Mba mila fanampiana za ry reto a : sao dia mba misy mahita na manana pavillon ao @ tsenan'i mahamasina, na soamantombo, na analakely, nefa tsy ampiasainy, mba hofaiko hanaovako activité kely? Raha eny dia ohatrinona eo no tokony ho hofany? Na koa ireny tranokely amoron-dalana ireny, amin'ireo faritra ireo ihany!! Dia misaotra betsaka @ fiaraha-miasa, tompoko.