Miala any indray ry mpanompo sampy isany

1. SERGIOxx ( 31/05/2010 16:36)
Mitomany lava ny tgv eto fa tsy mila goaiga antitra hono e, dia inona daholo ary ireto RAD tsy mamely ireto , hifanositra ao @ resaka politika indray , efa fantatsika indray ny ho tohin'io

Ny Pasitera Ramino Paul, izay tsy iza fa mpikambana ao amin’ny antoko AVI izay ao anatin’ny ankolafy Rajoelina ihany, mpanohana mavitrika ny FAT.
Ny Mpitandrina RAZAFINDRAMANITRA Nestor, izay mpitandrina fantatra tsara ny foto-kevitra hijoroany ary efa nasehony nibaribary ihany koa fa manohana zato isan-jato an’i Rajoelina izy, izy hatrany no nitarika ny fivavahana rehefa misy fotoan-dehibe karakarain’ny Filohan’ny FAT.
Fahatelo, Pasitera Andriamanjato Richard.
répondu par bekiraro le 03/06/2010 01:44
2. pikatti ( 31/05/2010 19:16)

Mitomany lava ny tgv eto fa tsy mila goaiga antitra hono e
ka ry zalahy anie leisy efa lany fika e
Teo le hoe tsika samy gasy ihany no mahavitan'io e, dia avy eo nihataka t@ Mr Eric Rakotoarisoa, dia hoe Ray aman-dreny mijoro nefa dia io mpitondra fivavahana io indray sisa no mbahitany , ry Honoré Rakotomanana tsy mba nanontaniana akory fa izay fidiany ihany no atao hoe Olobe , izany ve no fikafika kely sisa , tssss, aiza izy izany tgv a

Pasitera Andriamanjato Richard.
lelike é dia io indray ve no handrazana ao raha tsy hanoro vohana , io ihany no nanoro vohana an-dry deba nakany @ sôvy, ozy le bandy izay hoe raha mbola velona hono nedala io tsy handroso mihitsy dago
3. terrywui ( 31/05/2010 19:58)
efa hitan'ny paya anie ny vovonlah ao Bagnolet ao rapika fa fehezo ,iany io vavanlah io a!! efa impiry nikozy anzay tamlah ah !
4. pikatti ( 31/05/2010 20:26)
Aiza leity izany , ny nisy ny sarin'elah iny ve , tsy any St Denis ntsony ve klé
5. bebonga ( 31/05/2010 20:28)
Mba alefaso eo tokoa hoe rapika ny sarin'ny tambahaw io hoe mba hisy hanamborana azy any @ izany eglizy izany
6. antimpanahy ( 31/05/2010 21:05)
anaka ! tsy ny nofo no miady ry anaka isany fa ny hevitra , noho izany dia aleo isika ry anaka isany hifampitantana hifandray tanana satria izay no tena malagasy ! ny ankoatra izay dia tsy mety ary tsy nahazahoana alalana satria miaramila hono io fofoinareo io ka sao dia manana PA 9mm any aminy izy ka aleo ry anaka isany mitandrina sy mifankatia ihany isika


misaotra tompoko
7. bebonga ( 31/05/2010 21:37)
Amboary any leity , io fa mody fanina , lasa nisitri-belona ,tsy sahy nivoaka @ ps ny leity , izay fa be vava nefa tsy misy ampoaka akory kay....
8. pikatti ( 31/05/2010 22:17)
Akama ihay anie leity bebonga nedala iny e, saingy mifangaro loatra ny resany eto sy ny andavan'andro, andraso fa homeko azy ny numn'elah dia resaho any izy fa tsy ampy unité lava koa mantsy ny télnlery dia eto nedala no mandefa sms fopla , aza omena tsiny lery fa vao avy nanamaina tany Bagnolet tany ndray
9. antimpanahy ( 31/05/2010 22:21)
anaka hitan'ny admin ianao fa bebonga ihany no pikatti hoy izy ireo , ka ny fahamarinana anaka no maha ela velona ka andramo amin'ny fiainanao izany , ny fampiasankery sy ny ady kosa anefa dia tsy dia mety loatra ary mety hanimba ny fahasalamanao izany satria hiakatra lava ny tosidranao


misaotra anaka dia veloma mifoha ianareo roalahy olontokana ary !
10. bekiraro ( 31/05/2010 22:40)
zah hatrehina raha mafy ialahy fa tsy pikati a pikati, raha sahy ialahy mivoaha tao an-trano tao, fa az mbola matory , inona no hifonosana ahtitra eo izao , masahy ve ialahy sa ahoana e
11. antimpanahy ( 31/05/2010 22:49)
zay entinao anaka dia vonona foana ny taolan'antitra ,saingy le fisainanao no ambany loatra ,hita taratra amin'ny fisainanao ny maha TIM anao ,ka raha misy tianao atao anaka dia tsy mihemotra mihitsy aho na ho faty na ho velona ! tadidio fa samy manana ny maha izy azy isika ary ny vava avoaka fotsiny no kalio tsara ! tena resaka matotra ny ahy anaka ,tsy eto no hanaovana izany fa raha hiresaka zavatra hafa isika dia afaka mifampiresaka tsara any ambadika , teny ierana tsara no atao , izay no maha miaramila ny miaramila tsisy zavatra ataoatao foana eto zany fa apetrapetraka tsara izay tiana atao marina ! ataoko fa mazava angamba izay


misaotra
12. bekiraro ( 31/05/2010 22:54)
Tsy izay zazakely hoatranao akory no hianatra ny hanome lesona anay ato , fa raha tianao ny hifanaja dia hajao aloha ny tenanao , ary avelao izahay hidika tsara fa aza rahonana, fantatray tsara ny toetranao terrywui ka izay no hilazanay fa tsy mbola ialahy velively akory no nahavita nanakana anay tato
13. bekiraro ( 31/05/2010 22:54)
Tsy izay zazakely hoatranao akory no hianatra ny hanome lesona anay ato , fa raha tianao ny hifanaja dia hajao aloha ny tenanao , ary avelao izahay hidika tsara fa aza rahonana, fantatray tsara ny toetranao terrywui ka izay no hilazanay fa tsy mbola ialahy velively akory no nahavita nanakana anay tato
14. antimpanahy ( 31/05/2010 23:13)
hon hon hon hon resak'alika hoa ny anlah anaka ! ataovy resaka matotra tsara raha hanova resaka hafa ! ary tsy eto amin seraseran'oul eto anaka fa any ambadika ! afaka miresaka tsara any amin'ny Auto-route any
15. bekiraro ( 31/05/2010 23:13)
miwiwiwiw sisa le vandany ty, misehoa ilahay raha mafy be , heverin'elahy fa tsy hitako angaha ny tranonareo sao , moramora ty vava
16. terrywui ( 01/06/2010 08:45)
moramora elah B... fa aza ny anarako no tonotononinlah eo a!!! antimpanahy no miresaka amlah fa tsy zaho !! fa raha misy tianlah kozina manokana amiko defa misy num -ko any antsoy ah fa tsy hifanasa lamba maloto eto isika !!...mila fifanarahana mazava tsara ny resatsika raha ho tohizana fa tsy eto amin'ny serasera eto akory fa privé ity !!..miaramila ko letsy ny aty ka tsy mihemotra zany a !
17. bekiraro ( 01/06/2010 09:10)
tsy azon'ialahy foana ve ny resako e! mila hogana eto ve ialahy vao tsy hitatata sa inona no tena tadiavina?
18. bekiraro ( 01/06/2010 09:10)
tsy azon'ialahy foana ve ny resako e! mila hogana eto ve ialahy vao tsy hitatata sa inona no tena tadiavina?
19. terrywui ( 01/06/2010 09:14)
diovy ny PA oa de afaka miresaka mlamm amze hifanarahana isika fa tsy eto ...
20. bekiraro ( 01/06/2010 09:18)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1343