrindra ny fanekena ny fiaraha miasa @ireo mpanao politika hafa.
fa amiko manokana aloha dia mila olona tena mahay sy manapahaizana i Mada,sahala @Obama ohatra(tena fetsy no mahay politika tokoa),saingy indrisy...fa tsy hisy izany.Ady seza..ady vola..ady totondry sns...no mba haintsika.
12. terrywui
(
09/06/2010 16:31)
haryvelo a raha ny hevitro indray oa de ireo efa hita fa vandana teo de tsy tokony hanelingelina eo tsony fa efa vandana izay izy !!! ohatra:nangala-bolabem-panjakana ,namono olona bobaka be ,nibodo irery ny fihariana tao amn tanàna tao !! de aleo hipirina any alou sady miseho manindritsindry kou !....
13. fijo
(
09/06/2010 20:59)
tsy hoe tsy misy olona mahay madagasikara,diso izany amiko.maro no manana fahaizna ao,fa le rafitra no tsy voapetraka tsara.ataovy mazava tsara ny andraikitry ny andrim panjakan atsirairay,ary avelao halalaka tsara ny fomba fiasany ,dia samy tomponandraikitra eo anoloann'y vahoak aireo,fa mandeha io.
tsy mila fifannejehana lava akory,fa rehefa itann'y olona fa nangalatra enao,dia tsy fidiany intsony,ary hafaka miditra ny cours des comptes avy eo manao ny fanadihandiana momba ny fitantanan'izay niala teo,di amilatsaka hoazy ny sazy.rah aizay no misy sy ampiharina eo,tsy misy sahy hangalatra eo.

14. pikatti
(
09/06/2010 22:15)
Ny prioritaire aloha dia ny hiverenan'ny ordre constitutionel: manao élection présidentielle vaovao.Dia anjaran'ny vahoaka no misafidy izay tiany hitondra ny firenena.
Io kôzin-dradiloo io no tena mety , rafitra fanonganam-panjakana aloha dia esorina haingana, fa raha tsy izany io mihodina hotran'ny tandrimo eo fotsiny
hafaka miditra ny cours des comptes avy eo manao ny fanadihandiana momba ny fitantanan'izay niala teo
Mbola lavitra ny dia rafijo, resaka Bianco iny aza tsy lasa lavitra raha vao voabetroka ry lerony hoe aza mamoaka anaran'olona na morale io na physique, ny tiako ho lazaina dia, mbola be ny tsindry hazo lena ary tsy ho afaka vetivety io na dia demokrasia tanora aza ny ho eo, miova miandala anefa mino aho