Hahemotra ny dialogue national fa aleo aloha hirevy e

1. TEGEVE ( 27/05/2010 12:17)
Misy angamba hilaza aminareo hoe io indray ilay fotoan-gasy , nilaza t@nareo mantsy aho ny 12 mey fa hiroso @izany isika,

Misy koa angamba hilaza aminareo hoe , io indray ilay tenin-dehilahy sarim-bavy, nilazako mantsy ianareo fa ny ahy dia tenin-dehilahy t@ iny hoe tsy hirotsa ny ho fidiana aho, "aza gaga aloha raha hanao fanamabarana ny hirotsaka indray ary aho an"

Misy koa angamba ny hiteny hoe manamarina ny maha sankalité ahy io

Ka ny tena mahamaika dia ny hanaovana fety be 50 taona nitsingerenan'ny fahaleovantena ho an'ny zanatany Frantsay rehetra e, misy ny vola enti-manana hanaovana an'izany ,

Miala tsiny aho ry vahoaka Malagasy fa aleo aloha hihinana kely ny ekipan'ny Vitall II avy eo isika mifanaraka e

(l) (l)
répondu par pikatti le 28/05/2010 20:36
2. Vahoaka ( 27/05/2010 12:22)
Izahay Vahoaka tsy miraharaha izay revinareo any e :twisted: :twisted: :twisted: ny anay politikan'ny kibo ihany :twisted: :twisted: ary mihomana tsara fa ho hitanao izany hoe vahoaka romotra izany, dia tazomy tsara ny sezanao mandra-pahatongan'ny 26juin :twisted: :twisted: :twisted:
3. tontonsola ( 27/05/2010 12:36)
Ces derniers jours, Paris par la voix d’Alain Joyandet a encore insisté pour la présence d’Andry Rajoelina au sommet de Nice. Mais c’est un non définitif de la SADC et Jacob Zuma méme en échange d’un hypothétique coup de main parisien pour un Pretoria 2.
Reste à désigner un représentant pour Madagascar qui ne figure pas sur la liste des sanctionnés de l’Union Africaine.
CAPRICE C'EST FINI :-D :-D :-D :-D
NICE C'EST FINI :-D :-D :-D :-D
4. onaonafaty ( 27/05/2010 12:39)
Décision unilaterale nataon'ny SADIC io e :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
5. tsimendrika ( 27/05/2010 12:40)
TEGEVE,

Ny hevitro aloha ry zareo, dia tsara raha mba iraisana ny fanapahan-kevitra, na dia atao aza hoe sarotra ihany izany. Ny daty tokony ifanarahana fa tsy ny ankolafy iray ihany no manome izany. Sa ahoana hoy ianareo ? ?

Mety hisy hilaza isika hoe : sarotra ny ifanantonan'ireo ankolafy efatra (4), saingy hoy aho hoe : tsy mety ve raha isika samy ato anatin'ity dinika ity no hifanome tànana mba ho môdely hitan'ireo tsy mety hifanaraka ireo.

Tena sarotra be ve izany ?

Sokafako fotsiny ny adi-hevitra ry TEGEVE a.

Mirary soa jiaby e.

ILAY TSY MENDRIKA
6. vitalkamaoly ( 27/05/2010 13:13)
hon hon dom-bera lesy zandrigasy fa mbola voapetrako ihany le sezako malalako a. hon hon..Misy izao miteny hoe toa mirevy fotsiny ry lerony: tsia fa tena mandinika ny hampandrosoana ny tanana ny tary ato anaty bar ato.
Tsy aleo ve lesy ampiana kely ny sosin'ireto figina ireto sao mamoa-doza eo ndray? hon hon hon =)) =)) =)) Elah hoa tokony milatsaka mihitsiny e de mba mirevy elaela ny akama retra
7. Robie ( 27/05/2010 13:41)
Décision unilaterale nataon'ny SADIC io e :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

Fa nahoana moa no lazainao fa décision unilatérale :roll: :roll: :?: ny zavatra voalaza nialoha anie ka ny hifanarahana ny hiverenana ny hifandinika e!ary efa nomena sy nampahafantarina daholo ny tokony ho tonga !efa nolazaina anie fa hitady vaha-olona iraisana alohan'ny fanapahan-kevitra ho raisiny e! koa ahoana no mbola miroso irery foana no ataonareo HAT :idea:
8. pikatti ( 27/05/2010 17:01)
Miala tsiny aho ry vahoaka Malagasy fa aleo aloha hihinana kely ny ekipan'ny Vitall II avy eo isika mifanaraka e

Tsy mahagaga fa na ny reska bois aza izao vao maika lasa kitoatoa, kaboraraka, samy manao izay saim-pantany , didin'ny besandry

Mercredi, 26 Mai 2010 19:54
La filière bois se trouve actuellement dans la confusion totale. L’on indique au sein de la filière que tout le monde fait ce qu’il veut et que l’activité n’obéit plus à aucune règle. «C’est l’anarchie totale», qualifie un exploitant forestier.
Selon les explications de ce professionnel de la filière bois, les opérateurs qui avaient des papiers en bonne et due forme se trouvent en ce moment sur la «touche» et de nouvelles tétes sont entrées en lice et font déjà la loi dans l’exploitation et le commerce de bois précieux tel le palissandre ou autres bois pour meubles. L’on déplore au sein de la filière que non seulement, ces nouveaux exploitants et marchands de bois ne respectent pas les réglementations en vigueur, mais ils se croient au dessus de la loi. En effet, selon toujours l’interlocuteur, certains de ces nouveaux exploitants ne sont pas à méme de présenter les papiers attestant qu’ils sont en règle envers l’administration alors qu’ils opèrent comme s’ils étaient des opérateurs en règle.
Selon toujours les explications, ces derniers profitant de la situation politique actuelle, se lancent dans l’exploitation forestière et dans le commerce du bois en toute illégalité. Beaucoup d’entre eux, apprend-on toujours, n’ont jamais fait le métier auparavant. «Ce sont des opportunistes qui ne sont là que pour amasser des fortunes», un professionnel de dénoncer et d’ajouter : «Ces types d’acteurs économiques ne penseront jamais à l’avenir de la filière et encore moins à la pérennisation des ressources forestières». Faut-il, noter par exemple que les exploitants forestiers ont l’obligation de faire du reboisement sur le site où ils travaillent. Une chose que les exploitants opportunistes ne daignent méme pas faire. Ce qui inquiète également ces professionnels est l’origine des produits que les exploitants illégaux écoulent en ce moment sur les marchés.
9. fijo ( 27/05/2010 20:10)
ka inona mo ano mahagaga amin'izany???
rehefa tsy misy fanjakana mijoro anie ,dia tsy misy mifehy koa izany e.dia izao no vokany.ka io mantsy hono ny vahoaka no nitady azy ko,hiafio ao e
10. pikatti ( 28/05/2010 20:36)

mantsy hono ny vahoaka no nitady azy ko,hiafio ao e

ié vahoakan'ny tgv , ny capsat, izao ry zalahy indray no nataon'i Rajoelina tohatra dia any indray aloha ireny , iza indray hono no manaraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0502