Miala any indray ry mpanompo sampy isany

21. bekiraro ( 01/06/2010 09:18)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
22. terrywui ( 01/06/2010 09:21)
eto ve elah no mikozy anzany ? elah ve aona e! misy num ko any ,atsoy ah fa resaka milamina no anaovana anzany ary mila fifanarahana tsara satria tsy hisy hilalao amlah eo
23. bekiraro ( 01/06/2010 09:22)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
24. terrywui ( 01/06/2010 20:21)
za tsy mataoatra anlah raha ze elah !....fa raha mbola tohizanlah ny resak'adala entinlah eto de Ogako ho kobon'ny pokna eto ny tena PS nlah rehetra sy ny sarinlah rehetra raha mampihetsika ny lohako eo elah,,, mikozy ah zay !!nenah lety ny sariko tsy atahorako havoaka zany na ho hitan'ny rehetra aza a! fa elah ataoko fay 100% ato elah fa mikozy ah zay !..
25. pikatti ( 02/06/2010 01:03)
Aza miditra @ izany elah rawix ,bandy betsaka no efa manana sy mahalala ny momban'elah fa izao fotsiny ajaoniny ny provocation, misy mahantaty misy koa ny tsy tia ny tevatevaina ka dia fifanajana ihany no filamatra bain a
26. terrywui ( 02/06/2010 20:06)
tena NIDEPR zany kle....
27. bekiraro ( 03/06/2010 01:44)
raha mafy ialahy dia raiketo ny fotoana , raha tsy misy hanantsoina ialahy dia izaho no maiantso rahampitso à 19h ary aza vonoin'ialahy ny tél ,ary aza mial bala , izay no teniko , ialahy mantsy eto no miseho ho bob fa tratrako ialahy aloha dia ho fantatr'ialahy tsara fa dimbaka ny aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3764