Inona no zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana any ivelany any?

1. niryna ( 28/05/2010 03:45)
Ho anareo rehetra mipetraka any ivelan'i gasikara ,misy zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana ve indraindray ?
Ohatra hoe ny fanaovana fotoan-gasy na efa aty an-dafy aza
Na hoe koa ilay fanariana ambintsakafo kanefa ny olona any tsy mihinan-kanina
Na koa hoe ny fomba fitaizana tany tsy dia azo am-piharina avokoa fa toa msy tsy mety

Ny faharoa indray dia hoe inona no mba hezaka na eritreritra kely tonga ao an-tsainareo dia tianareo ho ampitaina any amin'ny tanindrazana rehefa indray andro any e
répondu par niryna le 08/07/2010 18:12
2. diamondra27 ( 29/05/2010 17:17)
le fotoan-gasy aloha tsy de olana fa ny an'ny afrikana no tena ooooooooo
entre pa iny an.

ny hira aloha dia ahatsiarovana azy.
rehefa manary lamba na robot na appareil menager tsy ilaina nefa mbola tsara sy mandeha tsara , dia mitsetsetra hoe any dago zao tony mbola mety.

mahatsiaro dago rehefa misy olona mandalo ireeny dia tokony hanao azafady,aty ivelany tsy misy an zany


hafatra: tazomy tsara ny maha-malagasy fa misy fahendrena be.
Taloha ny gasy tsy mba mahalala izany mi-deprime izany, tena zavatra mahafinaritra izany, aty ivelany rehefa misy zavatra kely dia efa hila mi-deprime le olona.
3. niryna ( 06/06/2010 23:28)


le fotoan-gasy aloha tsy de olana fa ny an'ny afrikana no tena ooooooooo
entre pa iny an.
fa ny antsika anie dia mahatanty ny olona miandry na adin'ny roa aza e
Izaho kosa aloha dia tonga ara-potoana foana ary miezaka ny ahatratra ny ora fa tena tsy tiakoa fa izaho foana no tonga aloha ary dia eo miandry ka miandry eo,tsy ny gasy ihany fa na ny filipina aza dia itovizana.Efa mba miezaka ihany izy ireo satria nisy fampianarana izahay dia hoe aza miandry rehefa mitarika hira hianao fa tonga dia antomboy ka izay tonga eo no ampanaovy famerenan-kira

ny hira aloha dia ahatsiarovana azy.
rehefa manary lamba na robot na appareil menager tsy ilaina nefa mbola tsara sy mandeha tsara , dia mitsetsetra hoe any dago zao tony mbola mety.
aoka re


mahatsiaro dago rehefa misy olona mandalo ireny dia tokony hanao azafady,aty ivelany tsy misy an zany
isika dia nampianarina ary natao anisany programme tany am-pianarana ny morale fa misy na omena toerana aza ireny antitra ireny dia tena mangarika be mihitsy,izaho angaha heverinao ho antitra hoy izy


hafatra: tazomy tsara ny maha-malagasy fa misy fahendrena be.
Taloha ny gasy tsy mba mahalala izany mi-deprime izany, tena zavatra mahafinaritra izany, aty ivelany rehefa misy zavatra kely dia efa hila mi-deprime le olona.

sao kosa ilay tsy fahalalana an'Atra no mahatonga izany ? asa aloha ?
4. 3188 ( 10/06/2010 21:07)
lay fanariana ambin- tsakafo iny mampifamaly mihintsy ato an tanana.ary noeveriko fa zah rery no mieritrerira izany an!
5. 3188 ( 17/06/2010 23:18)
te hody aho eee!
6. Miguele33 ( 22/06/2010 06:05)
Merci =)))

[URL=http://s04.flagcounter.com/countries/3DIf][IMG]http://2.s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][/URL][URL=http://s01.flagcounter.com/countries/fcPpr][IMG]http://2.s01.flagcounter.com/count/fcPpR/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=0/labels=1/[/IMG][/URL]
7. Ralay ( 25/06/2010 13:40)
Ny fetimpirenena sy ny revy lol
8. maryline ( 25/06/2010 14:04)
tsy misy iray segondra akory hanadinoako ny tany fiaviako dia i Madagasikara. @zao fetim- pirenena izao d' efa manim- bolo ny fofony sahady aho. Rehefa rehefa mitaingina bus aho dia tena any ny saiko no niantefa mahita ny filaharana sy ny kotaba maro isan-karazany
9. 3188 ( 25/06/2010 16:01)
10. mandrindra ( 05/07/2010 23:56)
isaky ny mitopy any amin'ilay nataoko ho rakodrindrina fotsy, mena, maintso ny masoko
11. niryna ( 08/07/2010 18:08)


te hody aho eee!
tsy mivoaka ilay izy
ity koa misy iray " Many te hody "
http://www.youtube.com/watch?v=ftyHDu9Eods&feature=PlayList&p=CC1B9500483147A4&playnext_from=PL&playnext=1&index=69
12. niryna ( 08/07/2010 18:12)
ka tsy maintsy manakipy maso ny tena rehefa manary sakafo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948