FIFAMELANA, mety ho azo atao tokoa ve ?

1. tsimendrika ( 29/05/2010 07:23)
Miarahaba antsika rehetra indray,

Misy ny hetsika ataon'ny olobe amin'izao fotoana izao. Mizotra ho amin'ny FIFAMELANA ve izany sa mankaiza ?
FIFAMELANA eo amin'ny samy malagasy mpifanandrina... Mety ho azo eritreretina tokoa ve ny hisian'izany na hanaovana izany ?

Raha ny zava-misy atao indray mijery aloha, dia tena toa sarotra ny inoana ny hisian'izany satria :

Voalohany indrindra, raha mieritreritra ny nataon'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA tamin'ny androny ireo vahoaka nanohana ny tolona tamin'ny taona 2009, dia sarotra tokoa, satria sarotra ho an'ny nanana havana maty sy nahazo takaitra tamin'ny diabe nankeny Ambohitsirohitra ireny ny hamafa izany. Sarotra tamin'ny olona nahatsapa fa voaroba ny hareny na ny taniny, ny hamela MORAMORA izany.

Faharoa manaraka izany, raha mandinika ny zavatra nataon'ny mpomba an'Andriamatoa Andry RAJOELINA tamin'ny fananan'ny olona ireny. Ny fandrobana, ny fisamborana, ny fampiasan-kery, ny fisakanana samihafa, fanakantsakanana amin'izay te-haneho hevitra, sns... dia... Ho sarotra ho an'ny ankilany ihany koa ny hamela MORAMORA izany.

Dia ahoana ? Tsy mety ve izany ilay atao hoe FIFAMELANA ?

Tsara mantsy ny manamarika sy manamafy, satria efa haintsika tsara izany, fa ny olona anankiroa raha miroso amin'ny FIFAMELANA, dia misy ny FAHATSIAROVANTENA fa diso tao, na ny andaniny na ny ankilany, samy mahatsiaro fa nanao ny tsy nety. Izay ilay tsy fitoviam-pijery. Aleo raisintsika FIFAMENOANA itondrana vaha-olana entina hamahana ny krizy io tsy fitoviam-pijery io fa tsy entina kosa hampifandrafy na hampiady.
Raha samy mahatsiaro izany ny roa tonta, dia azo inoana ny irosoana amin'ny FIFAMELANA. Fa raha tsy izany dia mbola ho sarotra ihany ny raharaha.

Raha manaiky koa anefa ny rehetra fa ilaina ny fankatoavan'ny Fianakaviambe iraisam-pirenena ny fitondrana mipetraka eo dia io FIFAMELANA io no anisan'ny làlana tsara (mba tsy ilazako hoe : tokana) tokony irosoantsika mianakavy.

Ny fahitako azy aloha, tena tsara ny mahaleo tena fa tsy mety kosa ny tsy hifandray amin'ny any ivelany. Ny hoe mifandray amin'ny any ivelany mantsy dia midika fa ankatoavin'ny Fikambanana eo anivon'izao tontolo izao aloha ny rafitra mipetraka ao anatin'ilay Firenena iray. Raha amin'izao andron'ny fandrosoana izao no tsy hifandray na mba eken'ny Fianakaviambe iraisam-pirenena isika dia mbola hanahirana hatrany izy ity.

Koa, raha hiroso amin'ilay hoe FIFAMELANA isika dia aoka re hampitony ny hatezerana samihafa tamin'ny zava-niseho hatramin'izay nisian'ny krizy izay e. Satria raha ireny foana no mikobona ao anatintsika ao dia tsy hisy raha manjary eto.

Mafy,... tena mafy ilay izy, kanefa atao ahoana moa.

Amiko, rehefa misy fihaonana dia aleo samy mamoaka ny ao am-po raha samy mahatanty tsara, dia rehefa vita izay, dia samy miaiky hoe : Hay moa isika ireto samy diso avokoa... Dia samy manadio fo tsara, avy eo miroso amin'ny FIFAMELANA amin'izay.

Sarotra ihany ilay izy, kanefa raha te-hamaha ny olana isika dia izay no aoka hirosoana e.

"IZAY TSY MIADY, HONO, OLOMBODO, FA IZAY TO FO MPAMOSAVY"

Teny atsipy amintsika manampanahy ihany izay, ka aleo samy handinika.

Raha misy làlana hafa dia mba ilazao e.

Mirary soa indray.

ILAY TSY MENDRIKA.

répondu par pikatti le 29/05/2010 10:58
2. rijadolly ( 29/05/2010 09:39)

Misaotra Mendrika a! Miray hevitra amin' se aho, tsy misy hanampiana ary tsy misy hanalana. tsy ilaina ny Fanamarinantena
3. AndriambyII ( 29/05/2010 10:11)

Concenssus de réconciliation avec beaucoup de compromis et dédommagements à tous les niveaux , pour apaiser les esprits meurtris par les exactions partisanes ou arbitraires .
Mis aux bancs des accusés pour leurs rôles d'ingerences dans les affaires politiques Malagasy , les groupes suivants : SADEC ,EU ,UA , GROUPES BANCAIRES ASEAN ,BAD ,BOA ,BNP ,BCE, FED .
Mbola betsaka ny vondrona ekonomika tokony handoa ny trosany @ ny fanjakana malagasy .
4. pikatti ( 29/05/2010 10:58)

Voalohany indrindra, raha mieritreritra ny nataon'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA tamin'ny androny ireo vahoaka nanohana ny tolona tamin'ny taona 2009, dia sarotra tokoa, satria sarotra ho an'ny nanana havana maty sy nahazo takaitra tamin'ny diabe nankeny Ambohitsirohitra ireny ny hamafa izany. Sarotra tamin'ny olona nahatsapa fa voaroba ny hareny na ny taniny, ny hamela MORAMORA izany.

Faharoa manaraka izany, raha mandinika ny zavatra nataon'ny mpomba an'Andriamatoa Andry RAJOELINA tamin'ny fananan'ny olona ireny. Ny fandrobana, ny fisamborana, ny fampiasan-kery, ny fisakanana samihafa, fanakantsakanana amin'izay te-haneho hevitra, sns... dia... Ho sarotra ho an'ny ankilany ihany koa ny hamela MORAMORA izany.

Samy nisy fahadisoany daholo ary tokony izay fifamelana izay mihitsy no tokony haroso raha tsy izany hifandramandra foana eto
Nefa anie ry tsy mendrika tena fandavana an-kitsirano no aroson'ireo feu TGV raha vao maheno an'io resaka io ry zareo ka hoy aho hoe , enga anie ka ireo Raiamandreny Mijoro ka hiroso @ izany dingana izany
Ohatra efa nitranga tokoa io tao Afrika atsimo

L'objet de cette commission concerne les crimes et les exactions politiques commis au nom du gouvernement sud-africain mais également les crimes et exactions commis au nom des mouvements de libération nationale (African National Congress, ANC, etc.). Comme pour la plupart des commissions de vérité et réconciliation ultérieures, les victimes témoignaient devant la Commission. Sa spécificité consistait néanmoins en l'échange d'une amnistie pleine et entière des crimes en échange de leur confession publique. Ce mécanisme visait non seulement à la réconciliation nationale, mais aussi à permettre de dévoiler la vérité sur des crimes dont seuls les auteurs avaient connaissance (ce qui était pertinent en particulier pour les crimes commis par les services de sécurité, et dont les victimes étaient mortes)1.
Afin de favoriser les confessions publiques, des menaces de poursuites judiciaires étaient instaurées en cas de refus d'aveu des crimes commis. Cependant, la plupart de ceux qui ont été inculpés devant les tribunaux ont été acquittés (dont Magnus Malan, Wouter Basson, "le docteur la mort") pour insuffisance de preuves, ou au motif du respect du principe de hiérarchie et de l'obéissance aux ordres.
Les audiences étaient filmées et diffusées à la télévision 1.

Afaka maka ohatra mifanaraka @ maha-Malagasy isika ohatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413