JEREO TY FILAMBANINY BE TY ANIE ...HITA MITSY HOE MANDRANGITRA OFANJAKANA ........
1. terrywui
(
05/06/2010 22:17)
Tatsy Antanimora efa bedy be tao sy nifanazava be tao hoe: afaka avel miditra soamatsara hianareo fa makà autorisation de mamangy ze havana na sakaiza ato !...de mbola ahoana ndray ?? nankany tsiafahy marina ndray anie ireto mafy loha ireto de nanadala ny mpiandry fonja tao ndray !!!--soa fa olonkendry mahay manaja oul sy niteny malefaka ary, nilaza ampahendrena ry zalah hoe mila autorisation !!nefa tokony tsy azo haleha mihitsy any raha ny maha fitazonana gadra mahery fihetsika ny ao !....
Politika
Ankolafy telo
Tsy tafiditra teny Tsiafahy koa!
Mbola mitovy ny tetsy Antanimora afakomaly ihany ny nahazo an’ireo lohandoham-pisorona avy ao amin’ny ankolafy telo notarihin’ny Profesora Zafy Albert, nikasa ny hamangy an’ireo gadra politika eny Tsiafahy , omaly. Tsy afaka niditra sy nihaona tamin’ireo gadra ao amin’ity fonja ity izy ireo satria tsy nangataka alalana ho amin’izany mihitsy. Ny hany natao dia ny nametraka ny fanomezana ho an’ireo gadara tamin’ny tomponandraikitry ny fonja. Ing. Manoro Regis, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert dia nilaza fa «baiko avy any ambony no tsy namela an-dry zareo tsy hanatanteraka ny fitsidihana an’ireo gadara politika». Raha ny fanazavan’ireo tomponandraikitry ny fonja hatreny Antanimora ka hatrany Tsiafahy dia mila maka fahazoan-dalana toy ny olona rehetra ireto mpanao politika avy amin’ny ankolafy telo ireto raha hamangy olona nogadraina.
Ny Tahiry R

répondu par pikatti le 07/06/2010 17:51
2. terrywui
(
05/06/2010 22:19)
koboko amzay elah Rapika a!...okay bainnn a.. hay ve e!
....tsssssshhhhh...elah tena bandy folaitra be kay le .....
....tsssssshhhhh...elah tena bandy folaitra be kay le .....
3. AndriambyII
(
05/06/2010 22:25)
Ainsi soit les déroulement des choses de l' existence ! Pas de pitié , pas de compassion , pas d' amours , plus de comprehension , plus de contact ! plus de confiance !!
4. bekiraro
(
05/06/2010 22:59)
Aza mamafi-dresaka ialahy raha tena lahy efa niteny aho fa rahapintso no hifankahita dia miomana fotsiny
5. terrywui
(
05/06/2010 23:44)
mbola tsy matory iany ve elah rapika hatramzao a!..tena nofahanlah lalitra ah letsy bainnn a!
Aza mamafi-dresaka ialahy raha tena lahy efa niteny aho fa rahapintso no hifankahita dia miomana fotsiny
....okay e merci e .!!! be ny vitalah letsy a!!!
6. danielle
(
05/06/2010 23:53)
pikatti an mba ajaonony ity provocation nao ity mbola asehon'olona eto koa anie indray andro any fa hay ianao ity rangahy be tsy mahay miana e ,efa 45ans mbola manao fisainana ankizy ,efa victime nao teto i mirananirina ,i sobika aza moa voatery nakatona mihitsy resaka sobika love noho ny connerie nao(tess ,endrika 01) io ,mba tonga saina ,raha 20ans ianareo mba comprendre anareo ihany ny mpisera f'efa fotsy volo mbody mbola tsy mahay miaina ihany,politika resahana
7. terrywui
(
05/06/2010 23:58)
danielle = possible tsy miexiste fa sary miafina donk mety bandy ato ihany io !!....mailo elah bainn a!...sao elah de hikozy hoe zah io a!!anotanio an'i hery alou ny IP n'io !...iangavio lery !!!
9. bekiraro
(
06/06/2010 06:48)
Tsy misy mitsoaka an'ialahy eto na wiwiwi na wawawawa ialahy, aza manao adin'olona kanosa fotsiny, ialahy mantsy nilaza fa mazana dia hatreho aho izay fotsiny , ary aza mandositra fa androany ny fotoanako amin'ialahy
10. terrywui
(
06/06/2010 10:03)
ssssshhh...film goka be letsy rapika fa aokizay a..mandagy be fotsiny ssssshhhh....
11. zigzag
(
06/06/2010 13:09)
za ry wiwiwikindy ZIGZAG no PS -ko !!efa nampitandrina an lah za!!za tsy Pikatti pikotti pakotta zany koa !!
raiso ho matotra ny NOLAZAIKO an lah MODY mitady LAVABODIMBITROVOLAVO io!! Raha TRONDRO B ialahy d sakafonay tsara!!
tsy ho be kabary amin' lah eto aho fa d OMEO lé adresy marina ra- PELAKA a!ok???
raiso ho matotra ny NOLAZAIKO an lah MODY mitady LAVABODIMBITROVOLAVO io!! Raha TRONDRO B ialahy d sakafonay tsara!!
tsy ho be kabary amin' lah eto aho fa d OMEO lé adresy marina ra- PELAKA a!ok???
12. terrywui
(
06/06/2010 22:48)
resak'oul alika ko ve ahataitra tsony fa mivovoza otran'ny kivà eo fa refa mankarenitsofina eo ny chien de salon de torahako vato amzay hitsoaka tany !:...allleeeeezzzz....ty amboa maty !......
13. terrywui

14. pikatti
(
07/06/2010 12:04)
Kiiii, kotsa be elah zany rawix, elah koa leisy de mandany andro @ zavatra tsisy dikany klé , lany andro eo fotsiny elah bainn a
15. terrywui
(
07/06/2010 16:15)
tena comedien gaigy lahy elah bainnn a...faianlah tsar ah alou e!.....afa-barakan-drazama fotsiny ah amlah le !!!....tssssshhhh..elah alou tena mihinana PA amiko tokou raha koboko e...hin hon hin hon hin hon pan ! pan ! pan kibo , tratra , loha KO.....
17. pikatti
(
07/06/2010 17:47)
Namoaka vangy rawix klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/petit-gorille-king-kong-4.gif[/IMG]
18. pikatti
(
07/06/2010 17:51)
Fa inona lety no nataon'ialahy an'izoam klé, mitsontsona foana koa elah ty de mijabaka any à tsy mahay maka any klé,efa nolazaiko elah zay fa tsy zah io , ary razoamefa nialza @ lah fa tsy izy koa de iza zany , mety ialahy ihany anie io fa tsy tadidin'elah fotsiny angamba??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]