Iza no mora manao accident be indrindra

1. niryna ( 28/05/2010 02:18)
Raha maka tanora hatramin'ny telompolo taona isika ary maka ny olona mihoatra ny 65 taona
Iza no mety manao accident be indrindra ?
répondu par tess le 09/06/2010 05:44
2. ikaretsaka ( 28/05/2010 13:45)
accident @ inona aloha io?
3. diamondra27 ( 29/05/2010 17:08)
AVc ? hiii
4. ranet06101 ( 01/06/2010 15:34)
Na izaho koa ary mba tsy mahazo hoe inona ilay accident tianao ho resahana.
5. Mirananirina ( 05/06/2010 14:49)
mazava hoazy fa ny be taona no manao accident na @in io.
6. niryna ( 06/06/2010 23:34)
azafady aza e,ilay accident tiako tenenina eto dia ireo mitondra fiara
7. ikaretsaka ( 07/06/2010 13:54)
Arakaraka...
ny antitra tsisy reflexe
Ny tanora indray mitsapatsapa ny maha tanora dia tia andrakandrana sy misetrasetra sy tsy mitandrina

Amiko io dia ny fahatsapanao ny herim-batanao ihany no zava dehibe. Hoe izao no mbola vitanao sy azonao atao sy azonao antoka fa tsy handratra anao sy ny hafa
8. tess ( 09/06/2010 05:44)
ny mamo lava no tena mpanao accident ny tsy ampy torimaso... na antitra na tanora
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4966