Mandra-pihaona chrome

1. hery ( 28/05/2010 14:51)
Hatramin'ny nivoahan'ny Google Chrome dia nazoto be mihitsy aho nampiasa azy io satria malaky sady maivana. Vetivety dia misokatra ny pejy jerena ary tsy tapatapaka.
Tato anatin'ny herinandro anefa izay dia mihisatra i Chrome. Mety hoe misy programme ampiasaiko hafa mampihisatra azy kanefa na izany aza. Sady amin'izay tsy fantatra mihitsy izay ataony satria toa tsy open source ilay izy. Tsy miera rehefa manao mise-à-jour kanefa sur aho fa misy foana ny mise-à-jour ataony.

Koa mampiasa firefox indray aloha izao
répondu par neo83 le 18/06/2010 06:22
2. McFy ( 29/05/2010 01:30)
Sali,

Izaho indray aloha dia fidèle foana hatramin'izao ary mety tsy hanao veloma mihitsy. ny ahy miera refa manao mis à jour. Misy dia misy mihitsy ny takaitrany fa tsy any @ mihisatra izany mhitsy raha tsy hoe androany angaha :) Androany après midi kosa aloha nahita aho fa tena nihisatra izy nefa tsy haiko fa novaiko varavarankely 7 ny xp-ko ka neritreretiko hoe izay.
Any @ plug-in no ahitako matetika ny tsy mety aminy fa izy aloha dia misosa mihitsy mihoatra ny rehetra.
3. neo83 ( 18/06/2010 06:22)
Arahaba,

Mety oe connexion ve no mahatonga izao : rehefa manokatra site amin'ny Chrome zah dia tsy le page no misokatra (tsy normal hitan'ny reetra iny) fa le mvadika otran' code bdb no eo amle tokony ho page, rehefa am chrome iany zah vao tratran'izany fa amin'ny firefox nefa ilay izy tsy maninona. connexion ambany ve no anton'izay sa le chrome-ko mihitsy kay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2322